05/01/2026
😍✨ Fa iza marina izany Rica Cosmetics e? 🤔
😍 Rica Cosmetics dia orin’asa Malagasy mpamokatra produits 100% VITA MALAGASY🇲🇬❤️, natao hikarakarana ny tarehy sy ny volo amin’ny fomba natioraly sy azo antoka tanteraka 🤍
📍 Eto Antsirabe no misy ny siège anay
➡️ Ambohimena, ampitan’ny CNAPS, manaraka ny plaque Parama-if
🔴 Mahita vavahady menamena misy soratra hoe “Rica Cosmetics” — dia eto no misy anay 😊
🌿 Inona avy no hitanao ato aminay ?
✅ Produits ho an’ny tarehy (ho an’ny karazan-koditra rehetra)
✅ Produits ho an’ny volo (lisse, curly, crépus, naturel…)
✅ Produits natokana ho an’ny ankizy 👶💚
👉 Samy mahazo anjara daholo, satria samy manana ny filàny ny tsirairay ✨
💆♀️💇♀️ Manana SALON ihany koa izahay,
Ao no anaovanay :
👉 SOINS DE VISAGE 🧖♀️ (fikarakarana manontolo ny momban'ny tarehy, arak'izay ilain'ny hoditrao🥰)
👉 SOINS CAPILLAIRES 💆♀️ (fikarakarana volo, arak'izay ilain'ny volonao sy tanjonao ihany koa)
👉 Ataon’ny ekipa efa manana traikefa, araka ny filàn’ny hoditrin'ny tarehy sy ny volo 🌸
🎯 Ny tanjonay ?
Ny hahatonga ny olona rehetra hanana fahatokisan-tena feno😇,
👉 Hitia ny hodiny sy ny volony natioraly, ary hahatsapa fa mendrika ny tsara indrindra izy 🤍✨
💌 Misaotra indrindra ireo rehetra efa niara-dàlana taminay hatramin’izay 🙏
🤗 Faly miarahaba manokana ireo vaovao eto amin’ny pejy sy ireo vao nahafantatra anay ihany koa— TONGASOA DAHOLO 🌿🎆
🚪 Misokatra ho an’ny rehetra ny varavaran’ny Rica Cosmetics
💬 Misokatra foana ny message privé raha manana olana na fanontaniana momba ny volo na ny tarehy fa MAIMAIMPOANA NY DIAGNOSTIC
📆 Aza misalasala maka rendez-vous, vonona hanome ny tsara indrindra ho anao foana izahay ✨🤩
🌿 Parce que vous méritez le meilleur, naturellement 💚😍
#2026