Toavina Rajaonah - store

Toavina Rajaonah - store Tutoriel photographie - vente d'équipement photographique, high-tech et divers

Raha tsy maintsy misafidy iray ihany dia inona ny tianao ❓😁
13/06/2026

Raha tsy maintsy misafidy iray ihany dia inona ny tianao ❓😁

🎧 Le combo izay tena nahagaga ahy tato ho ato...Matetika rehefa miresaka qualité de son isika dia mifantoka amin'ny écou...
13/06/2026

🎧 Le combo izay tena nahagaga ahy tato ho ato...

Matetika rehefa miresaka qualité de son isika dia mifantoka amin'ny écouteur ihany.

Fa ny marina dia misy ampahany iray hafa tena manova be ny expérience d'écoute : ny DAC.

👉 Eto dia ny QKZ ENZO PRO no miandraikitra ny famokarana ilay son détaillé sy dynamique.

👉 Ary ny TC-MAX DAC kosa no miandraikitra ny famadihana ny signal numérique ho son propre sy mazava kokoa.

Vokany ?

✅ Basse mavesatra kokoa
✅ Voix mazava kokoa
✅ Détails kely re tsara kokoa
✅ Volume matanjaka kokoa nefa tsy mora saturé
✅ Mahafinaritra kokoa mihaino FLAC, Hi-Res Audio na Spotify Premium

Raha ampifandraisina ireo dia tena mahatsapa différence ianao, indrindra raha tia :

🎵 Slow rock
🎵 Acoustic
🎵 Jazz
🎵 Rap old school
🎵 Musique avec beaucoup de détails

Izaho manokana, rehefa avy nampiasa DAC dia lasa sarotra amiko ny miverina amin'ilay écouteur branché direct amin'ny téléphone 😅

Ary ianareo ?

🎧 Mampiasa écouteur direct amin'ny téléphone sa efa nampiasa DAC ihany koa ?

👇 Zarao ny expérience-nao amin'ny commentaire.

🫡 Misaotra betsaka tamin'ilay feedback 🙏🙏Mahafinaritra foana ny mahita anareo afapo amin'ny entana 🔥Ilay chargeur stable...
11/06/2026

🫡 Misaotra betsaka tamin'ilay feedback 🙏🙏
Mahafinaritra foana ny mahita anareo afapo amin'ny entana 🔥
Ilay chargeur stable no novidian'ilay clie t
Ho an'izay mbola tsy manana dia mbola misy en boutique
🏬 Boutique Toavina Rajaonah Store Antaninandro
⏰🗓️ Ouvert du lundi au samedi de 8h à 16h30

-25% de réduction uniquement en boutique  jusqu'au 20 juin 🎧 QKZ Hi6t - maximum de précision + basses dans une écouteur ...
11/06/2026

-25% de réduction uniquement en boutique jusqu'au 20 juin 🎧 QKZ Hi6t - maximum de précision + basses dans une écouteur ‼️
🤩 Une version plus futuriste et détaillée que l’AK6.
Son clair avec plus de précision que l'AK6 Ultra
Design futuriste + micro intégré
🏬 Boutique Toavina Rajaonah Store Antaninandro - spécialisé écouteur haute résolution
🛵 Manao livraison koa, iny no tena haingana ‼️
🗓️ Ouvert du lundi au samedi de 8h30 à 16h30
☎️ Contact Boutique : 034 76 122 33

😱 DAC FIIO KA11 💪💪 Test tamin'ny écouteurs KZ CASTOR PRO 👉 toy izao ny impression-ako😂 Resaka vidiny aloha : ilay DAC FI...
11/06/2026

😱 DAC FIIO KA11 💪💪 Test tamin'ny écouteurs KZ CASTOR PRO 👉 toy izao ny impression-ako
😂 Resaka vidiny aloha : ilay DAC FIIO KA11 no lafo koakoa par rapport amin'ilay écouteurs KZ Castor Pro
💪 Feony : tena manome puissance be an'ilay écouteurs ilay DAC FIIO KA11, satria compareko même chanson (flac hires), même écouteurs, fa DAC TC Max, dia tena tsara ny puissance tonga dia matanjaka koakoa ilay mampiasa FIIO
👉 Ny détail sy precision koa tena hafa mihitsy ...
⚠️ Tsy amidy ity DAC FIIO KA11 ity fa mba anaako manokana fotsiny izy ity.
💪 Fa ilay KZ CASTOR PRO koa tena manao an

❓ Fa maninona ny musicien sy chanteur mampiasa IEM sur scène ❓ Ny mpihira sy musicien no tena nampiasa ny IEM taloha, fa...
10/06/2026

❓ Fa maninona ny musicien sy chanteur mampiasa IEM sur scène ❓
Ny mpihira sy musicien no tena nampiasa ny IEM taloha, fa ankehitriny izy efa mampiasa be koa ny audiophile noho ilay qualité de son an'lay IEM
😁 Tamin'ny mbola tsy nampiasa an'itony dia nampiasa haut parleur be zareo sur scene, ataony mitodika aminy eo amin'ny tongotra eo eo
kanefa dia : ❌ maneno be, mampisy larsene sady tsy tena hoe précis be no heno amin'ilay izy ❌
✅ Taty aoriana nampiasa IEM ny chanteur sy musicien, dia maheno koakoa an'ilay retour izy, izany hoe arakaraky ny tiany ho eno ny enony, fa tsy voatery mitovy ny musicien rehetra
✅ Raha mpihira dia mety hoe 50% ny feony no henony, dia aveo 20% ohatra ny guitare, 15% ny batterie, etc etc
✅ Raha batteur indray ohatra dia 40% batterie-any, 30% basses, etc etc
👉 Ny ingeneur de son no manao ny mix an'io
✅ Amin'izao moa dia ny audiophile, izay mpankafy mozika dia mampiasa IEM daholo, satria hafa mihitsy ny technologie ampiasain'ny IEM fa tsy mitovy amin'ny écouteur tsotra :
👉👉 na ny isan'ny Driver ao anatiny tsy mitovy
👉👉 na ny karazany, misy sasany misy balanced armature, misy electrostatique, etc
👉👉 na ny fil an'ilay izy aza hafa mihitsy
Mba ahafahan'ny audiophile mankafy son de qualité no nisian'ilay boutique spécial écouteur haute résolution ao Antaninandro
🏬 Boutique Toavina Rajaonah Store Antaninandro - spécialisé écouteur haute résolution
🛵 Manao livraison koa, iny no tena haingana ‼️
🗓️ Ouvert du lundi au samedi de 8h30 à 16h30
☎️ Contact Boutique : 034 76 122 33

😁 mba tiako ho fantatra hoe ilay modèle écouteurs inona no tena endrasanareo ataoko en PROMO ❓ soraty en commentaire hoe...
10/06/2026

😁 mba tiako ho fantatra hoe ilay modèle écouteurs inona no tena endrasanareo ataoko en PROMO ❓ soraty en commentaire hoe ahitako azy❓
🔥 Boutique Toavina Rajaonah Store Antaninandro
🙏 Spécialisé en écouteurs haute résolution
🏬 Ouvert du lundi au samedi de 8h à 16h30
📞 034 76 122 33

✅ tadidio fa ny qualité an'ilay fichier no tena important ✅👉 Satria na hividy écouteurs tsara be aty aminay aza dia nefa...
09/06/2026

✅ tadidio fa ny qualité an'ilay fichier no tena important ✅
👉 Satria na hividy écouteurs tsara be aty aminay aza dia nefa radio ilay henoina dia tsy ahita différence amin'ny écouteurs ratsy zany ianao.
⚠️ Tadidio koa nefa fa raha manana hira haute résolution Flac enao, fa écouteurs ratsy dia aza manantena aheno feo tsara be.
✅ Izany hoe mila miaraka tsara ny fichier audio sy ny écouteurs.
🎧 Za zao mihaino hira FLAC 24bit 96khz amin'ny DAC TC MAC + QKZ Enzo Pro fa tena TSARA be mihitsy 🙏🙏🙏

‼️ TSY PUBLICITE TE HIVAROTRA FOTSINY FA TENA MARINA💯 Hafa mihitsy ity QKZ Enzo Pro ity 💯 dédié ho an'ny mpakafy mozika ...
09/06/2026

‼️ TSY PUBLICITE TE HIVAROTRA FOTSINY FA TENA MARINA💯 Hafa mihitsy ity QKZ Enzo Pro ity 💯 dédié ho an'ny mpakafy mozika haute résolution ❤️‍🔥
Ny zavatra tsapanao rehefa mihaino azy :
✅ Avo koakoa ny volume raha comparena amin'ny AK6 pro
✅ Ny détail tena tsara be, ny basse profond tsara
✅ Mihaino hira tena lasa mahita fafiny be mihitsy, diversifié be ny zavatra heno, heno daholo ny détail kely an'ilay hira
⚠️ ATAO VOLUME AMBONY : tsy mi-sature na mikasaosaoka , tsara be foana ny feony
🏬 Boutique Toavina Rajaonah Store Antaninandro - spécialisé écouteur haute résolution
🛵 Manao livraison koa, iny no tena haingana ‼️
🗓️ Ouvert du lundi au samedi de 8h30 à 16h30
☎️ Contact Boutique : 034 76 122 33

Address

Andravoahangy Ambony, Entre FJKM Andravoahangy Fivavahana Et Arrêt Bus Rasalama
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Toavina Rajaonah - store posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category