Cours de Français et Anglais Débutant

Cours de Français et Anglais Débutant Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Cours de Français et Anglais Débutant, Andraisoro, Anosizato.

PDG - COURS DIGNE ANDRAISORO
Prof d'ANGLAIS & FRANÇAIS
🎉 16 ans d'expérience 🎉
NIOFANA ho mpampianatra!🙏
Sortante: IFRP FJKM
👉 Mampianatra olona MBOLA TSY MAHAY MIHINTSY!
👉 034 09 014 92!

21/09/2026

NA DIA TENA TENA DEPART ZERO AZA IANAO, DIA REHEFA AZONAO NY LEÇONS DE BASE DIA TSY MAINTSY MAHAY MITENY FRANTSAY AUTOMATIQUE!

Efa somary nahazoazo taona ihany izy mivady, fa tena mazoto kely ery manenjika an' ilay cours isaky ny LAHADY hariva aty...
21/09/2026

Efa somary nahazoazo taona ihany izy mivady, fa tena mazoto kely ery manenjika an' ilay cours isaky ny LAHADY hariva aty @ Mme Antsa 🥰.
Ankasitrahako hatrany ny fahatokisanareo ahy!🙏

Ireto no rentrées @ mois d'OCTOBRE
✓ du lundi au vendredi : 8 Octobre 2026
✓ Spécial samedi: 10 Octobre 2026
✓ Spécial dimanche : 11 Octobre 2026

Toerana : ANDRAISORO
Mme Antsa : 034 09 014 92!

Raha tena manahirana anao ilay miteny Frantsay sy miteny Anglisy. Aza miharitra fotsiny any fa tongava aty @ Mme Antsa. ...
20/09/2026

Raha tena manahirana anao ilay miteny Frantsay sy miteny Anglisy. Aza miharitra fotsiny any fa tongava aty @ Mme Antsa.
Tsy maninona fa HAINY Mme Antsa foana ny mampianatra anao na efa nahazoazo taona, na efa ela tsy nianatra, na tena tsy mahay mihintsy, na misy na tsy misy diplaoma...

TSY HAMELAN'NY Mme Antsa ianao raha tsy MAHAY MIRESAKA TSARA.

Tongava SOA ety Andraisoro ety.
Misy rentrée @ 8 Octobre 2026 izao. 🥰

Mme Antsa : 034 09 014 92!

Tena tsy mahavita miresaka @ teny FRANTSAY! Mi-comprendre kely ihany fa tsy mahay mamaly. Hanampy anao be dia be anao it...
20/09/2026

Tena tsy mahavita miresaka @ teny FRANTSAY! Mi-comprendre kely ihany fa tsy mahay mamaly. Hanampy anao be dia be anao ity cours-n'ny Mme Antsa ity.

2 mois : 100.000ar ho an'ny cours sur WhatsApp raha toa ka manao inscription rehefa weekend toy izao. 🥰💐

Araraoty fa miverina tarif normal indray rehefa vita ny promotion !!🙏

034 09 014 92!🥰

Lasa mitoetra ilay alahelo ao anaty. Hanjary hijanona ho nofy fotsiny ihany ilay faniriana te HAHAY HITENY FRANTSAY sy A...
19/09/2026

Lasa mitoetra ilay alahelo ao anaty.

Hanjary hijanona ho nofy fotsiny ihany ilay faniriana te HAHAY HITENY FRANTSAY sy ANGLISY raha vao tsy manapakevitra hianatra ianao.

👉 Vonona be Mme Antsa ny hampianatra anao.

Ny cours sur WhatsApp tena mety be ho an'ireo manana olana ara-potoana na lavitra ka tsy afaka manantona. 🥰

ARARAOTY ny promotion flash spécial weekend.⚡⚡⚡
2 mois: 100.000ar

Mme Antsa professeur 16ans d'expérience 🎉 🌺
034 09 014 92

Olona tena départ zéro be @ FRANÇAIS. Lasa mahavita miresaka tsara tsy matahotahotra aorian'ny fianarana 2 mois @ WhatsA...
19/09/2026

Olona tena départ zéro be @ FRANÇAIS.
Lasa mahavita miresaka tsara tsy matahotahotra aorian'ny fianarana 2 mois @ WhatsApp!!!
Misy Ilay promotion flash @ faran'ity herinandro ity.
2 mois : 100.000ar
TSY HANDISO FANANTENANA ANAO Mme Antsa 🥰

Mme Antsa : 034 09 014 92!

Eny tompoko 🥰 misy dikany @ teny gasy tokoa ilay boky natao ho vakivakin'ireo olona mbola tsy mahay miteny FRANTSAY mihi...
18/09/2026

Eny tompoko 🥰 misy dikany @ teny gasy tokoa ilay boky natao ho vakivakin'ireo olona mbola tsy mahay miteny FRANTSAY mihintsy.
Na izany aza tsara raha ianarana ihany Ilay izy fa tsy tapitra eo amin'ilay mamaky fotsiny.

Vidiny: 30.000ar
Mme Antsa : 034 09 014 92!

Ny  sabotsy sy lahady izao dia lasa 100.000ar ny 2 mois ho an'ny cours sur WhatsApp. 💐Izay ilay atao hoe PROMOTION FLASH...
18/09/2026

Ny sabotsy sy lahady izao dia lasa 100.000ar ny 2 mois ho an'ny cours sur WhatsApp. 💐
Izay ilay atao hoe PROMOTION FLASH⚡

Miverina @ ilay tarif normal aorian'ny weekend!!!🤗

TSY MIFIDY TAONA, TSY MIFIDY DIPLAOMA.
TSY MAINTSY MAHAY MITENY SY MIRESAKA TSARA aorian'ny fianarana!!
Garantie 100%👌💙

Mme Antsa : 034 09 014 92!

17/09/2026

Ny olona rehetra matory, Mme Antsa mampianatra @ WhatsApp!!😘

Tsy MIFIDY TAONA, TSY MIFIDY FOTOANA, TSY MIFIDY TOERANA fa n'aiza n'aiza misy anao ka te hianatra dia afaka mampianatra aho'.

TSY HAMELAN'NY Mme Antsa raha tsy mahay ianao. 💙

ARARAOTY haingana indray ny PROMOTION FLASH fanaotsika isaky ny SAMEDI et DIMANCHE ihany.
2 mois : 100.000AR ⚡⚡
Miverina tarif normal rehefa lundi.
Mme Antsa : 034 09 014 92!

Address

Andraisoro
Anosizato

Telephone

+261340901492

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Cours de Français et Anglais Débutant posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Cours de Français et Anglais Débutant:

Shortcuts

Share