04/05/2025
💥💥 COURS M .A.O MADAGASCAR 💥💥
Miverina mandray mpianatra vaovao Aho @ ity volana Mai ity , somary manao fienam-bidy Kely miohatra ny Teo aloha 👍
👉 COURS PRÉSENTIEL
👉 TUTORIEL VIDEO COMPLET
Ireto avy ireo modules 5 hianarana @ izany :
✅ RÉGLAGE ELEMENETS BATTERIE
Izay miantoka ny 75% ny qualité n instrumentale hataonao ( tsara kokoa raha ny signal no atao tsara réglage fa ts any @ mixage (effet d'insert) vao maka qualité)
✅ COMPOSITION INSTRUMENTALE
Ny fomba fanaovana composition instrumentale @ gadona anaki8 izay tinao sy fampiasa matetika.
Hianarana ny : * Emplacement elements
* Vélocité
* Quantification ( binaire , ternaire)
* Break ( roulement)
* Folaka , intro, couplet, ref, ending...
Slow, reggae, sud af, Sega, zouklove, afrozouk, afro salegy, pop, tsapiky, salegy .
✅ MIXAGE INSTRUMENTALE
Hianarana ny tokony Hasiana effets sy ny ts tokony asina , ny effets tokony ampiasaina.
Ballance , panoramique
Hianarana ny fikafika mba hampi-groove tsara ny instru kanefa tsy Mi-Saturé .
✅ PRISE VOCAL & MIXAGE
*Hianarana ny tokony hatao alohan'ny hanao rec, anatiny rec,
*Hianarana ny traitement vocal ( correction, ajustement volume, synchronisation)
* mixage lead, duo, trio, chœur, chorale
*Ny effet tokony hampiasaina : insert / send
Dimension verticale ( Dinamique, fréquence)
Dimension horizontale ( panoramique)
Dimension profondeur ( delay reverb)
* Ballance .
✅ MASTERING
Maro no sahirana @ ity etape farany ity satria any vao mitady fahagagana 🤔, kanefa tokony mifampiankina atrany amboalohany io ,
Rehefa arahintsika antsakany sy andavany ireo rehetra ireo dia ho mora ny étape MASTERING.
Fomba azahoana qualité Mandona tsara, mafy ( manaraka norme), tsy misy saturation .
Raha mahaliana anao ary dia midira MP @ page avy atrany na miantso ny Laharana 0342215750 Fanomezantoky Azaria
MIRARISON Hoantsika rehetra 😊