Tag's Studio sarl

Tag's Studio sarl Conception, Édition, Production Conception PAO, édition magazine, production audiovisuelle, organisateur d'évenementiels

10/08/2026

💯 "Ny adidy vita, ny fahafinaretana azo" ✨

Misaotra an'Andriamanitra nitantana ny dia🙏

Fisaorana be dia be ho an'ny Mahaleo Taranaka sy ny ekipany, nitarika ny lanonana, sy namaly ny antso handraisan'izy ireo anjara amin'ny fanampiana ny vehivavy sy ny ankizy marefo🙏❤️

Fisaorana koa ho an'ireo mpanohana rehetra 🙏
Airtel Madagascar - Ny Havana - Médical International - RDJ 96.6 FM - RADIO DON BOSCO - Dream'in - TV PLUS Madagascar Ofisialy - Hannah Workspace & Events - Angel Beauty - LTPB

Ary indrindra indrindra, misaotra antsika rehetra mpankafy sy mpirevy Mahaleo tonga nanotrona ny 9 Aogositra tao amin'ny CC Esca omaly, sy mandray anjara sahady amin'ireo asa soa ataon'ny Soroptimist International Club Antananarivo Tanamasoandro🙏🙏🙏❤️

🎶Haharitra tokoa anie, izany fiarahantsika izany...🎶

08/08/2026

👌Fantatrareo tokoa ve i Benaivo?
Andao ho fantarintsika ary hoe iza tokoa moa izy...

💯Revy mahaleo antsika, miaraka @ Mahaleo Taranaka ny
🎈 Alahady 09 Aogositra 2026
🕒 15h00
📍 CC ESCA Antanimena

‼️ Iza avy no mbola tsy nahazo tapakila? Jifao aingana ao amin'ny:
• Ticketplace: https://www.ticketplace.io/event/1411/mahaleo-taranaka
• Angel Beauty Mahamasina( près Gastro Pizza),
• Résidence Hannah Andraharo( près Bricoland),
• Super Music Analakely
• NECTAR Ankadifotsy
• CC ESCA Antanimena (manomboka ny 03 Aout)
• Carrefour Ankorondrano (isaky ny sabotsy)
Partenaires:
Airtel Madagascar - Ny Havana - Médical International - RDJ 96.6 FM - RADIO DON BOSCO - Dream'in - MEC - Hannah Workspace & Events - Angel Beauty

🎟🎟🎟
Bronze: 10.000Ar (balcon placement libre) (Eny @ point de ventes, sy eny an-toerana ny andron'ny seho)
Silver: 20.000Ar (Ticketplace sy point de ventes)
Gold: 40.000Ar (Ticketplace sy point de ventes)
⚠️ VIP SOLD OUT
Voir moins

08/08/2026
07/08/2026

💯 NDAO HIREVY mahaleo eee !!, revy miavaka, revy mahaleo ranoray, miaraka Mahaleo Taranaka !!!

Alahady 09 Aogositra 2026
🕒 15h00
📍 CC ESCA Antanimena

‼️ Iza avy no mbola tsy nahazo tapakila? Jifao aingana ao amin'ny:
• Ticketplace: https://www.ticketplace.io/event/1411/mahaleo-taranaka
• Angel Beauty Mahamasina( près Gastro Pizza),
• Résidence Hannah Andraharo( près Bricoland),
• Super Music Analakely
• NECTAR Ankadifotsy
• CC ESCA Antanimena (manomboka ny 03 Aout)
• Carrefour Ankorondrano (isaky ny sabotsy)

Partenaires:
Airtel Madagascar - Ny Havana - Médical International - RDJ 96.6 FM - RADIO DON BOSCO - Dream'in - MEC - Hannah Workspace & Events - Angel Beauty

🎟🎟🎟
Bronze: 10.000Ar (Eny @ point de ventes, sy eny an-toerana ny andron'ny seho)
Silver: 20.000Ar (Ticketplace sy point de ventes)
Gold: 40.000Ar (Ticketplace sy point de ventes)
⚠️ VIP SOLD OUT

Voir moins

06/08/2026

💯 NDAO HIREVY mahaleo eee !!, revy miavaka, revy Mahaleo ranoray, miaraka Mahaleo Taranaka !!!

🎈Alahady 09 Aogositra 2026
🕒 15h00
📍 CC ESCA Antanimena

🤝Efa miandry antsika ry zalahy!

🎶Mamy ny mody..., hiran'ny tarika Mahaleo tsy dia faheno firy no entin-dry zalahy amintsika nefa dia mamy ery...

‼️ Iza avy no mbola tsy nahazo tapakila? Jifao aingana ao amin'ny:
• Ticketplace: https://www.ticketplace.io/event/1411/mahaleo-taranaka
• Angel Beauty Mahamasina( près Gastro Pizza),
• Résidence Hannah Andraharo( près Bricoland),
• Super Music Analakely
• NECTAR Ankadifotsy
• CC ESCA Antanimena
• Carrefour Ankorondrano (isaky ny sabotsy)

Partenaires:
Airtel Madagascar - STAR Madagascar - Ny Havana - Médical International - RDJ 96.6 FM - RADIO DON BOSCO - Dream'in - MEC - Hannah Workspace & Events - Angel Beauty

🎟🎟🎟
Bronze: 10.000Ar (Eny amin'ny point de vente ihany)
Silver: 20.000Ar (Ticketplace sy points de ventes)
Gold: 40.000Ar (Ticketplace sy points de ventes)

⚠️ VIP SOLD OUT
Voir moins

05/08/2026

💯 NDAO HIREVY mahaleo eee !!, revy miavaka, revy Mahaleo ranoray, miaraka Mahaleo Taranaka !!!
Alahady 09 Aogositra 2026
🕒 15h00
📍 CC ESCA Antanimena

🤝Efa miandry antsika ry zalahy!
🎶Isekely, kaloin'i Maharo sy Rado indray eto
Tsy misy izay tsy mahafantatra ity hira ity, na ny milaza fa tsy mahay Mahaleo ara😅

‼️ Iza avy no mbola tsy nahazo tapakila? Jifao aingana ao amin'ny:
• Ticketplace: https://www.ticketplace.io/event/1411/mahaleo-taranaka
• Angel Beauty Mahamasina( près Gastro Pizza),
• Résidence Hannah Andraharo( près Bricoland),
• Super Music Analakely
• NECTAR Ankadifotsy
• CC ESCA Antanimena (manomboka ny 03 Aout)
• Carrefour Ankorondrano (isaky ny sabotsy)

Partenaires:
Airtel Madagascar - STAR Madagascar - Ny Havana - Médical International - RDJ 96.6 FM - RADIO DON BOSCO - Dream'in - MEC - Hannah Workspace & Events - Angel Beauty

🎟🎟🎟
Bronze: 10.000Ar (Eny amin'ny point de vente ihany)
Silver: 20.000Ar (Ticketplace sy points de ventes)
Gold: 40.000Ar (Ticketplace sy points de ventes)

⚠️ VIP SOLD OUT

31/07/2026

💯 NDAO HIREVY mahaleo eee !!, revy miavaka, revy Mahaleo ranoray, miaraka Mahaleo Taranaka !!!

Alahady 09 Aogositra 2026
🕒 15h00
📍 CC ESCA Antanimena

‼️ Iza avy no mbola tsy nahazo tapakila? Jifao aingana ao amin'ny:
• Ticketplace: https://www.ticketplace.io/event/1411/mahaleo-taranaka
• Angel Beauty Mahamasina( près Gastro Pizza),
• Résidence Hannah Andraharo( près Bricoland),
• Super Music Analakely
• NECTAR Ankadifotsy
• CC ESCA Antanimena (manomboka ny 03 Aout)
• Carrefour Ankorondrano (isaky ny sabotsy)

Partenaires:
Airtel Madagascar - STAR Madagascar - Ny Havana - Médical International - RDJ 96.6 FM - RADIO DON BOSCO - MEC - Hannah Workspace & Events - Angel Beauty

⚠️ VIP SOLD OUT

Voir moins

💯 NDAO HIREVY mahaleo eee !!, revy miavaka, revy Mahaleo rano iray, miaraka @ Mahaleo Taranaka  !!! Alahady 09 Aogositra...
30/07/2026

💯 NDAO HIREVY mahaleo eee !!, revy miavaka, revy Mahaleo rano iray, miaraka @ Mahaleo Taranaka !!!

Alahady 09 Aogositra 2026
🕒 15h00
📍 CC ESCA Antanimena

‼️ Iza avy no mbola tsy nahazo tapakila? Jifao aingana ao amin'ny:
• Ticketplace: https://www.ticketplace.io/event/1411/mahaleo-taranaka
• Angel Beauty Mahamasina( près Gastro Pizza),
• Résidence Hannah Andraharo( près Bricoland),
• Super Music Analakely
• NECTAR Ankadifotsy
• CC ESCA Antanimena (manomboka ny 03 Aout)
• Carrefour Ankorondrano (isaky ny sabotsy)

Partenaires:
Airtel Madagascar - STAR Madagascar - Ny Havana - Médical International - RDJ 96.6 FM - RADIO DON BOSCO - MEC - Hannah Workspace & Events - Angel Beauty

⚠️ VIP SOLD OUT

Voir moins

Achetez vos billets en ligne sur Ticketplace.io. Concerts, festivals et salons à Madagascar. Paiement sécurisé : Mvola, Orange Money, Airtel Money ou carte.

29/07/2026

⏳️ J-11

⁉️Misy hafatra kely avy amin'i Rôrô...

🎂Aza adino ny fotoanantsika, andao hirevy mahaleo, anaty seho tokana, miaraka amin'ny Mahaleo Taranaka ny
📅 Alahady 09 Aogositra 2026
🕒 15h00
📍 CC ESCA Antanimena

🤝 Hetsika atolotry ny Soroptimist International Club Antananarivo Tanamasoandro, ho fanotronana ny asa soa ataony ho fanampiana ireo vehivavy sy ny ankizivavy

Partenaires:
Airtel Madagascar - STAR Madagascar - Ny Havana - Médical International - RDJ 96.6 FM - RADIO DON BOSCO - MEC - Hannah Workspace & Events - Angel Beauty

🎟 Aza adino ny tapakila, jifainao ao amin'ny Ticketplace, aza tara ann:
https://www.ticketplace.io/event/1411/mahaleo-taranaka

🎟 Efa misy tapakila koa ao amin'ny
• Angel Beauty Mahamasina( près Gastro Pizza),
• Résidence Hannah Andraharo( près Bricoland),
• Super Music Analakely
• NECTAR Ankadifotsy ( manomboka ny 03 Aout)
• CC ESCA Antanimena (manomboka ny 03 Aout)
• Carrefour Ankorondrano (isaky ny sabotsy)

⚠️ VIP SOLD OUT

Voir moins

Address

IB 336 Andoharanofotsy
Andoharanofotsy
102

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 12:00

Telephone

+261341143679

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tag's Studio sarl posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Tag's Studio sarl:

Shortcuts

Share