Tia mamaky boky version pdf

Tia mamaky boky version pdf Livre électronique

Mba tsy ho sahirana ianao mitady boky dia azonao atao ny miara-miasa aminay 😃😃😃Afaka manampy anao izahay hitady n'y boky...
14/03/2025

Mba tsy ho sahirana ianao mitady boky dia azonao atao ny miara-miasa aminay 😃😃😃

Afaka manampy anao izahay hitady n'y boky tianao ho vakiana toy ny boky :
- roman
- bande dessinée
- Livre de science
- histoire
- politique
- gestion
- philosophie
- sociologie
- marketing
- Boky ho an lehilahy
- boky momba ny fanaovana boost page
- boky momba fanokafana portefeuille crypto monnaie
- boky resaka trading
- toro-hevitra am fanamboarana photo vita aingana, logo,.....
- boky fianarana langue : français, anglais,....
- boky momba ny informatique

Afaka miditra mp ianao dia tononinao n'y boky tianao ho vakiana na ilaina

Tsara ny mifanampy

Teny kely ho an dada, ilay miady mafy hahasoa ny antokatrano ❤️
14/06/2024

Teny kely ho an dada, ilay miady mafy hahasoa ny antokatrano ❤️

14/02/2024

ASA EN LIGNE

Ny FREELANCER dia ireo olona tia miasa en ligne tsy tia miasa birao fa ao an-trano dia mandray vola.

Mila mahay mikarokaroka sy mianatra kely iany dia tsy very zany

Mety efa nanandrana asa en ligne daholo iany fa mety tsy nahalala ianao oe toy izany Ilay asa en ligne.

Tena ahazoana vola ve? Oui!! Tena ahazoana vola

Ireto misy sombitsombiny ary :
1. Vente en ligne ( Facebook)
2. Revendeur en ligne ( Facebook) : misy olona manana produits dia manampy anazy mivarotra entany ianao. Mandray commission aveo.
3. Community Manager ( réseaux sociaux) mitantana Compte réseaux sociaux an'olona, entreprise, influenceur, personnalité publique, sns.
4. Design graphique : mamorona sary ho ampiasain'ny olona amin'ny asany.
5. Vidéaste : afaka mitady client en ligne ianao
6. Transcription : mamadika audio, video ho lasa soratra
7. Assistante virtuelle
8. Micro tâche : toy ny sproutgigs, microworker, remotask, sns
9. Rédacteur web ( copywriter): mpanoratra contenu ampiasain'olona amin'ny asany.
10. Programmeur web/ apk/ logiciel : mpamorona an'ireo zavatra ireo.
11. Mpivarotra Formation : misy thème mahaliana olona
12. Service de voix off : mpanao feo amin'ny vidéo an'olona ( pub sy ny maro ambiny)
13. Correction et révision des textes : misy olona mandefa texte, boky, aminao dia tsarainao ny orthographe sns
14. Service de SEO : manampy ireo site web mba ho mora hita any amin'ny moteur de recherche Google
15. Influenceur : mpanao pub entan'olona
16. Animation 3D
17. Trading : mitady vola amin'ny alalan'ny fanarahamaso ny Marché boursier.......

Misy amin'izy ireo mitaky fahaizana lalina be, misy kosa vitan'ny mijery video amin'ny YouTube. Manao recherche amin'ny Google. Misy aza dia misy page Facebook manoro fotsiny.

Satria maro be ny mitaraina tsy manana asa

13/02/2024
Motivation
14/01/2024

Motivation

😂
30/11/2023

😂

INONA NO CRITÈRES NITIAVANAO AN IO OLON-TIANAO IO ?ATAOVY AO AM COMMENTAIRE MBA HO FANTANY D IDENTIFIER-O IZY ❤️❤️❤️
30/10/2023

INONA NO CRITÈRES NITIAVANAO AN IO OLON-TIANAO IO ?

ATAOVY AO AM COMMENTAIRE MBA HO FANTANY D IDENTIFIER-O IZY ❤️❤️❤️

INONA NO AHATSIAROVANAO ILAY TENA NAMANAO INY ? 😄😄😄
26/10/2023

INONA NO AHATSIAROVANAO ILAY TENA NAMANAO INY ? 😄😄😄

Address

Andoharanofotsy

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tia mamaky boky version pdf posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Tia mamaky boky version pdf:

Share