
09/07/2025
Fanapoizinana teny Ambohimalaza: nivoaka ny valin'ny fitiliana.
Singa mahery vaika tsy fahita amin'ny sakafo no hita tamin'ny fitiliana, tsy "Botulisme" velively no nahazo ireo olona ampolony mahery. Ny rà sy ny ambin-tsakafo tao anatin'ny vavonin'ny marary no nalefa tany Frantsa.