Hasina Misandratra

Hasina Misandratra ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡จ MAMELOMASO ireo Fomba Nentin'Drazana Sy ny Kolontsaina ary ny Soatoavina Manankasy ๐Ÿ‡ฎ๐Ÿ‡ฉ

29/10/2025

https://www.facebook.com/GascarMandrindrarivony

๐Ÿค Tsara Hasina Tompoko ๐Ÿค

๐Ÿฅณ Ampifaliana no Hiarabana anao ๐ŸคตAtoa GASCAR FENOSOA MANDRINDRARIVONY๐Ÿคต amin'izao fitantananao ny Ministera ny Serasera sy ny Kolontsaina izao .

๐Ÿ‘‰ Mahefa be amin'ny adidy Miandry Tompoko TSARA TSODRANO TSARA RANOMBAVAKA , enga anie mba ho vitanao ny Hamerina ny Hasiny zany KOLONTSAINA sy manodidina azy rehetra Izany .

๐Ÿ‘‰ Ho anay Mpandala Fomban'Drazana Tompoko dia tsotra ny Angatahanay dia ny FAMERENAN'KASINA ny Hanesorana ireo izay tsy mety mbola Mamotika sy Mangeja ary Manazimbazimba ny Hasiny ity Firenena ity , satria MASINA loatra ity Nosy Navelany Razantsika ho antsika ity ๐Ÿ™.

๐Ÿคฒ MANDROSOA HASINA Tompoko ๐Ÿคฒ

โ€œLe journaliste est un interprรจte de la curiositรฉ publique.โ€

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡จ Tsara Ho Fantatra ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡จ
25/10/2025

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡จ Tsara Ho Fantatra ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡จ

๐Ÿ“ฏ Antso Avo ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ
18/10/2025

๐Ÿ“ฏ Antso Avo ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡จ Tsara Hasina ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡จ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ  MANANKASINTSARA HO ANY MANANKASINA   ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿคฒ  Hisaorana  ANDRIAMANITRA ANDRIANANAHARY ,  ny ZANAHARY M...
12/10/2025

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡จ Tsara Hasina ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡จ

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ MANANKASINTSARA HO ANY MANANKASINA ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ

๐Ÿคฒ Hisaorana
ANDRIAMANITRA ANDRIANANAHARY , ny ZANAHARY MASINA , Ny RAZA MASINA tsy Ankanavaka ๐Ÿคฒ fa tsy Tongatonga ho azy ny zava - drehetra fa tamin'ny TONONANDRONY Tanteraka.

๐Ÿ‘‰ Nisy Tamin'ireo RAY AMAN'DRENY ARA DRAZANA SY NY MPANDALA FOMBA NENTIN ' DRAZANA ihany koa Nijoro t'eni An-kianja nampiseo Firaisankina Ary Maro an'isa ny Taty Ambadika nanao ny FANGATAHANA sy ny FOMBAFOMBA samihafa hahitana ny Rariny sy Hitsiny mba nahafahana tonga amin'ny Tanjona , tsy Mora saingy Adidy sy Tendry ho any Tanindrazana

MANKASITRAKA ANTSIKA E โค๏ธ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡จ

๐Ÿ‘‰ Kihon'Dalana lehibe ho any Tantara ny Manakasintsara zao zavamisy izao ka Angatahina mba hizotra amin'ny Rariny sy ny Hitsiny Mba Hifarana amin'zay ny FANJAKANA SADASADA Ary hijoro ny FANJAKANA MANDALA NY RARINY SY NY HITSINY โค๏ธ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡จ

๐Ÿ‘‰ Fintina Faminaniany โ˜ช๏ธMpanandro ANDRIAMANANDROANIOโ˜ช๏ธ:

- ILAIDAMA nandimby ny Rainy
- Narahany Fanjakam'Behivavy
- Nanjakany Garamaso menasofina ny tany
- Nijoro ny Fanjakana Sadasada ary ny fiafarany dia Tafio drivotra , Tondra-drano , Ra Mandrika ary Hiverina amin'ny TOMPONY ny Tany ๐Ÿ™๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡จ

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ SAMIA MAHERY HIROSO HASINA DAHOLO MASINA ny TANY ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ Masina ny Tany ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ
02/10/2025

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ Masina ny Tany ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡จ Tsara Hasina Tompoko ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡จ

๐ŸŒป Milaza zavatra ny Natiora sy ny Andro raha mandinika isika santionany ireto fa isika rehetra samy afaka mandinika sy milaza zay Tsapa sy haintsika ๐ŸŒป :

1/ Fanakonany Tany ny Volana no nisantatra azy ary nanopy mena izany samy manana fahalalany mety ho dikany zay moa ๐ŸŒ๐ŸŒ. taorinany zay Nisy hikam' pitolomana nifoha t'any ho any nanaitra ny t'any anatiny tsirairay .

2/ Ny andro Nanombohany Hetsika anaty โ˜ช๏ธ Volana Adimizana โ˜ช๏ธ : zany hoe misy zavatra tokony hifandanja Hitovy ; Andro ๐Ÿ“… Alakamisy ๐Ÿ“… : Andro voalohany amin'ny Herinandro teo amin'ny Ntaolo Malagasy ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡จ , ary anatiny Tsinambolana zany hoe misandratra tsara ny zavatra atao .

3/ Nisy Horohorontany kely zay tamin'ny voalohan'dohany ity herinandro ity ho antsika zay teto Analamanga misy fiozongozonana kely zany โ›ฐ๏ธ.

4/ ๐Ÿ—“๏ธ Ny Alatsinainy teo sahiran'kirana ny Mpanao Hetsika satria MAFY ny andro

5/ ๐Ÿ“… Ny Talata indray Tafiditra tao Ambohijatovo ny Mpitolona zany hoe Goraobaka zany ilay andro Talata , niseho ndray ny heriny Natiora ny hariva nisy Orana naraham ' baratra zay azo raisina ho Fampitandremana sy Fanadiovana ๐Ÿ’ฆโšก.

6/ ๐Ÿ—“๏ธ Tsy Miverina ny Alarobia mety hidika ve zany fa tsy hisy intsony ny zavatra tohiny ireny omaly ireny fa hiova ny endriny ao hafara aleo ny ho avy no Hanambara ๐Ÿค—.

7/ ๐Ÿ—“๏ธ Anio Alakamisy Latsaka be ny Orana vao maraina midika fanadiovana hatrany ary naka fihatona kely ny Hetsika , zany hoe sorohana foana raha azo atao ilay Voalaza ny amin'ny Fiafarany Fanjakana Sadasada , Fanadiovana no misy dikany MILA MIFAMPIRESAKA sy MIFAMPIHAINO TOMPOKO ๐Ÿ™ mba hatanteraka zay Fanadiovana zay .

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ Hatreo aloha ny hita sy tsapa amin'ny Ambangovangony , Ny Ho Avy no Aoka Hanambara mbola tsy Tara raha hifampidinika sy Hifampihaino Tompoko , TSISY VAHAOLANA HITA AMIN'NY HERISETRA ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡จ SAMIA MAHERY GASY IRAY ISIKA ARY MASINA NY TANINDRAZANA ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡จ .

Tsara Hasina  Daholo ๐Ÿค ;๐Ÿ’˜ ANKITSIMPO ๐Ÿ’˜ : Tohiny Isan'Taona dia Adihevitra hatrany ny resaka Taombaovao Malagasy fa ahaon...
03/04/2025

Tsara Hasina Daholo ๐Ÿค ;๐Ÿ’˜ ANKITSIMPO ๐Ÿ’˜ : Tohiny Isan'Taona dia Adihevitra hatrany ny resaka Taombaovao Malagasy fa ahaona Marina e ? ๐Ÿค”. Misy Sokajina Taombaovao Telo Voizina eto amin'ny ity Nosy ity : 1/ ๐Ÿ‡ฎ๐Ÿ‡ฉALAHAMADIBE ๐Ÿ‡ฎ๐Ÿ‡ฉ Taombaovao Nenti-Drazana ara panandroana Isa Lava Manara Bolana ๐Ÿ”ญ๐ŸŒ’ . ๐Ÿ‘‰2/ ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌTAOMBAOVAO MALAGASY FIDIOVANA๐ŸŒพ ( Martsa , April ) ara panandroana Masoandro sy Kintana ary ny natiora ny Goavy , vary sns... ๐Ÿ‘‰ 3/ ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌTAOMBAOVAO LOHATAONAโ˜€๏ธ ( Aout ,Septembre) tapaka arakiny Fivoriany reo Ray Aman DReny Ara Drazana isam-paritra ary mitety renivohi-paritany ny fankalazana azy ๐Ÿค—. โšœ๏ธMisy amin'ireo no Nolovaina tamin'ny ireo Razambe Fahizay ; ary misy kosa no Noforonona taty Aorina ny Taona 2000 no makaty โšœ๏ธ ; Ny Fanovana Tantara sy Fomban'Drazana anefa dia tsarovy fa fitsipahan'Doha ny Laka nitana izay Nahasoa sy Nahatsara ny Tany fahizay . ๐Ÿ‘‰ Tsara Marihana ihany koa anefa fa tsy fety sy Fampisehoana an tsehatra no tena Zava Dehibe tokony hankalazana izany Taombaovao izany , fa ny HASINA ara panahy tokony Tovozina hiatrehana ny Taona eo no Tokony handraisana hafatra amin'ireo Zavamasina rehetra ๐Ÿ™ ; ADIDY sy BAIKO ny manintsy raha misy ny tsy mety fa sanatria raha izay hanenjika be fahatany kanefa rehefa tsy Laitra ny Bala ny fananarana dia Afaka ADIDY ny tena amin'izay mety Zavatra Hitranga ๐Ÿ‘Œ.๐Ÿงš (Mbola hitohy @ Famelabelarana)๐Ÿงš

โ˜ช๏ธ๐ŸŽ‰ ALAHAMADIBE TAOMBAOVAO NENTI-DRAZANA ๐ŸŽ‰โ˜ช๏ธ Ravoravo ny Ambanilanitra fa tonga ny Andro lehibe ๐Ÿ™ Mirary Fahasoavana sy ...
30/03/2025

โ˜ช๏ธ๐ŸŽ‰ ALAHAMADIBE TAOMBAOVAO NENTI-DRAZANA ๐ŸŽ‰โ˜ช๏ธ Ravoravo ny Ambanilanitra fa tonga ny Andro lehibe ๐Ÿ™ Mirary Fahasoavana sy Fanambinana ho any rehetra Hitombo Hasina irin 'olona fa tsy haniry olona Ho taona Zina ho antsika rehetra ๐ŸŒŸ. Efa naneno ny Anjomara ๐Ÿ“ฏ ka misikina ry Manankasy havako ๐Ÿคฒ tohizo ny Fidiovana sy ny Fanasinana fa tsy ela intsony ny ora sy ny Fotoana Hijoroanareo ๐Ÿค— zay no azo Ambara ๐Ÿ‘Œ Zarao ao amin'ny commentaire ny sarinareo nandritra zao Alahamady zao ho hatambatra ary ho Aranty eto amin'ny Pejy ho Fizarana ny Akony Fankalazana ๐ŸŒŸ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡จ Mitomboa Hasina daholo ooh ๐Ÿ’—๐Ÿคฒ

Tsara Hasina Tompoko ๐Ÿค ; Hifarana Rahampitso ny volan'ALOHOTSY ๐ŸŒฌ๏ธ๐ŸŒŠ  Tononandro natao Hidiovana mialoha ny handraisana ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡จ...
28/03/2025

Tsara Hasina Tompoko ๐Ÿค ; Hifarana Rahampitso ny volan'ALOHOTSY ๐ŸŒฌ๏ธ๐ŸŒŠ Tononandro natao Hidiovana mialoha ny handraisana ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡จ ny ALAHAMADIBE TAOM-BAOVAO NENTI'DRAZANA ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡จ ny Alohotsy , Famerenana kely ๐Ÿ‘‰ teo amin'ny Ntaolo ny FIDIOVANA dia manomboka amin'ny : 1/ ๐Ÿ ao an-Trano Fonenana sy ny manodidina ๐Ÿ  : fanesorana ireo zavatra tsy mahasoa rehetra , ary fanoloana ireo Zavatra Simba ; 2/ ๐Ÿค Famitram-Pihavanana ๐Ÿค amin'ny havana na ny fiaraha monina raha toa ka nisy tsy fifankazahoana nandritra ny taona eo no handravonana azy ; 3/ ๐Ÿงœ Fidiovam'Batana ๐Ÿงœ natao Hanalana ny zavatra Manakatsakana sy ny mety Nanimba Hasina ny tena , tanterahina eni Andoharano Masina io Fidiovana io ary misy ny Akora hampiasaina ankoatra ny Rano tohiny ( Ody Fady , Tsiota , Mandravasarotra , Famonon'Ody , Tanimalandy , Volafotsy sns...) ary hialohavana tsitsika Fangatahana ny zavatra atao mba Hanankery ho Tongahasina Ary Ny Fidiovana dia tsy zaraina fa ny rehetra no mahalala ny Akora tokony Hidiovany sy ny mety amin'ny Androny ๐Ÿ‘Œ. ๐Ÿ™… Marihana fa FADY ny manao Sorona na Mamono biby anaty ny volan'Alohotsy๐Ÿ’ง ๐Ÿ™… MIRARY ANTSIKA HATRATRA ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡จ NY ALAHAMADIBE TAOM-BAOVAO NENTI'DRAZANA ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡จ.

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡จ Tsara Hasina !! ny Membre rehetra ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡จ Maro be ianareo no manontany hoe !!! Mandray mpikambana vaovao ve ? , Maro ianar...
25/08/2024

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡จ Tsara Hasina !! ny Membre rehetra ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡จ Maro be ianareo no manontany hoe !!! Mandray mpikambana vaovao ve ? , Maro ianareo no Maniry hivondrona hiara hisalahy aminay amin'ny Fanandratana ny fomban'Drazana sy ho Fanovozana fahalalana . Koa aza misalasala mandefa MP amin'ny pejy raha liana enao fa mahafaly anay ny mandray anao . ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡จ๐Ÿ™

๐Ÿค๐ŸปTsara Hasina Tompoko๐Ÿค๐Ÿป ! ๐ŸšซNy FADY ๐Ÿšซ . Anisany Resaka tena Saro Pady ary tsy Tokony ho Tsinotsinoavina ny Fanajana Ny F...
07/03/2024

๐Ÿค๐ŸปTsara Hasina Tompoko๐Ÿค๐Ÿป ! ๐ŸšซNy FADY ๐Ÿšซ . Anisany Resaka tena Saro Pady ary tsy Tokony ho Tsinotsinoavina ny Fanajana Ny FADY satria hiankinany fiainana iray manontolo ! ๐Ÿ’ฎ Misy Karazany telo ny FADY : ๐Ÿ‘‰๐Ÿป Fadin'Olombelona (Avy amin'ny Razambe avy amin'ny Zavamanankasina ao amin'ny Tena ) , ๐Ÿ‘‰๐Ÿป Fadin-tany (mety nohony Famato ny vohitra sy ny Tanana sns...) , ๐Ÿ‘‰๐Ÿป Fadin'Rano (misy Rano hitoerany ireo hery Miafina manana ny Hasiny sns... ) . ๐Ÿ’ฎ . โ™ฆ Tsy Nataotao Foana ireny Fady ireny fa Tao ny antony ny Hifadina : โ™ฆ Mety ho vokatriny Loza nihatra ohatra dia Nofadiana ireo Ray aman'Dreny fahizay iny zavatra nampidi-Doza iny ka iny no Hanafarany Taranaka Fara-Mandimbiny , โ™ฆ eo koa ny Fady apetrakiny Zavamasina Mba ho Tongahasina ny Singa Masina Izay ampiasaina ( Ody Havandra , Famato , sns...) , โ™ฆ Misy ihany Koa ny Fady apetrak' ireo Hery Miafina mifandray amin'ny olombelona (Raza Masina , Zazavavindrano , Dadibe sns...) . ๐Ÿ‘‰๐Ÿป Maro amin'reo Fady ankehitriny no tsy voahaja intsony satria Nisy ny tsy Nanampita ka ao anatiny Vanim Potoana Mitady ny very isika zao ! Misy koa ireo minia Mandika satria hoe efa Androny Fahazavana hono ๐ŸŒž, efa Mivavaka Hono ๐Ÿ› . โ›” Marihina anefa fa ny tsy Fanajana Fady dia miteraka Sazy eo amin'ny Fiainana Mety Harary , Mety ho Fasahiranam-be , Mety Hitarika amin'ny Fahafatesana mihintsy aza Ary izy io mety tsy eo no eo fa misoko Mangina ary tsy Ampoizina ny Fitrangany . !! ๐Ÿ’๐Ÿปโ€โ™‚๏ธ Afaka Atao tsara ny Miala Faditra raha Toa ka nandika Fady Misy Fomba Fomba atao amin'zany arakarakiny Fady Nodikaina ! Ka Tsara ny Manantony Reo Olo Be Zoky Ray Aman-DReny Mba afaka ny hanoro Hevitra Amin'ny ho Atao . (Mbola Hitohy) MITOMBOA HASINA JIABY ๐Ÿ‡ฎ๐Ÿ‡ฉ

๐Ÿค๐ŸปTsara hasina  ๐Ÿค๐Ÿป ! ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌTAOMBAOVAO MALAGASY (Martsa sy April ) Sy Ny ALAHAMADIBE (Fanandroana Isa Lava ) โ˜ช !  ๐Ÿ’๐Ÿปโ€โ™‚๏ธ Isan'...
18/02/2024

๐Ÿค๐ŸปTsara hasina ๐Ÿค๐Ÿป ! ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌTAOMBAOVAO MALAGASY (Martsa sy April ) Sy Ny ALAHAMADIBE (Fanandroana Isa Lava ) โ˜ช ! ๐Ÿ’๐Ÿปโ€โ™‚๏ธ Isan'Taona dia Miverina foana ny Adihevitra momba ity Taombaovao ity izay samy Entanim-Po daholo na ny Andaniny na ny Ankilany ๐Ÿคท๐Ÿปโ€โ™‚๏ธ !! ๐Ÿ“Œ Ny ALAHAMADIBE dia (Taombaovao Nenti-Drazana teto IMERINA sy izay niray Fanandroana tamin'ny dia ny Isa Lava izany ) ; ๐Ÿ“† Ny Andro Voalohany Volana Alahamady no Fankalazana izany ary Maharitra 3 andro eo ny Fankalazana : ( Vava Alahamady , Vatany Alahamady ary Vody Alahamady. ) ; Taloha Tokoa Mantsy dia Alahamady , Adaoro SNS ... no Anarana fiantso ny Volana fa tsy Hainy reo Razambe Fahizay izany Janoary , Febroary SNS... izany !! Maro moa ny Fomba Fomba Masina atao Mandritra ny Fankalazana . Ary ๐Ÿ“Œ Ny TAOMBAOVAO MALAGASY ( Martsa , April ) indray kosa dia Lafiny Ara Tsiansa sy Natiora no nitondrany Trano Kolotoraly Malagasy (TKM) ny Fikarohany ka nametrahany io Volana Martsa sy April io ho ivon'Fankalazana isan'taona Ary vao niodidina ny Taona 2004 t'any ho any no Nankalazana izany Voalohany izay teo Ambany fiahiny TKM . ๐Ÿชฌ" Ity Farany izay Tokony tsy Olana ny Fankalazana azy raha Ekeny ny Malagasy rehetra : Faritra 23 sy ny Foko18 mihaotra " . ๐Ÿ‘‰๐Ÿป Ny Azonay Ambara dia hoe Samy Ankalazao Daholo na ny ALAHAMADIBE na ny TAOMBAOVAO MALAGASY satria samy manana ny Hanitra ho Azy ireo !!! Aleo Tsy Miady fa Mifanome Voninahitra ๐Ÿ‘ˆ๐Ÿป . ๐Ÿ“ฃ AOKA TSY HO SODOKA NY RANDRAM-BAO ANEFA KA HANARY NY FOMBA FOTOTRA NAVELANY RAZANA . ๐Ÿ‡ฎ๐Ÿ‡ฉ (Alahamadibe 2024 ny 09, 10 , 11 April . ) ๐Ÿ‡ฎ๐Ÿ‡ฉ

Address

Antananarivo

Telephone

+261330857641

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Hasina Misandratra posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Hasina Misandratra:

Share