30/06/2026
๐จ ๐ ๐๐๐๐ ๐๐ฅ๐ข ๐ก๐ฌ ๐๐๐ก๐๐ ๐๐๐ฅ๐๐ก๐ ๐๐ข๐ฆ๐ข๐๐
Tato ho ato dia maro ireo ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฎ๐บ๐ฏ๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ ๐ฎ๐ป๐๐ผ๐ป๐๐ฎ๐ป-๐๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐๐ฎ๐๐ ๐ต๐ผ๐๐ผ๐ธ๐ฎ miparitaka amin'ny tambajotra sy sehatra samihafa, ka mety hamitaka ny olom-pirenena.
โ ๏ธ ๐ ๐ฎ๐ป๐ฒ๐ป๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐ฟ๐ฒ๐ต๐ฒ๐๐ฟ๐ฎ ๐ป๐ ๐ ๐ถ๐ป๐ถ๐๐ถ๐๐ฒ๐ฟ๐ฎ๐ป'๐ป๐ ๐ง๐ผ๐ฒ๐ธ๐ฎ๐ฟ๐ฒ๐ป๐ฎ ๐๐ ๐ป๐ ๐๐ถ๐๐ฎ๐ป๐๐ฎ๐ป๐ฎ๐บ-๐ฏ๐ผ๐น๐ฎ ๐บ๐ฏ๐ฎ ๐ต๐ผ ๐บ๐ฎ๐ถ๐น๐ผ ๐๐ ๐ต๐ถ๐๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ถ๐ป๐ฎ ๐ต๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ๐ป๐.
โ
โ
Ny fanambarana sy vaovao avoaka amin'ny tranonkala sy pejy ofisialin'ny Minisitera ihany no azo itokisana sy raisina ho manan-kery.
๐Raha sendra mahita antontan-taratasy mampiahiahy na manana fanontaniana momba ny maha-ara-dalร na ny fanambarana iray isika, dia aza misalasala manatona mivantana ireo sampandraharaha mahefa eo anivon'ny Minisiteran'ny Toekarena sy ny Fitantanam-bola mba hahazoana fanazavana ofisialy.
๐ซด๐ฒ๐ฌ Tsiahivina hatrany fa ireto manaraka ireto
ny rohy ofisialy ahazoana ny vaovao marina mahakasika ny ๐๐ข๐ง๐ข๐ฌ๐ข๐ญ๐๐ซ๐๐ง'๐ง๐ฒ ๐๐จ๐๐ค๐๐ซ๐๐ง๐ ๐ฌ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐
๐ข๐ญ๐๐ง๐ญ๐๐ง๐๐ฆ-๐๐จ๐ฅ๐ :
๐ฅ๏ธ Site web : https://www.mef.gov.mg/
๐ Facebook : https://www.facebook.com/MINISITERA
๐ฑLinkedin : https://www.linkedin.com/in/mef-madagasikara-madagascar/
๐ฑ Twitter : https://x.com/ManagerMef