C-TIC Ankazobe

C-TIC Ankazobe �Fampianarana :Informatique Bureautique,Miteny Frantsay sy Anglisy ,Mamaky teny sy manoratra

COURS DE VACANCE ! COURS DE VACANCE ! COURS DE VACANCE!🎤🎤🎤 HO ANTSIKA ETO ANKAZOBE SY NY MANODIDINA ! 🎤🎤🎤AZA ADINO FA MI...
02/07/2024

COURS DE VACANCE ! COURS DE VACANCE ! COURS DE VACANCE!

🎤🎤🎤 HO ANTSIKA ETO ANKAZOBE SY NY MANODIDINA ! 🎤🎤🎤

AZA ADINO FA MISOKATRA HO ANTSIKA MPANABE SY MPIANATRA ARY MPANDRAHARAHA SNS NY COURS TIC ANKAZOBE.IZAY AFAKA MAMPIOFANA ANAO :

💻AHAFEHY NY FIKIRAKIRANA ORDINATEUR IZANY HOE AO @ SAMPANA INFORMATIQUE BUREAUTIQUE (NY FANAZAVANA DIA NATAO TSOTRA NEFA LAVORARY) TSY MISY LESONA BE ADIKA INTSONY FA FAMPIARANA AVY HATRANY ARY SOLOSAINA IRAY HOAN'NY MPIOFANA IRAY 🔌💻(Module:Installation d'un logiciel- Dactylographie -Ms Word-Ms Excel -Ms Power Point-Ms Publisher -Internet"Web1,2"...)

🎓AHAFEHY NY TENY FRANTSAY NA TENY ANGLISY MISOSA TSARA:
MISY FAMPIARANA MITENY SY MANORATRA IREO VOAMBOLANA FAMPIASA ANDAVAN'ANDRO.(EXPRESSION FRANÇAISE ET ANGLAISE)

📗COURS DE FRANÇAIS ET ANGLAIS HOAN'NY KILASY REHETRA

👌FAMPIANARANA MAMAKY TENY SY MANORATRA HOAN'NY ANKIZY,TANORA,OLON-DEHIBE

👉SARAM-PIANARANA NATAO MIRARY.
⌚ADIN'NY ENINA (6H) NO MIANATRA AO ANATIN'NY HERINANDRO.

🌟AZA MISALASALA ARY FA TONGAVA MISORATRA ANARANA E !
DIA FANDRIO MIALOHA NY TOERANAO.

🎓HOMENA CERTIFICAT IZAY NAHAVITA FIOFANANA🎓

♦FANAZAVANA FANAMPINY :
☎ 034 35 078 60 - 032 04 994 20 -033 43 104 30

♦BIRAO COURS TIC ANKAZOBE ETO AMBANIN'NY FJKM
📥Fandraisana olona:Ny Alahady ka hatramin'ny Zoma
⌚Maraina:08 h - 12h
⌚Hariva:14h -18h



27/04/2023

🎤🎤🎤🎤🎤🎤🎤🌟🌟🌟🌟🌟🌟🌟🎓🎓🎓🎓🎓🎓🎓
Fampisehoana tsy andoavam-bola miaraka @ Cours Tic Mahavelona sy Cours Tic Ankazobe.
⏲️Ny Alakamisy faha 11 May 2023
Toerana: Tranom-pokonolona Mahavelona
🕰️@10 ora maraina

🛑Ho hitanao :
➡️Dihy mirindra
➡️Kabary
➡️Fampisehoana an-kira miaraka @ tarika SEVEN STARS
➡️Fampianarana miteny Frantsay
➡️Fampianarana miteny Anglisy
➡️Fampianarana Informatique Bureautique
➡️Fanentanana manokana
➡️Fizarana Attestation sns

🎤Sady miala voly no manovo fahalalana

Tongava maro e!

19/08/2022

__________Filazana_______
Ilazana ny mpianatra sy mpiofana rehetra eto@ Cours Tic Ankazobe mba samy ho tonga hanatrika ny fivoriana manokana ny Alahady faha 21 Aogositra 2022 ,manomboka @ 2 ora tolakandro.
Zava-dehibe no hodinihina koa Samia Tonga daholo.
Mifampilaza.

Ny tompon'andraikitra

Fandaharana  manokana  hiarahana  mpiandraikitra ato @ Cours Tic Ankazobe.▶️Mikasika ny Cours de Vacances➡Ho renesinao t...
17/07/2022

Fandaharana manokana hiarahana mpiandraikitra ato @ Cours Tic Ankazobe.
▶️Mikasika ny Cours de Vacances

➡Ho renesinao tsy ho ela ao @ RADIO Vonizongo Ankazobe 101.2 FM

Address

Ankazobe
108

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when C-TIC Ankazobe posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share