π‘Ήπ’π’‰π’š'𝒔 𝑻𝒓𝒆𝒏𝒅

π‘Ήπ’π’‰π’š'𝒔 𝑻𝒓𝒆𝒏𝒅 Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from π‘Ήπ’π’‰π’š'𝒔 𝑻𝒓𝒆𝒏𝒅, Digital creator, Antananarivo.

Rohy's Trend, le lien de la tendance
La rΓ©fΓ©rence en must have de chaque saison
Nous mettons Γ  votre disposition des articles de seconde main, soigneusement sΓ©lectionnΓ©s et prΓ©parΓ©s pour Γͺtre prΓͺts Γ  porter
Rapport qualitΓ©-prix au rendez-vous.

16/10/2025

Tsy maintsy tafa mareeeee 😁😁😁😁
Hidola millions milliards 😍😍😍😍
Mirary soa ho antsika rehetra 😘😘😘

Mahazo reraka πŸ₯ΉπŸ₯ΉπŸ₯Ή
Mahazo Kivy 😩😩😩
Fa tsy mahazo mi abandonne πŸ€›πŸ€›πŸ€›

Good Vibes harivariva kely ho antsika rehetra ato amin’ny π‘Ήπ’π’‰π’š'𝒔 𝑻𝒓𝒆𝒏𝒅 ❀️❀️

Coucou les Trenders d’amour 😍😍😍😍My OOTD aloha mandrapiandry an’i Mamimbahoaka πŸ˜†πŸ˜πŸ˜˜Sinon les filles. Tena manja be ny arri...
13/10/2025

Coucou les Trenders d’amour 😍😍😍😍

My OOTD aloha mandrapiandry an’i Mamimbahoaka πŸ˜†πŸ˜πŸ˜˜

Sinon les filles. Tena manja be ny arrivage Articles neufs tsika ao… fa Aza variana na sondriana ☺️☺️☺️

Ny short working , ny chemise basique sns koa mbola misy disponible πŸ™‚πŸ™‚πŸ™‚

Manasa anareo handany an’ireo haingana fa Maika hiditra arrivage manaraka tsika 😁😁😁

Raha ianareo izao no hanotaniko dia Inona no articles Tianareo alefa tsika manaraka ? πŸ™‚πŸ™‚πŸ™‚

Sa Ve hoe Aleo izay tianay ihany ? 😁😁😁

Sinon bisous be daholo dia Mirary herinandro mahafinaritra ho antsika rehetra 😘😘😘

🌸  Nouveaux articles disponibles 🌸     ✨ ARTICLES IMPORTΓ‰ & NEUF      ✨ARTICLES DISPO DE SUITE βœ…Jereo ny sary anie fa te...
13/10/2025

🌸 Nouveaux articles disponibles 🌸
✨ ARTICLES IMPORTΓ‰ & NEUF
✨ARTICLES DISPO DE SUITE

βœ…Jereo ny sary anie fa tena tsara daholo ireto sady qualitΓ© vraiment au toples filles πŸ₯°πŸ₯°

❌Stock très limitée ❌
PRIX MPπŸ“¨
PRIX TOUJOURS ABORDABLE ARAKA NY EFA NAHAFANTARANAREO ANAY FOANA AN πŸ₯°πŸ₯°πŸ₯°

Articles disponibles :
BODY TEE-SHIRT😍😍 Tissus coton
ENSEMBLE EN MAILLE 🀩🀩
ROBE EN MAILLE 😘😘
SHORT WORKING 🩷🩷

🚚Livraison partout à Madagascar🚚

11/10/2025

Tapaka ilay jiramaty re olona ooo😭😭😭 afaka mandefa mp ihany nareo raha misy taille tadiavina raha sanatria ka tsy tafaverina intsony izahay πŸ₯°πŸ₯°
Merci les filles ❀️❀️❀️

11/10/2025

😍😍 LIVE PRIX MORA BE😍😍

Coucou les trenders πŸ₯°πŸ₯°
Salama tsara daholo ve isika ato ?

Tena efa mafana ry reto ilay andro an πŸ₯΅πŸ₯΅

Andao asintsika live short working manja be 🀩🀩 sy chemise refaveo arany e 🀩🀩

Γ€ 15h30 isika manao live an πŸ₯°πŸ₯° miomana daholo fa prix soldΓ© be

PAS PLUS de 10 000ar πŸ₯°πŸ₯° ❀️‍πŸ”₯❀️‍πŸ”₯πŸ’£πŸ’£πŸ’£

Petit aperΓ§u kely arany ahitanareo ny hatsarany e πŸ₯°πŸ₯° tena hoe mahafatifaty be sady chic foana an ❀️❀️

Bisous les filles 😘😘😘
Rehefa aveo ooo🀩🀩🀩

10/10/2025

Γ€ toutes les femmes invincibles ici 😘😘

❀️❀️ Arrivage 2Γ¨me Vague Manja be ❀️❀️Hello hello les trenders πŸ₯°πŸ₯° ireto indray arany ny chemise mahafatifaty be daholoπŸ₯°πŸ₯°...
09/10/2025

❀️❀️ Arrivage 2ème Vague Manja be ❀️❀️

Hello hello les trenders πŸ₯°πŸ₯° ireto indray arany ny chemise mahafatifaty be daholoπŸ₯°πŸ₯°

Tena hoe tsara be daholo ireto arrivage manaraka ireto sady tsy betsaka fa aza tara manao jp an πŸ₯°πŸ₯°

Toy ny mahazatra dia ao anaty sary ny DΓ©tails sy prix 🀩🀩 izay mandefa contact voalohany foana no mahazo anazy fa tsy izay manao jp voalohany ry malala an πŸ’žπŸ’ž

Mazotoa misavasava arany fa tena hoe bomba reto πŸ’£πŸ’£β€οΈβ€πŸ”₯❀️‍πŸ”₯.

Manao livraison eraky Madagasikara izahay πŸ˜˜πŸ˜˜πŸ‘‡

❀️❀️❀️Les chemises basiques ❀️❀️❀️😍😍😍Un must Have de la saison 😍😍😍Be dia be isika no tsy nahazo tamin’ilay vague voaloha...
07/10/2025

❀️❀️❀️Les chemises basiques ❀️❀️❀️
😍😍😍Un must Have de la saison 😍😍😍

Be dia be isika no tsy nahazo tamin’ilay vague voalohany ny arrivage de cette semaine

Mbola misy vitsivitsy disponible ihany koa anefa ao fa Aza misalasala misavasava anaty sary rehetra any 😁

Fa manomana kely indray izahay dia alefantsika ny vague manaraka πŸ₯°πŸ₯°πŸ₯°πŸ₯°

Mankasitraka antsika rehetra efa nanjifa 😘😘😘
Abonnez-o ny pagentsika amin’izay tsy tara 😘😘😘

Mirary soa ho antsika rehetra hatrany izahay eto amin’ny Pejy π‘Ήπ’π’‰π’š'𝒔 𝑻𝒓𝒆𝒏𝒅 😍😍😍😍

Oroka mamy be 😘😘😘😘

❀️❀️ Arrivage Manja ❀️❀️Sarotsarotra ny toe-draharaha πŸ˜’πŸ˜’Fa tsy maninona fa ho fanomezana fahafam-po antsika rehetra tsy ...
05/10/2025

❀️❀️ Arrivage Manja ❀️❀️

Sarotsarotra ny toe-draharaha πŸ˜’πŸ˜’
Fa tsy maninona fa ho fanomezana fahafam-po antsika rehetra tsy afaka mahita tsena dia hitondranay arrivage Manja Kely ianareo 😍😍

βœ…οΈ Tenue maivamaivana kely πŸ₯°πŸ₯°πŸ₯°
βœ…οΈ Outfit mety tsara amin’izao saison izao 😘😘
βœ…οΈ Tenue mihaja kely ho anareo manja kely ho antsika tia style maivana nefa mihaja 😍😍

DΓ©tails et prix eo amin’ny sary tsirairay avy 😘😘
Manao livraison eraky Madagasikara izahay πŸ˜˜πŸ‘‡

πŸ₯²πŸ₯²πŸ₯²πŸ₯²πŸ₯²Miondrika tanteraka eo anatrehan’ireo Malagasy rehetra ao anatin’izao zava-mitranga eto amin’ny firenena izao.πŸ“Œ Mir...
26/09/2025

πŸ₯²πŸ₯²πŸ₯²πŸ₯²πŸ₯²

Miondrika tanteraka eo anatrehan’ireo Malagasy rehetra ao anatin’izao zava-mitranga eto amin’ny firenena izao.

πŸ“Œ Mirary fihononana feno ho an’ny fianakaviana rehetra izay namoy havana tao anatin’ireny hetsika ireny.

πŸ“Œ Mirary fahasalamana ho an’ireo maratra sy sendran’ny tsy fahasalamana

πŸ“Œ Miara miory tanteraka amin’ireo mpandrahara rava fananana, voaroba. Mafy Tena mafy izao, ary tena tsy rariny izao zavatra mahazo anareo izao.

Manentana antsika rehetra mba hivavaka ho an’ny Tanindrazana πŸ™πŸ™πŸ™
Manentana antsika rehetra mba hifanohana sy hifanampy hatrany 😭😭😭
Ary Manentana antsika rehetra mba ho tony. Raha azo atao dia aleo tsy mivoaka ao an-trano. πŸ₯²πŸ₯²πŸ₯²
Raha tsy maintsy hivoaka moa dia aleo mba mandray ny fepetra rehetra ho fitandremana πŸ˜”πŸ˜”πŸ˜”

20/09/2025

Efa mafana ny andro an 😍😍😍
Tianareo kosa raha misy arrivage ohatran’izao tsika eeee 😘😘😘

Loading 😍😍😍😍

20/09/2025

Un petit Fashion Vlog 😍😍
Pour vous montrer le cΓ΄tΓ© simple et Γ©lΓ©gant d’un look avec un Jean 😍😍

Bisous 😘 😘😘
Bon week end à tous 😍😍

Address

Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when π‘Ήπ’π’‰π’š'𝒔 𝑻𝒓𝒆𝒏𝒅 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share