ZRS Event

ZRS Event Agence de communication et organisateur evenementiel

🎬⚽🙏🏻🎤Raikitra ty e! Lalao Baolina Hafakely izay hifandonan'ny mpilalao film @ ekipan'ny Kaominina Merimandroso.✅Ny Alaha...
07/06/2023

🎬⚽🙏🏻🎤Raikitra ty e! Lalao Baolina Hafakely izay hifandonan'ny mpilalao film @ ekipan'ny Kaominina Merimandroso.
✅Ny Alahady 11 jona 2022 ao @ Terrain Alatsinainy Merimandroso manomboka @ 02ora 30mn atoandro.
📍PAF: Lehibe 2 000 Ar - Ankizy 1 000 Ar.
:)🕺🏻Tongava maro e...

🎤⚽"FETY BE MIAVAKA RY Nao an"Ndao hihomehy sy hifety e, Ny Alahady 02 Avril 2023 ho avy izao ary ny fotoanantsika ao @ K...
19/03/2023

🎤⚽"FETY BE MIAVAKA RY Nao an"
Ndao hihomehy sy hifety e, Ny Alahady 02 Avril 2023 ho avy izao ary ny fotoanantsika ao @ Kianja Be Manjakandriana.
⚽ @ 02ora Match de Gala: Mpilalao Sarimihetsika malaza Vs Ekipan'ny Commune Urbaine Manjakandriana.
🪕 @ 04 ora Spectacle Goavambe hiarahana @ TWOOKI, ATONICH, ....
🏅Hisy lalao ahazoana loka miaraka @ airtel koa an..
🥃🍷Aza adinoina fa efa misy zava-pisotro sy tsakitsaky koa eny an-toerana.
Ho an'izay mividy billet mialoha dia 3 500 Ar ao @ Lycee NDL hatramin'ny Sabotsy 01 Avril 2023
Tongava maro ry Nao an..

🎬🎬🎞🎞📷📽Miala any vokatra vaovao be "AKOFA"
06/02/2023

🎬🎬🎞🎞📷📽
Miala any vokatra vaovao be "AKOFA"

01/12/2022

✔❤💿💿 Aza adinoina fa amin'ny Talata 06 Desambra 2022 no mivoaka ny dvd original "Tangena".

❤❤Rehefa avy nitety faritra maro t@ projection ny film "TANGENA" dia hivoaka Dvd 💿 manerana ny nosy ny Talata 06 Desambr...
29/11/2022

❤❤Rehefa avy nitety faritra maro t@ projection ny film "TANGENA" dia hivoaka Dvd 💿 manerana ny nosy ny Talata 06 Desambra 2022, maro koa ianareo mpankafy no nangataka izany.
🎥📽 Original ihany an!

🚨🚨Mitohy hatrany ny Projection film TANGENA an! 🥳Anjaranareo any AMBANITSENA-MAHITSY-ANOSIMASINA indray izao ary🎬Mbola m...
26/10/2022

🚨🚨Mitohy hatrany ny Projection film TANGENA an! 🥳
Anjaranareo any AMBANITSENA-MAHITSY-ANOSIMASINA indray izao ary🎬

Mbola misokatra hatrany ny fiarahamiasa ho anareo izay mbola vonona hiaraka aminay 😊😊

📽ARIVONIMAMO indray izao📽👉🏻Projection film TANGENA Ao amin'ny TRANOMPOKONOLONA ⏳Alahady 23 Octobre 2022Tongava maro ary ...
19/10/2022

📽ARIVONIMAMO indray izao📽
👉🏻Projection film TANGENA
Ao amin'ny TRANOMPOKONOLONA
⏳Alahady 23 Octobre 2022
Tongava maro ary e

🎞📽Anjarantsika eto Arivonimamo indray zao e, projection film "TANGENA" ny Alahady 23 oktobra 2022 ao @ Tranompokonolona ...
06/10/2022

🎞📽Anjarantsika eto Arivonimamo indray zao e, projection film "TANGENA" ny Alahady 23 oktobra 2022 ao @ Tranompokonolona Arivonimamo.
🕑@ 01ora 30mn sy @ 03ora 30mn ary @ 05ora 30mn
✔Tongava maro fa seho tokana io an

Address

Androndra
Antananarivo
101

Telephone

+261322795351

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ZRS Event posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to ZRS Event:

Share