Parsi et Parla

Parsi et Parla Partage de rire parsi et parla πŸ˜…πŸ˜Š

16/10/2025

mampanahy indray zao ny mitondra moto fa aleo mande bus. Vo tsy miconnect kely ve ranga de tsy maharaka toedraharaha @ firenena

14/10/2025

mba efa matory amzay izy any Dubaii fa tsisy anle oe "tsy matory andro amanalina.."

calma Koto aahh
13/10/2025

calma Koto aahh

Ntsay aminΓ  Mamy
08/10/2025

Ntsay aminΓ  Mamy

Tsara ref mahay manisa
07/10/2025

Tsara ref mahay manisa

nareo kousa eh!!
07/10/2025

nareo kousa eh!!

03/10/2025

@ firy mou ny grand goΓ»ter rapitso azafady?
Mandreraka iany manko le manompa varirzraka io

02/10/2025

Torohevitra kely ho antsika mpitolona

1. Eo am 100-150m ny distance tongan’ilay lance gas lacrymogΓ¨ne iny.
2. Tsy manao masque a gaz ny force de l’odre
3. Azo atao tsara noho izany ny maka ilay lacrymogΓ¨ne iny ary averina atoraka any amin’ny faritra hijoroan’izy ireo. Miara sepotra eo amzay dia miparitako koa izy io.
4. Afaka mitondra fingotra pneu bisikileta ireny hanaovana catapulte
5. Tena mandratra ary mety hiteraka fahafatesana ny b***e a blanc hapiasain’izay ireo sy ilay b***e Γ  caoutchou. Noho izany manaova akanjo matevina na fonosana baoritra ny vatana any anaty akanjo.
6. MitondrΓ  bouclier πŸ›‘οΈ fa misy mpanararaotra mitorabato koa.

Teneno ny genZ fa tsy azy ireo irery ny tolona fa an’ny malagasy rehetra ka aza mailaka akorontan’ny olona am fauses informations.
7. Mila miditra avy amin’ny toerana maro raha tena te havaky barrages (Ambohijatovo, Anosy, soarano, ambondrona, ambodin’isotry)

Traduction parfait!!Za alou tsy mahita fomba hafa itenenana an 'io eh!!
19/09/2025

Traduction parfait!!
Za alou tsy mahita fomba hafa itenenana an 'io eh!!

13/09/2025

Mafinaritra le gemini.
Za zao efa tena lasa andafy fa tsisy mino πŸ˜πŸ˜…

11/09/2025

aty Madagascar no mivavaka de any NΓ©pal le izy mivaly πŸ€’πŸ€―
Tsy azoko

‼️ 𝙉𝙔 π™•π˜Όπ™‘π˜Όπ™π™π˜Ό π™π™Šπ™†π™Šπ™‰π™” π˜Όπ™π˜Όπ™Šπ™‰π˜Όπ™Š π™π™€π™ƒπ™€π™π˜Ό π™Šπ™‡π™Šπ™‰π˜Ό π™‰π™Š π™ˆπ™„π˜Όπ™‰π™π™Šπ™†π˜Ό 𝙉𝙔 𝙍𝙀𝙑𝙔 π™Žπ™Šπ™π™π™Šπ™„π™‰π˜Όβ€ΌοΈ1- Hajao foana ilay mpiantoka revy πŸ˜‚2- Miarahaba...
04/08/2025

‼️ 𝙉𝙔 π™•π˜Όπ™‘π˜Όπ™π™π˜Ό π™π™Šπ™†π™Šπ™‰π™” π˜Όπ™π˜Όπ™Šπ™‰π˜Όπ™Š π™π™€π™ƒπ™€π™π˜Ό π™Šπ™‡π™Šπ™‰π˜Ό π™‰π™Š π™ˆπ™„π˜Όπ™‰π™π™Šπ™†π˜Ό 𝙉𝙔 𝙍𝙀𝙑𝙔 π™Žπ™Šπ™π™π™Šπ™„π™‰π˜Όβ€ΌοΈ

1- Hajao foana ilay mpiantoka revy πŸ˜‚

2- Miarahaba an ilay mpiantoka revy vao mipetraka πŸ’Ί

3- Tsy mila kamo2 fa mila mahita sujet resahaa foana πŸ˜‚

4- Ny mpiantoka revy tsy mahazo mitsangana mande maka boisson

5-Mila mandihy amin izay hira mande eo elah,indrindra moa ra tiny le mpiantoka revy le vazo mandeha 🎼

6-Ref mitantara blague le mpiantoka revy d mila miomehy elah na d tsy mapme ary le blague πŸ˜‚

7-Ra misy combat ao d mila arovana foana le mpiantoka revy βš”οΈ

8-Ra misy sipa manantona eo d izay tsara no any ilay mpiantoka revy 😍

9-Aza misotro betsaka noho ilay mpiantoka revy 🚱

10- Rehefa mitaraina le mpiantoka revy hoe ratsy le masikita na le ambiance,....f mila manaiky an izay elah na tsara ary le izy πŸ˜‚

♦️ Moa ka tsy izany va !? πŸ˜„

Address

Befelatanana
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Parsi et Parla posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share