Minitra vitsy

Minitra vitsy Retrouvez ici toutes les actus, nouveautés musicales, interviews exclusives, buzz, coulisses et tendances de vos célébrités préférées à Madagascar

Efa miketrika koa ato i Raouto sy TwokiiMety ho inona ny titre an'ilay hira😃
13/04/2025

Efa miketrika koa ato i Raouto sy Twokii
Mety ho inona ny titre an'ilay hira😃

18/02/2025

Nanary jocker ny Ex👂

14/06/2024

somary pause kely ny tournage ny émission antsika , fa tsy hoe mijanona akory ,tsy mora ny mamarana ity fianarana ity🥱😁.

Mandrapa aloha dia mba asio maso ihany ity hirany DoDonnelyao2 ity😍👊🏿

😊
22/04/2024

😊

Fantatrareo ve izy😁Samedi ny fotoana😍  ny page Minitra vitsy
11/04/2024

Fantatrareo ve izy😁
Samedi ny fotoana😍
ny page Minitra vitsy

23/03/2024
19/02/2024

Populaire en ce moment ny hiran'i Tsota 😅
Nlef nlave ntsmet de niol nfot💤

16/02/2024

Artiste : Tyanii ( Dance J2P Mada )
Mpanao gadona drill 🐿️🎶
Interview Minitra vitsy

🔔Marihina fa izahay dia mandray mpanakanto vao misondrotra na efa manana laza.Misokatra ihany koa ny fiaraha-miasa ho antsika rehetra vonona amin'izany.

☎️Tel: 038 15 710 82 na ny 038 33 919 23
📌Page: Minitra vitsy

Ndao asina lalao Kely ndray ary🥰🎉LOKA : 10 000 Ar 🎉(Olona iray)Ireto avy ny conditions:1_Asio commentaire ity publicatio...
12/02/2024

Ndao asina lalao Kely ndray ary🥰
🎉LOKA : 10 000 Ar 🎉(Olona iray)

Ireto avy ny conditions:
1_Asio commentaire ity publication ity hoe "ZA HILALAO "
2_Partageo anaty groupe 3 ity publication ity .
3_Aboneo ny pejy Minitra vitsy (captureo mba hisy porofo)
4_Asio j'aime ity publication ity.

🖍️Izay commentaire bé réactions indrindra no mandresy .

NB: Izay mahafehy anireo conditions rehetra ireo ihany no mahazo ny loka fa verifienay tsara.

💁Ny sabotsy hoavy izao @ 7 hora ariva ny fisarihina.

Mazotoa milalao ary🥰🎉

Address

Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Minitra vitsy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Minitra vitsy:

Share

Category