Mada DJ Ofisialy

Mada DJ Ofisialy Mada DJ ofisialy est une association des DJs de Madagascar qui animent tout genre d'évènement.
(1)

29/11/2025
27/11/2025

TU VEUX MIXER À MALAFEST SOUNDSYSTEM ? 🔊

Envoie en story ta meilleure transition d’1min30 avec le thème (Dancehall/Shatta/Soca) en mentionnant .2025 🔥🔊

Tagguez aussi vos DJ/DJette préférées pour qu’ils voient ce post 🔥
Go faire découvrir de nouvelles pépites 🔊🔥

MixxVibes
24/11/2025

MixxVibes

# Mixxvibes Meeting 3.0 #

io indray ny fotoana hiaonatsika DJ sy ny mpankafy tontolon'ny DJING tsy an-kanavaka ☺️🎶 30 Nov -10h - Café Yo (près BNI)

🔺 ireo daholo ny fandaharam-potoana amin'io 👇
🔺 hisy seho maro samihafa
🔺 ny repère ho alainay video dia havoakanay eto foana

Ny tsakitsaky sy ny zava-pisotro Scratch Bouffe no manao azy 🍹🍝🍟

Côté logistique: Booking Luxury Eventia sy Sandix - Location Logistique Evénementielle ✅

Couverture photo: Studaka Communication 📸

👉 Izay dia aza adinoina ny ONDE POSITIVE sy ny 3.000ar 😇

👉 Azo paragena , MERCI 🙏

24/11/2025

Sary fahatsiarovana ny fanomanana ny Rencontre Nationale Des DJ - Mdg 2020 izay nampahafantarana ny fijoroan'ny Mada DJ Ofisialy

23/11/2025

Mention spéciale à mes nouveaux(elles) super fans ! Nikay-g Ofisialy Rakotiarison, Romeo Merho, Aina Ravoavy, Ando Rakoto, Masoandro Niriko, Bio-Jay Tsivoafetra, Diijey Roche Man, Deejey Ranto de Madagascar, Ingrid Estefania, DjFrunk Vahiako, Arnix

Ne ratez pas le concours DJ au Taxi Be Tamatave ! Inscrivez-vous dès maintenant et montrez vos talents. Un événement inc...
21/11/2025

Ne ratez pas le concours DJ au Taxi Be Tamatave ! Inscrivez-vous dès maintenant et montrez vos talents. Un événement incontournable pour tous les passionnés de musique 🎧

20/11/2025

Fanambarana Ofisialy

Miarahaba antsika rehetra mpanaraka ny pejy, ianareo mpanohana sy ireo nandray anjara tamin’ny fanehoan-kevitra.

Ny fikambanana Mada DJ Ofisialy dia tsy nipoitra ho azy fotsiny fa niorina avy amin’ny tsirin-kevitra sy fanapahan-kevitra mazava. DJ DADDY KOOL no namorona izany ary niantso ireo DJ hafa hiara-hametraka sy handrafitra ny Birao.

Misy ny resaka mandeha izay nisy komity vonjimaika saika hikarakara fifidianana ho an'ny fikambanana ary ny tian'izy ireo dia ariana ny anjara sy ny anarana maha "Filoha Mpanorina” an'i DJ DADDY KOOL.

Raha raisina ohatra, andeha asaina mikarakara fifidianana ny fikambanana na “team” iray eto Madagasikara, dia ilazao ny mpanorina hoe rehefa vita ny fifidianana dia tsy manana ny andraikitra maha-mpanorina intsony izy, ary tsy mitondra ny lohateny hoe “Président Fondateur”. Hita eo ny valiny sy ny fahamarinany.

Ho an’izay mahafehy ny resaka fikambanana dia efa fantatra fa tsy mitovy amin’ny satan’ny Filoha Repoblika ny satan’ny fikambanana manana mpamorona. Ny maha-mpanorina dia mijanona ho zava-misy sy maha-izy azy mandrakariva, na misy fifidianana aza.

Eo amin’ny sehatra maneran-tany, ny fikambanana rehetra manana Filoha Mpanorina dia mitazona izany satan’ny maha-mpanorina izany. Izany no mahatonga ny fisian’ny lohateny ho an'ilay Président izay ho fidiana na tendrena toy ny hoe : 2ème Président, Co-Président, na Vice-Président. Ilaina ny fahalalana sy ny fahafehezana an’io rafitra io mba tsy hiteraka fisafotofotoana ary koa mba hahazoana manaja sy mitandrina ny maha-ara-dalàna ny fikambanana.

Nohon'ny fitiavana sy ho amin'ny soa iombonan'ny rehetra dia ho raisin'ny mpikambana birao sy ny mpikambana rehetra manerana ny Nosy ny ho fanohizana ny fikarakarana ny fifidianana. Ho ambara eto ihany ny fotoana hanaovana izany. Eto dia miantso ny rehetra amin'ny fiomanana ary entanina hatrany ireo izay nirotsaka raha toa ka hiara-dia sy hiray hina marina tokoa no tanjona iraisana.

20/11/2025

Ahemotra amin'ny fotoana manaraka ilay "AG sy élection" saika ho atao ny 23 Nov. 2025 izao ao amin'ny KIANJA NY KANTO

19/11/2025
30/08/2025

Manohana tsy misy fepetra

Address

Antananarivo

Telephone

+261348511565

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mada DJ Ofisialy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Mada DJ Ofisialy:

Share

Category