Soeurs de Saint-Paul de Fribourg

Soeurs de Saint-Paul de Fribourg Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Soeurs de Saint-Paul de Fribourg, Media, Malaza Andoharanofotsy, Antananarivo.

Miarahaba e!😊Ity koa misy vaovao ho antsika aty amin'ny faritr'i Fianarantsoa. Manantena ny fahatongavanao.Mirary soa!🙏🙏...
30/06/2026

Miarahaba e!😊
Ity koa misy vaovao ho antsika aty amin'ny faritr'i Fianarantsoa. Manantena ny fahatongavanao.
Mirary soa!🙏🙏🙏

Tonga indray lay fotoana hiarahana amin'ireo tanora tovovavy maniry ny hamantatra ny antson'i Kristy. Misokatra ho anare...
29/06/2026

Tonga indray lay fotoana hiarahana amin'ireo tanora tovovavy maniry ny hamantatra ny antson'i Kristy. Misokatra ho anareo ny varavarana ka tongava maro e!
Io ary ny andinindininy dia mirary soa e.

29/06/2026

Miarahaba e😊
Mankalaza ny fetin'i Md Piera sy Md Paoly ny Eglizy anio. Miarahaba sy mirary soa ho antsika rehetra dia arahabaina manokana ireo eo ambany fiarovan'ireto Apostoly ireto indrindra ny Soeurs de Saint-Paulde Fribrourg rehetra.Hanana zoto-po amin'ny fitoriana ny Evanjely toa azy ireo ihany koa anie isika.
Md Piera, Md Paoly/ Mivavaha ho anay🙏🙏🙏

Miarahaba  e!Arahabaina isika rehetra  nahatratra ny asaramanitra e!Mirary fiadanana sy hafaliana.Hotahian'Andriamanitra...
26/06/2026

Miarahaba e!
Arahabaina isika rehetra nahatratra ny asaramanitra e!
Mirary fiadanana sy hafaliana.
Hotahian'Andriamanitra hatrany anie ny Malagasy rehetra!
🎆🎆🎆

20/04/2026

20 avril 1893-20 avril 2026.
Tsaroana isaky ny faha roapolo aprily ny nahaterahan'i Mompera Joseph Schorderet any an-danitra (Mpanorina ny Fikambanan'ny Soeurs de Saint-Paul de Fribourg).Mivavaha ho anay zandrinao mbola manohy ny asa masina natombok
ao.

25/01/2026

Miarahaba e!
Alahady fahatelo mandavan-taona, Alahadin'ny Tenin'Andriamanitra.
Ankalazana ny nibebahan'i Md Paoly ihany koa androany, ilay Apostoly tsy nahalala sasatra nandeha nitety vazan-tany nitory io Tenin'Andriamanitra io. Miarahaba sy mirary soa anstika rehetra indrindra ireo rehetra miaina ny ny aim-mpanahin'i Md Paoly. Anisan'izany ny Maseran'ny Md Paoly avy any Fribourg (Soeurs de Saint Paul de Fribourg). Hitoetra ao am-pontsika lalandava anie ny zoto-po nananan'ity apostoly ity eo am-pitoriantsika ny Evanjely amin'ny e.driny maro be.
Mirary soa indrindra!

25/01/2026



25 Janoary — Masindahy Paoly dia Jody avy amin’ny fokon’i Benjamina. Teraka tao Tarsa, nifanerasera tamin’ny Grika, ary niaina tao anatin’ny fanjakana Romanina. Tsy nianatra afatsy haisoratra Izy tao Tarsa, avy eo nandrato fianarana tao Jerosalema.

Mpanenjika Kristianina nikoizana ny Rainy ka isan’izany iany koa Izy ary mbola Saoly ny anarany tamin’izany. I Jesoa no nanova ny fiainany ra Izy teny andalana hoany Jerosalema hanenjika ireo Kristianina.

01/01/2026

01-01-2026
Fo faly no hiarahabana antsika rehetra nahatratra ny taona vaovao 2026, mirary hafaliana sy fiadanana hatrany, omban'ny fahasoavan'Andriamanitra.
OSP MADA

Address

Malaza Andoharanofotsy
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Soeurs de Saint-Paul de Fribourg posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Soeurs de Saint-Paul de Fribourg:

Shortcuts

Share

Category