Finday mora sy azo antoka

Finday mora sy azo antoka Vente telephone original

HARARAOTY  akaiky fety izao fa 320.000 ariary monja ityMotorola edge 5g uw 2021Sary tena raitra, batterie efa iaraha-mah...
10/12/2024

HARARAOTY akaiky fety izao fa 320.000 ariary monja ity
Motorola edge 5g uw 2021
Sary tena raitra, batterie efa iaraha-mahalala
Mp commande

❌❌ 🎄 arrivage pour mois décembre 🎄❌❌   ➡promotion du prix 🎁🎁🎉🎉( pendant 5jours)   IZA no mila  ilay baladeur MP3/MP4 mis...
03/12/2024

❌❌ 🎄 arrivage pour mois décembre 🎄❌❌
➡promotion du prix 🎁🎁🎉🎉( pendant 5jours)
IZA no mila ilay baladeur MP3/MP4 misy bluetooth sy tena miaritra batterie ? M500 DJIX mety @ nao ( occasion canada indray izy ireto 🇨🇦)
❌vrai resaka eto avec certifie C.E ❌
Mbola sous carton 😊 .ireto momba azy :
✅Mémoire interne : 8go
✅Porte carte extensible : jusqu'à 32go
✅autonomie : 25 h non stop (réel )😱
✅option: music , vidéo, enregistré , radio .
✅option bluetooth 2.0
✅touche efa digitale
✅accessoire complet
➡made in PRC 🤑
Prix : efa natao 140.000ar ✅ au lieu de 180.000ar❌
Nb : aza tara fa efa somary efa vitsy izy sisa ato.
Midira mp ary tompoko raha mila zavatra tsara ianao tompoko.
Livraison possible : 5.000ar sur ANTSIRABE ville .afaka mandefa sur province

Tsara kanefa tsy lafo be( fa tsy mora be Koa anefa)😁Motorola g72 5g8/128Android 13✅Dalle: Super Amoled 1B colors, HDR 10...
28/11/2024

Tsara kanefa tsy lafo be( fa tsy mora be Koa anefa)😁
Motorola g72 5g
8/128
Android 13✅
Dalle: Super Amoled 1B colors, HDR 10+, 120hz✅
Sary: 108 mpx avec toutes modes✅
Batterie 5000mah tsy laninao💪
Mahazaka lmc sy Gcam+ XML
Prix:1M800 à discuter
Livraison partout à madagascar

MOTOROLA ONE FUSION PLUS260.000 Ar ttc
24/11/2024

MOTOROLA ONE FUSION PLUS

260.000 Ar ttc

GOIGLE PIXEL 4Xl 350.000 ariary monjaTsy mandray adivarotra intsony, livraison possible
18/11/2024

GOIGLE PIXEL 4Xl
350.000 ariary monja
Tsy mandray adivarotra intsony, livraison possible

GOOGLE PIXEL 4Xl fanomezana be 400.000 ariaryLivraison mitohy foana
14/11/2024

GOOGLE PIXEL 4Xl fanomezana be
400.000 ariary
Livraison mitohy foana

13/11/2024

Shout out to my newest followers! Excited to have you onboard! Aina Patrick Bruel, JE Suis Précieux, Haren Niaina, Synthia Tahina

Motorola edge 40 5GJereo ny hakantony nefa tsy mampino ny vidiny
06/11/2024

Motorola edge 40 5G
Jereo ny hakantony nefa tsy mampino ny vidiny

XIAOMI NOTE 12 proLay tena raitra sy matanjaka batterie 😍, tena hoe lafatra,Mp fa mora, tena mora
30/10/2024

XIAOMI NOTE 12 pro
Lay tena raitra sy matanjaka batterie 😍, tena hoe lafatra,
Mp fa mora, tena mora

MBOLA ATO IRETO MAFY BATTERIE IRETO, TSARA SARY , 1M250 fmg
29/10/2024

MBOLA ATO IRETO MAFY BATTERIE IRETO, TSARA SARY , 1M250 fmg

GOOGLE PIXEL 4 faradoboka
26/10/2024

GOOGLE PIXEL 4 faradoboka

26/10/2024

IZA LAY NANAFATRA ENTANA ANDROANY
Ialana tsiny fa panne kely, rahampitso tonga daholo 😢😂🤣

Address

Antananarivo

Telephone

+261387925390

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Finday mora sy azo antoka posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share