31/10/2024
INFINIX NOTE 40 🤩no hanombohantsika ny herinandro
Ity ilay avo razana hoy ianareo😁
Efa avo lenta, anisan’ny hiaka farany navoakan’ny INFINIX izy ity ary tena matanjaka be nefa AZO ALOA TSIKELIKELY foana ato amin'ny baobab+🤩
✅Ecran AMOLED 6.78” FHD+ 1080 x 2436 px, incurvé 2.5D
✅Triple caméra dorsale 108 Mpx ƒ/1.89 capteur samsung S5KHM2 / selfie 32 Mpx.😮
✅Processeur Mediatek Helio G99 ultimate octa-core💪spécial gamer
✅Mémoire 8/256Go
✅Tsy matahotra vovoka sy piti-drano (IP54)☔
🔋Batterie 5000 mAh Li-Po, fast charge 45W/ chargement sans fil
🎶Haut-parleurs stéréo by JBL ho an'ireo mpankafia miheno mozika🎧🔊🔥
🛡️Garantie (1an) erintaona be zao 💯, ary manomboka amin'ny 56.000 Ar isan-kerinandro monja dia mampiasa INFINIX NOTE 40 ianao
📌Raha mila fanazana fanampiny, manatona haingana ireo tranom-barotra Baobab+ manerana ny nosy, na atsoy ny laharana 0341137339 na midira hafatra miafina
+