
16/10/2024
๐ข Mia-henjana amin'ny fanaraha-maso ireo mpikirakira razana any amin'ny hopitaly sy any amin'ireny "services funรฉraires" ireny ny mpitantana any Royaume-Uni any.
โ
Ny antony dia ny fahatsapana fa mia-mitombo ny tranga fanolanana razana any an-toerana; toy ny trangan'i David Fuller, 70 taona, izay voaheloka higadra mandra-pahafaty rehefa fantatra fa nanolana razana 101 tao amin'ny hรดpitaly niasany (9 taona ny zandriny indrindra, ary 100 taona ny zokiny indrindra)