Tsiry Art'Dihy

Tsiry Art'Dihy Danse d'animation , animations mariage , animations cérémonies

Zanak'Antokovaritelo 🤸Misaotra tamin'ny fahatokisana 🙏Zumba et animation byPePeron Tsiry Art'Fetra
11/03/2024

Zanak'Antokovaritelo 🤸
Misaotra tamin'ny fahatokisana 🙏
Zumba et animation byPePeron Tsiry Art'Fetra

Zay mba nananana no nomena 🤸Mankasitraka ny rehetra Tonga dia mirarisou ho anzay tsy Tonga iany kou , 🙏👏Zumba by Tsiry A...
05/03/2024

Zay mba nananana no nomena 🤸
Mankasitraka ny rehetra Tonga dia mirarisou ho anzay tsy Tonga iany kou , 🙏👏
Zumba by Tsiry Art'Dihy

02/09/2023

C'était mon mariage ❣️

Mirary faran'ny herin'andro finaritra ô!🤸
03/06/2023

Mirary faran'ny herin'andro finaritra ô!🤸

Rehefa nanao ezaka ianao anefa tsy nahomby dia aza Kivy apitomboy avo roa heny ilay ezaka nataonao dia ho itanao ny voka...
24/05/2023

Rehefa nanao ezaka ianao anefa tsy nahomby dia aza Kivy apitomboy avo roa heny ilay ezaka nataonao dia ho itanao ny vokatra tsara indrindra azonao aveo !🙏

Ireto indray ny andiany manaraka nanafana ny fety tato amin'ny Collège la Providence Amparibe, mankasitraka indrindra 🙏C...
30/04/2023

Ireto indray ny andiany manaraka nanafana ny fety tato amin'ny Collège la Providence Amparibe, mankasitraka indrindra 🙏
CoachTsiry Art'Fetra Peròn

Mankasitraka ny ankizy rehetra anio fa afapo b tamin'ny vokatra Misaotra ny Collège La Providence Amparibe ihany koa nam...
29/04/2023

Mankasitraka ny ankizy rehetra anio fa afapo b tamin'ny vokatra
Misaotra ny Collège La Providence Amparibe ihany koa nametraka fitokisana , mirary ny soa sy ny tsara hatrany ho an'ny école 🙏
Zay ny anio fa rahampitso indray ô!♥️

Iray apina iray mira roa😆Efa hody ventiny ny rano natsakaina 🙏
25/04/2023

Iray apina iray mira roa😆
Efa hody ventiny ny rano natsakaina 🙏

Tu es  la seule responsable de ton acte 🙋
22/04/2023

Tu es la seule responsable de ton acte 🙋

Mankasitraka ny tarika AmbondronA fa tena afa_po bé ny mpankafi 🙏🙏🙏🙏
16/04/2023

Mankasitraka ny tarika AmbondronA fa tena afa_po bé ny mpankafi 🙏🙏🙏🙏

Address

Antananarivo, Analamanga
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tsiry Art'Dihy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Tsiry Art'Dihy:

Share