Consciencisme

Consciencisme Fifohazantsaina @ andraikitra. Link unten ⬇️

Culture of Awakening
Conscientizing and Enlightening
Upholding Human Dignity
For the Well being of Society

Tsy mpitondra tenin'ny RCR!
⚖️ Privatprofil | Impressum/Legal: s.

07/09/2026

Manao pause kely @ fizara-kevitra ny admin fa misaotra betsaka @ faharetana tompoko 🤗
🇩🇪 Ohatran'izao ny Eoliènes rehefa @ alina mamokatra herinaratra ho an'ny Vahoakan'ny Allemagne

🇲🇬 MITOHY NY DIA — MITOHY NY FIOFANANA Fanovan-drafitraRehefa vita ireo fiofanana tany   -   -  , dia mitohy hatrany ny ...
06/09/2026

🇲🇬 MITOHY NY DIA — MITOHY NY FIOFANANA Fanovan-drafitra

Rehefa vita ireo fiofanana tany - - , dia mitohy hatrany ny dia. 🚙🇲🇬

🙏 Misaotra antsika rehetra izay efa tonga nanatrika, nihaino, nametraka fanontaniana ary indrindra nifanakalo hevitra nandritra ireo fiofanana efa vita.

Fa tsy mijanona hatreo isika. ⚙️

📚 “Ahoana ny manova Rafitra?”

Fanontaniana lehibe io. Satria raha te hanova marina ny Firenena isika, dia tsy ampy ny mitaky fanovana na manova olona fotsiny. Mila mahalala sy mahatakatra ny Rafitra, vao afaka mamantatra izay tokony hovaina sy ny fomba hanovana azy.

👉 Ireto indray àry ny dingana manaraka:

🛑
📅 Talata 08 Septambra 2026
📍 Saint Joseph – Bekily
📞 033 92 010 82 / 033 70 390 20

🛑
📅 Alakamisy 10 Septambra 2026
🕘 09 ora maraina
📍 Foyer Catholique
📞 033 83 543 51 / 034 28 453 51

🛑
📅 Sabotsy 12 Septambra 2026
🕘 09 ora maraina
📍 Carlos visca – Andrefantsena
📞 032 54 786 81 / 033 29 117 33 / 034 09 584 09

🎙️ Mpampiofana : Laza Razafiarison

💯 FAMPIOFANANA MAIMAIMPOANA — TONGAVA MARO!

🇲🇬 Ny fananganana Firenena dia tsy andraikitry ny mpitondra irery. Adidin’ny Olom-pirenena tsirairay ihany koa izany.

📚 Mahafantatra.
🧠 Mahatakatra.
⚙️ Manova Rafitra.
🇲🇬 Manangana Firenena.

Bekily ➡️ Betroka ➡️ Ihosy… mbola mitohy ny dia. 🚙💨

05/09/2026

🎙️🇲🇬 Madagascar Canada TV

📺 Resadresaka nifanaovana tamin’i Atoa Laza Razafiarison, Filoha Nasionalin’ny RCR – Rassemblement des Citoyens Responsables.

🙏 Misaotra ny Bary Randresy tamin’ny fanasana sy ny fotoana nomena hifampizarana sy hifanakalozana hevitra.

▶️ Manasa antsika hanaraka ny resadresaka manontolo.

04/09/2026

⚠️✅ Misafidy isika Malagasy na "hibaiko mpitondra" na "handray t-shirt tolotolotra spéctacle casquette bôjo"

🚫‼️ Tsy afaka mahazo an'izy roa
🚫⚠️ Aza gaga raha lasany ny tanintsika, ny fananantsika, ny harenan-kibon'ny tanintsika raha nanakalo safidy t@ t-shirt tolotolotra spéctacle casquette 🙄 Izay no takalony 🙄

02/09/2026

📌🛑 Adidin'ny Olom-pirenena ny mitaky ny mangarahara mba handraisany anjara @ hoavin'ny Firenena‼️

31/08/2026

⚠️🚫 Isika 20% kely miasa @ secteur tertiaire (industries et services) no mibaby ny ekonomia Malagasy hatr@ izao‼️ Mandraigoraingo @ IRSA isika 20% kely dia mieritreritra fa mipàka @ hampandrosoana ny firenena izany❓

✅🔥 Mila atodika any @ maro an'isa ny ekonomia, 80% no tantsaha tsy ampy solaitra ka Fambolena sy Fiompiana ihany no hitondra vokatra mifanaraka @ tokony ho izy‼️Ireo 80% ireo dia afaka mandoa IRSA koa rehefa mahazo asa sahaza azy izy‼️ Raha tanteraka izany dia mitombo ny recette fiscal ary mihena ny fiankinana @ famatsiambola avy any ivelany 😉

🧐 Dia tena sarotra tokoa ve ny MANATANTERAKA izany❓ Raha mpitondra napetraky ny Vahoaka tokoa ve no teo dia sarotra izany❓

28/08/2026

⤵️ Famokarana milentika = ⤵️ Ariary mitotongana
⚠️🚫 Rehefa tsy mamokatra dia tsy maintsy manondrana ka izany no mahatonga ny vola Malagasy mitotongana ‼️

26/08/2026

📌🛑 Hisy otran'ny mahay mitady vola @ fomba madio ve eh⁉️ Afaka Mandry tsara ny saintsika ireny ao @ Firenena ao ka raha tsy hirahara Politika ka ❓😉

⚠️ 🙈Frêre de votre mère mantsiny ny explosion social vokatry ny fahantràna lalina 😉

07/08/2026

⚠️🆘"Fa mba taranak'adala avy aiza ary isika❓" Izao no vokany rehefa atakalo tee-shirt sy tolotolotra tsy mazava loharanom-bola ny safidy @ fifidianana‼️

⚠️🛑 IZAY MAMETRAKA NO MIBAIKO ‼️

03/08/2026

✅🛑 Olon-kendry Malagasy voafantina (Assemblé constituante) no tokony mivory sy manoratra ny lalapanorenana mifanaraka @ Vahoaka Malagasy

✅🛑 Ireo olona toa sy mamy fahendrena eny anivon'ny fiarahamonina izany fa tsy voatery ho mpikambana RCR akory

✅🛑 TSY toa sady TSY mamy eny anivon'ny fiarahamonina rehefa misisika hanambàka ny vahaoka madinika tsy ampy solaitra @ alalan'ny "interpretation de textes"!

Address

Anjozorobe

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Consciencisme posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share