Tsenegame

Tsenegame photographe, reporter et film maker 📸🔥

🚨Maika vola,moto à vendre🚨Moto modification type scrambler 🏍️Moteur Honda 150cc🏍️Modification fait: réservoir, chaise, é...
23/09/2024

🚨Maika vola,moto à vendre🚨

Moto modification type scrambler
🏍️Moteur Honda 150cc
🏍️Modification fait: réservoir, chaise, échappement, cache gauche droite et quelques détails
🏍️Quelques petits devoirs

Prix très attractif (prix koba hoy ny fiteny)fa maika vola,aza misalasala miteny ny budget anao,proprio direct
📱0342052080 ou mp Direct

14/09/2024

🇲🇬Manohana hatrany ny STAND UP MALAGASY🇲🇬
Isan-taona izahay mamoaka zavatra kely foana mikasika ny Jôkôsô - Festival du Rire mba tsy hitenena hoe couverture photo foana🤣
Tamin'ity taona ity indray spot publicitaire en motion design tsara kely izay mapanontany tena ana hoe mbola spot ve no hilazana an'ity 2mn latsaka ty🤣🤣
Fa de io r'iretsouuuuu ny programme iray manontolo aanh 🔥
Gasy Stand Uppers 🔥

06/09/2024

Za makourell fa ato anaty vidéo azavaiko misimisy kokoa anareo

Maraina ny andro de ny anla velona Tena sérieux ve le hoe makourellllll Rahariva ny vidéo voalohany 😘
06/09/2024

Maraina ny andro de ny anla velona
Tena sérieux ve le hoe makourellllll

Rahariva ny vidéo voalohany 😘

Indraindray ela réalisateur de indraindray ela Cadreur fotsiny...de teto mo zany za tsy réalisateur  🤣🤣🤣Fa mahafinaritra...
21/07/2024

Indraindray ela réalisateur de indraindray ela Cadreur fotsiny...de teto mo zany za tsy réalisateur 🤣🤣🤣
Fa mahafinaritra foana ny mifanao échange sy partage ohatr'izao,ito zao tournage ana documentaire nataonay niaraka tamin'io zoky amin'ny sary voalohany io🧔
Ezahiko zaraina aminareo indray rehefa misy kandra sasany ataoko fa de araho de jerijereo foana aloha ny page e...efa mizaka mamelona azy za io

22/04/2024

Bonne année de Joyeuse Pâques de tsy haiko hoe inona intsony fa ito lo zany ny publication ako voalohany ato amin'ity taona ity 🤣
Zany ny vokatra fa mbola tadiaviko hoe nataoko aiza ny sasany 🤣

23/12/2023

Mankasitraka foana amin'ny fahatokisana bro💗✨

21/12/2023

Iza no efa te ahita ny clip sady aheno an'ilay hira Laco sy Louckim Flwlsgng
Efa kely sisa aanh

"Tia anao rehefa mamo, tia anao aho rehefa sobre"Hira fahenonareo matetika ao amin'ny Tik Tok iarahana amin'ny Laco sy L...
29/11/2023

"Tia anao rehefa mamo, tia anao aho rehefa sobre"
Hira fahenonareo matetika ao amin'ny Tik Tok iarahana amin'ny Laco sy Louckim Flwlsgng , Tsenegame kosa no manome ny sary 🤣

Lasa otran'ny fitantarana radio be leizy fa iza no efa te ahita anle clip e🤣

Mety efa fantatrareo ve hoe inona le tournage teto?🔥Rahariva ny tohiny e🤣😘
29/11/2023

Mety efa fantatrareo ve hoe inona le tournage teto?🔥
Rahariva ny tohiny e🤣😘

Une des performances que nous avons l'honneur de prendre en photos, avec ces multiples imitations et de ces expressions ...
07/11/2023

Une des performances que nous avons l'honneur de prendre en photos, avec ces multiples imitations et de ces expressions est celui de fameux Gothlieb lors du Jôkôsô - Festival du Rire 💯

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261342052080

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tsenegame posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Tsenegame:

Share