11/01/2026
Eh! Mahasoa anao sy ny ankohonanao ity.
"Ny olana sy ny vahaolana"
Ndao amin'izay atrehina !!!
Conference voalohany hoan'ny 2026.
Hiverina amin'ny lohahevitra voalohany nanaovako conference aho ( 15 taona lasa angamba),
▶️
👉Ny Alahady 25 Janoary 2026 @ 2:30
Toerana: Havoria Anosy Tvm
👉Fandraisana anjara @ hofatrano: 5.000ar
👉Ny Alatsinainy 5 janoary dia efa mivoaka ny tapakila.
Ao Supermusic analakely
Ao Naturopharma Ambodin'isotry
👉SURPRISE: Ny super fan eto @ fb rehefa mividy tapakila iray dia mahazo iray maimaim-poana fanampiny 🥰 [Etsy @ Naturopharma Ambodinisotry Cité]