RATIC Salut! si tu veux regarder des belles photos et rires en meme temps, tu es sur la bonne Page. Follow

MAHAJANGA ๐Ÿฉต๐Ÿงกโค   Sary vitsivitsy teny @ lalana sy tany Majunga ๐Ÿฅฐ.
15/09/2024

MAHAJANGA ๐Ÿฉต๐Ÿงกโค

Sary vitsivitsy teny @ lalana sy tany Majunga ๐Ÿฅฐ.

MALAZA GILEADA  ๐ŸฐFodian'ny masoandro no anisan'ny fotoana mamy mafinaritra ahy anaty tontolo andro iray โคโ€๐Ÿ”ฅ.Ary ny anao ...
21/07/2023

MALAZA GILEADA ๐Ÿฐ

Fodian'ny masoandro no anisan'ny fotoana mamy mafinaritra ahy anaty tontolo andro iray โคโ€๐Ÿ”ฅ.

Ary ny anao ๐Ÿ˜?

STATION SERVICE โค.    Salama namana fb ๐Ÿ™‹๐Ÿปโ€โ™‚๏ธ, mba mangalatahaka itony zavatra fataonzareo anaty insta itony kely klou ๐Ÿ™†๐Ÿป...
06/06/2023

STATION SERVICE โค.

Salama namana fb ๐Ÿ™‹๐Ÿปโ€โ™‚๏ธ, mba mangalatahaka itony zavatra fataonzareo anaty insta itony kely klou ๐Ÿ™†๐Ÿปโ€โ™‚๏ธ.

NY ATY  AMINAY โค       Coucou Namana fb isany ๐Ÿ™‹๐Ÿปโ€โ™‚๏ธ, elaela ah.Eo aloha mijery ny masoandro mody avy ety Antsahasoa Anka...
05/06/2023

NY ATY AMINAY โค


Coucou Namana fb isany ๐Ÿ™‹๐Ÿปโ€โ™‚๏ธ, elaela ah.Eo aloha mijery ny masoandro mody avy ety Antsahasoa Ankaraobato.

Tsy dia hita tato ato fa simba matos dia izao vao miverina kely eto @ pejy indray ๐Ÿ˜, maresaka anareo izay elaela izay ๐Ÿ˜Š.

๐—ฃ๐—ฒ๐˜๐—ถ๐˜๐—ฒ ๐—š๐—ฟ๐—ฒ๐—ป๐—ผ๐˜‚๐—ถ๐—น๐—น๐—ฒ ๐˜ƒ๐—ฒ๐—ฟ๐˜๐—ฒ ๐Ÿ’š.    Akama keliko anio ๐Ÿฅฐ, teo ampakana goavy ah no nitsambikina tety an-tanako lery sady hendry...
07/05/2023

๐—ฃ๐—ฒ๐˜๐—ถ๐˜๐—ฒ ๐—š๐—ฟ๐—ฒ๐—ป๐—ผ๐˜‚๐—ถ๐—น๐—น๐—ฒ ๐˜ƒ๐—ฒ๐—ฟ๐˜๐—ฒ ๐Ÿ’š.

Akama keliko anio ๐Ÿฅฐ, teo ampakana goavy ah no nitsambikina tety an-tanako lery sady hendry be tsy matahotra mihitsy.

Adinoko hatr@ fakana goavy fa raikitra ny pika sary nay mtsam fa nahazo modele photogenic kely ๐Ÿ˜, sady tsy mihetsiketsika mihitsy alaina sary.

Eny eh, Coucou ihany klou fa elaela izay ๐Ÿ˜

Mahafinaritra ahy foana ny mitazana ny tontolo mpiainana eny rehetra eny ๐Ÿคฉ
30/04/2023

Mahafinaritra ahy foana ny mitazana ny tontolo mpiainana eny rehetra eny ๐Ÿคฉ

Mpiarak'andro ๐Ÿ˜๐Ÿ˜

๐ŸŽถ๐ŸŽถ๐Ÿ˜ Hariva ty andro oh, mpiarak'andro รดรดoh
Mandroaka ombe moly eeeeh ๐ŸŽถ๐ŸŽถ๐Ÿฅฐ๐Ÿฅฐ
D.Gary ๐ŸŽถ

Anisan'ny sary mahafinaritra ahy itony Scene de vie itony ๐Ÿฅฐ .

๐–ฅ๐—ˆ๐—†๐–ป๐–บ ๐–ฟ๐–บ๐—„๐–บ๐—‡๐–บ ๐—Ÿ๐—œ๐—š๐—›๐—ง๐—ฅ๐—ข๐—ข๐—  ๐—ฃ๐—ฅ๐—˜๐— ๐—œ๐—จ๐—  ๐— ๐—œ๐—ฆ๐—ข๐—ž๐—”๐—ง๐—ฅ๐—” ๐—ข๐—จ๐—ง๐—œ๐—Ÿ๐—ฆ ๐—ฅ๐—˜๐—›๐—˜๐—ง๐—ฅ๐—”.         Averiko alefa kely aloha fa mbola misy manontany manko,...
27/03/2023

๐–ฅ๐—ˆ๐—†๐–ป๐–บ ๐–ฟ๐–บ๐—„๐–บ๐—‡๐–บ ๐—Ÿ๐—œ๐—š๐—›๐—ง๐—ฅ๐—ข๐—ข๐—  ๐—ฃ๐—ฅ๐—˜๐— ๐—œ๐—จ๐—  ๐— ๐—œ๐—ฆ๐—ข๐—ž๐—”๐—ง๐—ฅ๐—” ๐—ข๐—จ๐—ง๐—œ๐—Ÿ๐—ฆ ๐—ฅ๐—˜๐—›๐—˜๐—ง๐—ฅ๐—”.

Averiko alefa kely aloha fa mbola misy manontany manko, ity ary ny fakana azy. Manara ilay etape na ny zavatra recherchena sur google ary dia ataovy tahaka an'io anaty carre io.

Rehefa avy manao installation tonga eo amle sary 6 dia misy io bouton quitter (ร—) io clikena dia vita ny chocolat, mivoha avokoa ny outils.

N.b : Ny outils selection ciel sy sujet ihany no tsy mandeha

๐‘†๐‘’๐‘’ ๐‘ฆ๐‘œ๐‘ข ๐‘Ž๐‘”๐‘Ž๐‘–๐‘› โคโ€๐Ÿ”ฅ           Harivariva ety an-tanana ๐Ÿฅฐ. Faranana @ masoandro mody matsirotsiro ny herinandro โค.Iza no ti...
26/03/2023

๐‘†๐‘’๐‘’ ๐‘ฆ๐‘œ๐‘ข ๐‘Ž๐‘”๐‘Ž๐‘–๐‘› โคโ€๐Ÿ”ฅ

Harivariva ety an-tanana ๐Ÿฅฐ. Faranana @ masoandro mody matsirotsiro ny herinandro โค.

Iza no tianao kokoa 1, 2 sa 3 ?

๐—ฉ๐—ผ๐—ต๐—ถ๐˜‡๐—ผ ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ณ๐—ผ ๐—ผ๐—ต๐Ÿ˜๐Ÿšฒ     ?ATIC
25/03/2023

๐—ฉ๐—ผ๐—ต๐—ถ๐˜‡๐—ผ ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ณ๐—ผ ๐—ผ๐—ต๐Ÿ˜๐Ÿšฒ

?ATIC

๐Ÿ”” ๐—ง๐—˜๐—ž๐—ก๐—œ๐—ž๐—” ๐—›๐—”๐—ก๐—”๐—ง๐—ฆ๐—”๐—ฅ๐—”๐—ก๐—” ๐—ก๐—ฌ ๐—ฆ๐—”๐—ฅ๐—ฌ ๐—ฃ๐—œ๐—ž๐—”๐—ก๐—”๐—ข. LIGNES DIRECTRICES Ahoana ary ny mampiasa izany lignes directrices izany ?Izao ar...
24/03/2023

๐Ÿ”” ๐—ง๐—˜๐—ž๐—ก๐—œ๐—ž๐—” ๐—›๐—”๐—ก๐—”๐—ง๐—ฆ๐—”๐—ฅ๐—”๐—ก๐—” ๐—ก๐—ฌ ๐—ฆ๐—”๐—ฅ๐—ฌ ๐—ฃ๐—œ๐—ž๐—”๐—ก๐—”๐—ข.

LIGNES DIRECTRICES

Ahoana ary ny mampiasa izany lignes directrices izany ?

Izao ary, rehefa maka sary isika dia misy ny TSIPIKA IZAY INDRAINDRAY HITA MASO ( oh : Corde guitare tahaka ny @ sary ao ambany, ilay tsipika fotsifotsy @ arabe ireny, fil Jirama, sns ).

Tsy voatery ho hita foana anefa izy io fa INDRAINDRAY VISUALISENA FOTSINY ( oh : Rindrina, Couloir, Arabe sns. Hita ao @ sary fanehoana ihany).

Inona no ilaivana io Lignes directrices io ?

Izy io dia lamintsary natao hisarihana ny mason'ny mpijery ho eny @ toerana tian'ny mpaka sary hifantohany, ilaina ihany koa hanasongadinana ny FOTO-KEVITRA( sujet ) ao anatin'ny sary.

Araka ny filazan'iry zareo mpandinika dia voasarika @-na tsipika ny mason'olombelona ary dia manana fahazarana manaraka iny tsipika iny izy mandrapahatongany eo @ farany hitondran'iny tsipika iny azy ๐Ÿ˜‰.
Mino ah fa samy efa nanara-maso isika rehefa mahita lalamby hoe makaizamaika izy izany, na lalana ihany koa ary.

Misy lamintsary efa noresahintsika izay mikasika ny ๐—ฅ๐—ฒ๐—ด๐—น๐—ฒ ๐—ฑ๐—ฒ๐˜€ ๐˜๐—ถ๐—ฒ๐—ฟ๐˜€, ka hoan'izay mbola tsy nahita izay dia asiako rohy mitondra makany ao anaty commentaire.

Ny Lamintsary moa dia ilaina mba hahafahanao mandamina sy manasongadiana izay tianao haseho anaty sary, sy mba ho mora @ mpijery ihany koa ny mamaky ny sary izay alefanao.

Efa nisy tuto video ihany ity fa ny fitsitsina forfait dia hoy aho hoe aleo asiana hoan'izay tsy nahajery ilay video ๐Ÿคฃ๐Ÿ˜.

Aza adino mizara sy manaraka ny pejy fa ho asiantsika tohiny atoato ๐Ÿ˜Š.

Zaraina ihany aloha ๐Ÿค—
19/03/2023

Zaraina ihany aloha ๐Ÿค—

Misaotra matsiaro eh ๐Ÿฅฒ
16/03/2023

Misaotra matsiaro eh ๐Ÿฅฒ

Address

Andoharanofotsy

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when RATIC posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to RATIC:

Share