Iarivo Radio 95.6FM

Iarivo Radio 95.6FM 95.6FM

24/07/2025
𝗧𝗮𝘅𝗶-𝗺𝗼𝘁𝗼 - 𝗞𝗮𝗼𝗺𝗶𝗻𝗶𝗻𝗮 𝗔𝗻𝘁𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮𝗿𝗶𝘃𝗼 𝗥𝗲𝗻𝗶𝘃𝗼𝗵𝗶𝘁𝗿𝗮📢 Ho fanomanana ny fivoriam-be hiarahana amin’ny sehatry ny taxi-moto, ny ...
24/07/2025

𝗧𝗮𝘅𝗶-𝗺𝗼𝘁𝗼 - 𝗞𝗮𝗼𝗺𝗶𝗻𝗶𝗻𝗮 𝗔𝗻𝘁𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮𝗿𝗶𝘃𝗼 𝗥𝗲𝗻𝗶𝘃𝗼𝗵𝗶𝘁𝗿𝗮

📢 Ho fanomanana ny fivoriam-be hiarahana amin’ny sehatry ny taxi-moto, ny Kaominina Antananarivo Renivohitra dia mampandre ny rehetra fa hisy solontenan’ny CUA hidina eny anivon’ny fiantsonana manerana ny boriboritany enina.

Ireo mpiandraikitra ireo dia mitondra sy mampiseho « badge » famantarana ofisialy avy amin’ny kaominina 🎫.

🏍️ Ny anton-dia dia handray ny anaran’ireo solontenan’ireo mpisehatra isaky ny fiantsonana ilaina amin’ny dingana fanombohana ny fampidirana ara-dalàna ny taxi-moto amin’ny sehatry ny fitateranana eto an-drenivohitra.
CUA - Commune Urbaine d'Antananarivo

Tsara alahady daholo o.
29/06/2025

Tsara alahady daholo o.

Lava kokoa isika rehefa vao maraina 🦴Lava kokoa ny olombelona rehefa vao mifoha maraina raha ampitahana amin'izy rehefa ...
25/06/2025

Lava kokoa isika rehefa vao maraina 🦴

Lava kokoa ny olombelona rehefa vao mifoha maraina raha ampitahana amin'izy rehefa amin'ny alina.
Miha fohy eoeo amin'ny 1cm ka hatramin'ny 3cmny olombelona mandritry ny tontolo andro ary miha lava indray ny maraina.
Ny antony dia rehefa mitsangana isika dia mifanindry ny hazondamosina na ny colone vertébrale ka lasa milatsaka kely ny halavana.

Source : topsante.
https://www.topsante.com/tous-les-avis-d-expert/pourquoi-est-on-plus-grand-le-matin-que-le-soir-251777

Citation du jour.
25/06/2025

Citation du jour.

24/06/2025

🎯VAOVAO TSELATRA
Talata 24 Jona 2025

🔵Nanolotra: Nambintsoa RASAMIMANANA🎙️
🟡Nampita ny feo: Mamy RABESOHELINA 🎛️

Contact Rédaction: [email protected]

FanabeazanaEo anelanelan'ny 4-6 taona eo ny Zaza no manomboka mandainga. Eo izy no mahatsapa fa afaka manova ny zava- mi...
23/06/2025

Fanabeazana

Eo anelanelan'ny 4-6 taona eo ny Zaza no manomboka mandainga. Eo izy no mahatsapa fa afaka manova ny zava- misy. Mialohan'izay tsy azon'ny ny Zaza ny atao hoe lainga. Fa miankina ihany koa amin'ny ray aman-dreny no mety mahatonga ny ankizy ho lasa mandainga

23/06/2025

🎯VAOVAO TSELATRA
Alatsinainy 23 Jona 2025

🔵Nanolotra:Antsa ANDRIAM🎙️
🟡Nampita ny feo: Mamy RABESOELINA 🎛️

Contact Rédaction: [email protected]

Inona ny dite hafakely fanaonao amin'izao andro mangatsiaka izao?Dite sakamalao sy ny tombotsoa azo avy aminy no entina ...
23/06/2025

Inona ny dite hafakely fanaonao amin'izao andro mangatsiaka izao?

Dite sakamalao sy ny tombotsoa azo avy aminy no entina androany.

Ho an'olona 1 ireto no ilaina:
Rano 1/4 l
Sakamalao vovony 1sotrokely sy tapany
Afaka asiana tantely 2 sotrokely sy ranona voasary makirana 2 sotro fihinana

Atao anaty rano mangotraka ny sakamalao. Tatavanina Dia arotsaka ny tantely sy voasarimakirana.

Ireo tombotsoa vitsivitsy azo amin'ny fihinanana sakamalao:
- Miady amin'ny gripa, sery, kohaka
- Manala ny maloiloy sy ny fandoavana
- Manamora ny fandevonan- kanina
- Manatsara ny famoahana ny gaz ao anaty tsinay
- Manamaivana ireo aretin'ny vanin-taolana
- Manalefaka ny areti- tenda
- Manamafy ny hery fiarovana

𝗖𝗶𝘁𝗮𝘁𝗶𝗼𝗻 𝗱𝘂 𝗷𝗼𝘂𝗿."Ny fahombiazana rehetra dia zanaky ny fahasahiana"
23/06/2025

𝗖𝗶𝘁𝗮𝘁𝗶𝗼𝗻 𝗱𝘂 𝗷𝗼𝘂𝗿.
"Ny fahombiazana rehetra dia zanaky ny fahasahiana"

😨𝗠𝗼𝘁𝘀 𝗱𝗲 𝗽𝗮𝘀𝘀𝗲𝘀 𝗻𝗶𝗽𝗮𝗿𝗶𝘁𝗮𝗸𝗮:Voalohany teo amin'ny tantara no nisiana fuites de données betsaka tahaka an'ity, mots de pas...
20/06/2025

😨𝗠𝗼𝘁𝘀 𝗱𝗲 𝗽𝗮𝘀𝘀𝗲𝘀 𝗻𝗶𝗽𝗮𝗿𝗶𝘁𝗮𝗸𝗮:

Voalohany teo amin'ny tantara no nisiana fuites de données betsaka tahaka an'ity, mots de passe maherin'ny 16 Milliards no voa piratés ary naparitak'ilay mpanao piratage tany amina site miafona ary amidiny, misy ireo anaovany fandrahonana hakany vola.

Tratra daholo na mots de passe Facebook na Google na Instagram na X na Telegram sns, eny hatramina plateformes gouvernementales.

Mampirisika ny mpampiasa réseaux sociaux ny tompon'andraikitra mba ho mailo sy ampiasa ilay antsoina hoe authentification à deux facteurs na 2FA mba ho fiarovana ny compte'ny.🛜

Source : Le Figaro, Midi libre, Frandroid, L'Indépendant

https://www.lindependant.fr/2025/06/20/une-fuite-de-donnees-record-16-milliards-didentifiants-et-de-mots-de-passe-ont-ete-pirates-alertent-des-chercheurs-en-cybersecurite-12773157.php
https://www.frandroid.com/culture-tech/securite-applications/2654761_16-milliards-de-mots-de-passe-voles-apple-google-et-facebook-dans-la-plus-grande-fuite-de-lhistoire
https://www.midilibre.fr/2025/06/20/la-plus-grande-fuite-de-donnees-de-lhistoire-16-milliards-de-mots-de-passe-et-didentifiants-ont-fuite-que-faire-en-cas-de-piratage-12774945.php
https://www.lefigaro.fr/secteur/high-tech/apple-facebook-google-16-milliards-de-mots-de-passe-ont-fuite-du-jamais-vu-20250619

20/06/2025

🎯VAOVAO TSELATRA
Zoma 20 Jona 2025

🔵Nanolotra:Antsa ANDRIAM🎙️
🟡Nampita ny feo: Andry RAKOTONIRINA 🎛️

Contact Rédaction: [email protected]

Address

Ampitatafika

Telephone

+261344210502

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Iarivo Radio 95.6FM posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Iarivo Radio 95.6FM:

Share

Category