
07/04/2022
Ny Candidat Docteur RISITE HERIARIVELO dia misaotra sy mankasitraka ireo mpifidy azy, isika mpampianatra sy ny PAT, ka nahazoantsika vato maro tamin'iny fifidianana iny. Mankasitraka ireo mpanohana rehetra tamin'ny endrika maro samy hafa, ny tapaka sy ny namana. Mankasitraka.