21/12/2024
True Love version extrême
Partie Finale
Efesiana 5:12-13

1)Comment se préparer avant de me marier ?
Manolotra ny tenanao ho an'i Jesosy,miditra ao anatin'ny tontolo ara-panahy,mihazakazaha ara-panahy,
C toi qui consacre dédié à Dieu
2) afaka manambady olona tanora ve ny olona mandroso taona
Tsy olana raha mankasitraka na mitsodrano ny RAD , fijerin' olona,tsy fahotana kanefa tsy fahendrena , Tsara kokoa raha ny L no zoky noho ny V
3)Fomba i-gerer n'a vola raha hanao mariage
Mila manangona , mampitombo ny fidirambola , tandremo ny mitrosa rehefa hanao mariage
4) position sexuelle chrétien
Ikorit 1:5