26/12/2025
🚨Raha te ho tafavoaka amin’ny fiainana
❌Fadio ny miheritreritra ny vita ny hafa tsy ho vitanao.
➡️Iza izy ary iza ko ianao ?
➡️Ino raha vitany tsy vitanao? izikoa anao mihezaka
❌Fadio ny amaray vao hanomboka fa androny tsisy fotona
➡️Fa i amaray io ane tsy holany
➡️Fotona enjehina fa tsy ny fotona no anenjiky anao
❌Fadio ny minamana olo mitondr'anao amin'ny fiainana tsy zahaza amin'ny fidirambola nao
➡️Tohiny hoe namana tia manejika la mode, téléphone lafo vidy nefa tsy ampidibola, rêve tsy tapaka, sns ...
➡️Mahaiza miafy amin'ny zay anananao fa ny hoavy nao no banjino
❌Fadio ny manadany miotrany vola miditra aminao
➡️Mahaiza mitahiry na kely aza
❌Fadio ny mehevitra hoe tsy anjarako ny hanan-karena
➡️Miezaha manorina fidirambola
➡️Ary aza kivy fa ny zavatra iray ataonao tsy maintsy miaigna amin'ny tsy mahomby izy aveo mahomby
➡️aza kivy ary aza miaino vavany mpanaratsy
Fa ny ataova andoha hoe tsisy olana tsisy vaha olana
➡️Tsisy mafy tsy laitriny zoto fa anao tsy maintsy manjary
➡️Zegny naviany Terme nanao hoe" Ty tsy maintsy manjary fo"
Mevalaza tsy maintsy malaza fo na somary miady mafy