DGP Gendarmerie nationale

DGP Gendarmerie nationale Namanao ny zandarmaria

18/10/2022
๐Ÿšจ๐Ÿšจ๐Ÿšจ Samia mitandrina ny rehetra
18/10/2022

๐Ÿšจ๐Ÿšจ๐Ÿšจ Samia mitandrina ny rehetra

TAORIAN'ILAY LOZA MAHATSIRAVINA NAHAZO ILAY MPITONDRA SCOOTER TAO ANTANANARIVO INY DIA NAMOAKA FANAMBARANA NY FIKAMBANANA IRAY

๐Ÿ“ข๐Ÿ“ขFiviliana tsy ampiheverana sy tsy ampisainana๐Ÿšจ๐Ÿšจ๐Ÿšจ

๐Ÿšจ๐Ÿ‘‰TANDREMO loza ho anao sy ho an'ny hafa, mila fitandremana sy fepetra tsara arahina.

Ireto avy ary:
๐Ÿ‘‰ Eny amin'ny toerana natokana hiodinana irery ihany no tokony hiodina.
๐Ÿ‘‰ Jereo tsara ny havia sy havanana sao takona ianao ka tsy hitan'ny mpampiasa lalana hafa
๐Ÿ‘‰ Jereo tsara ny aloha sy aoriana Sao tsy malalaka ny lalana.
๐Ÿ‘‰ Alefaso ny famantarana Fiviliana rehefa feno fepetra.
๐Ÿ‘‰ Aza mandray dรฉcision ny andeha raha tsy hita fa malalaka tsara.

๐Ÿ™Izay raha mbola misy hanampy Dia ao amin'ny commentaire.

๐Ÿ™Porofo mazava be iny loza niseho iny, mirary fahasalamana ho an'ireo natratra.

Zarao ho hitan'ireo mpampiasa lalana namana

Mpitondra moto mendrika๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ
Riders Scoot Community ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ
๐Ÿ‘ฎ๐Ÿฝโ€โ™€๏ธ๐Ÿ‘ฎ๐Ÿปโ€โ™‚๏ธ๐Ÿ‘ฎ๐Ÿปโ€โ™€๏ธ๐Ÿ‘ฎโ€โ™€๏ธ๐Ÿ‘ฎ๐Ÿฝโ€โ™‚๏ธ๐Ÿ‘ฎ๐Ÿฟโ€โ™‚๏ธ๐Ÿ‘ฎโ€โ™‚๏ธ๐Ÿ‘ฎ๐Ÿผโ€โ™‚๏ธ๐Ÿ‘ฎ๐Ÿพโ€โ™‚๏ธ๐Ÿ‘ฎ๐Ÿพโ€โ™€๏ธ๐Ÿ‘ฎ๐Ÿฝโ€โ™€๏ธ๐Ÿ‘ฎ๐Ÿปโ€โ™‚๏ธ

๐Ÿ‘๐Ÿ‘๐Ÿ‘
18/10/2022

๐Ÿ‘๐Ÿ‘๐Ÿ‘

Address

Ampitatafika
TANA101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when DGP Gendarmerie nationale posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share