09/09/2026
๐ Navela ๐ต๐ถ๐ฟ๐ฒ๐๐ฎ๐ธ๐ฎ ๐บ๐ฎ๐ป๐ด๐ถ๐ป๐ฎ ๐ถ๐๐ฎ๐ป๐ ๐ต๐ผ๐ฒ ๐๐๐ ๐บ๐ถ๐๐ ๐บ๐ฝ๐ถ๐ฎ๐บ๐ฏ๐ถ๐ป๐ฎ ๐ณ๐ผ๐ป๐ท๐ฎ ๐บ๐ถ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ ๐ป๐ฎ ๐บ๐ถ๐ต๐ฎ๐ถ๐ป๐ผ ny mpandraharaha ๐ ๐ฎ๐บ๐ ๐ฅ๐ฎ๐๐ฎ๐๐บ๐ฎ๐ป๐ด๐ฎ ๐๐ ๐ป๐ ๐บ๐ฝ๐ถ๐๐ผ๐น๐ผ ๐๐ฎ๐๐ฎ ๐ฎ๐๐, araka ny tatitry ny gazety morisiana, Dรฉfimรฉdia.
Nitaraina tany amin'ny mpitsara mantsy ity mpisolo vava ity fa tsy afaka mifampiresaka irery mihitsy izy sy ny olona arovany fa misy mpiambina manatrika foana ary mety ho re amin'ny micro koa.
Nandidy ary ny mpitsara omaly ny hamelana azy ireo hiresaka irery tany amin'ny fonja nitazonana azy fa kosa mihodina ihany ny "camera de surveillance". Mbola ny resaka fangatahana fahafahana vonjimaika hatrany no tena ifantohan'ny fiarovana azy hatreto.
Sary fanehoana