Real TV Madagasikara

Real TV Madagasikara « Mieux que le Meilleur! »

CONTACT : 038 98 017 65
034 24 762 28
(4)

15/07/2025

Singa natao fitiliana tany ivelany: Loharanom-baovao marim-pototra no nahazoan’izy ireo ny valin’ny fitiliana nalefan’ny Fanjakana Malagasy tany amin’ny Institut de Medecine Legale tao Strasbourg (IMLS) hoy ny mpanao gazetin’ny RFI Pauline Le Troquier raha ny resaka nataony tamin’ny mpanao gazetin’ny Real Tv. Mbola nanamafy ity mpanao gazetin’ny RFI ity fa ivon-toerana tsy manana ny fahafahana hitily ny « botulisme » io laboratoara IMLS nandefasan’ny Fanjakana Malagasy ny singa nanaovana fanadihadiana io. Manoloana ny fanenjehan’ny mpanohana ny fitondrana azy ireo taorian’ny namoahan’ireo haino aman-jery vahiny ny fanadihadiana mikasika ny valin’ny fitiliana nalefan’ny Fanjakana Malagasy tany amin’ny IMLS, dia nilaza i Gaëlle Borgia, mpanao gazetin’ny TV5 Monde fa misy olona voakarama hanenjika ny mpanao gazety vahiny eto Madagasikara mba hampitahorana sy hampanginana azy ireo.

SINGADIM-BAOVAO REAL NEWS- NY VAOVAO MARINA 15 JOLAY 2025

15/07/2025

OUR GENERATION - HERINANDRO FAHATELO :
- Niatrika ny fanomanana ny Stage 2 tanterahana amin’ny Sabotsy 19 Jolay ho avy izao sahady ireo mpifaninana miisa 8 mianadahy mbola tafajanona anatin’ny fifanintsanana izay hisolo tena an’i Madagasikara hihazo an’i Rosia ho an’ny famaranana OUR GENERATION 2025.

15/07/2025

REAL NEWS / NY VAOVAO MARINA MIVANTANA 15 JUILLET 2025.

15/07/2025
15/07/2025

30 Minutes Market Mivantana 15 JUILLET 2025:MADA PHONE/ SOA

15/07/2025

30 Minutes Market Mivantana 15 JUILLET 2025:TSIRINALA/ SOA

15/07/2025

30 Minutes Market Mivantana 15 JUILLET 2025:BEAUTY CLINIC/ SOA

15/07/2025

Efa azonao alaina ety amin’ny foiben’ny REAL TV MADAGASIKARA ny tapakila fanasana ho an’ny manasa-dalan’ny fifanintsanana Our Generation.

Sabotsy 19 Jolay 2025 amin’ny 12 ora atoandro

14/07/2025

Fandaharana manokana mivantana miaraka amin’i Mendrika RAZAFINDRATSIMA

RIRIHARIZAKA Dina - HAZA GROUPE

14/07/2025

REAL NEWS / NY VAOVAO MARINA MIVANTANA 14 JUILLET 2025.

14/07/2025

OUR GENERATION - HERINANDRO FAHATELO :

- Niatrika ny fanomanana ny Stage 2 tanterahana amin’ny Sabotsy 19 Jolay ho avy izao sahady ireo mpifaninana miisa 8 mianadahy mbola tafajanona anatin’ny fifanintsanana izay hisolo tena an’i Madagasikara hihazo an’i Rosia ho an’ny famaranana OUR GENERATION 2025.

Address

Andoharanofotsy

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Real TV Madagasikara posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Real TV Madagasikara:

Share