Sarron

Sarron Juste pagenà bandy passionné mecanique (moto, vam,...) de zaraiko amin'ny fomba feno tsiky!

LE PROJET réalisation de la moto de mes rêves : la C21

Contact : [email protected]

https://https://www.instagram.com/cesar_sarron/

Misaotra betsaka amin'ny asanareo mpanao gazety rehetra tsy ankanavaka 🙏Miaritra bombe lacrymogène, toraka tsinahy lasa ...
27/09/2025

Misaotra betsaka amin'ny asanareo mpanao gazety rehetra tsy ankanavaka 🙏

Miaritra bombe lacrymogène, toraka tsinahy lasa any, kanefa dia miparitaka eran'ny tamba-jotra ny asa-tananareo ary tena en directe otran'ireny tany ireny mihitsy ireo tsy afaka nandeha sy te ahalala ny vaovao mitranga fa tsisy mahita hoe ianareo no ao ambadika.

Ka dia misaotra fona fona 🙏

🙏Noho ny ezaka nataotsika dia hita ny SSV . Tsy mbola tapitra fa ireto mbola anjarabirikitsika ihany koa dia izaho tsy r...
26/09/2025

🙏Noho ny ezaka nataotsika dia hita ny SSV . Tsy mbola tapitra fa ireto mbola anjarabirikitsika ihany koa dia izaho tsy reraka ny hizara satria " Marary izany very fananana izany" ka eritreretiko foana hoe raha anah ireny nangalarina tsotra amin'izao.

Alefa zalah, partage, mijery ifotony manamarina, Alefa alefa 💪

🙏 Entanina isika mpankafia 2 Roues rehetra 🙏 🇲🇬❌ ❌❌AOKA ISIKA TSY HIVIDY MOTO NA PIECES TSY FANTAM-PIAVINA❌❌❌❗️❗️Aza mai...
26/09/2025

🙏 Entanina isika mpankafia 2 Roues rehetra 🙏 🇲🇬

❌ ❌❌AOKA ISIKA TSY HIVIDY MOTO NA PIECES TSY FANTAM-PIAVINA❌❌❌

❗️❗️Aza maimay amin'ny hoe moto vaovao 300.000 Ar fa halatra fona ireny na Sonoa na Karana na inona ny tompony ❗️❗️

MELOHITSIKA NY FANDROMBANA FANANAN'OLONA KA IREO OLONA MANANA VAOVAO SY MAHITA IREO MOTO HALATRA DIA ZARAO IZANY NA ALEFAO ATY AMIKO SATRIA MARARY NY VERY FANANANA, IREO TRANOMBAROTRA, OLONA NANAJANONA NY MOTO-ANY TAO AO AMIN'NY ORINASA IASANY KA LASIBATRA TAMIN'NY ASA RATSY AZA MANGINA FA ALATSAO AO AMIN'NY COMMENTAIRE AO NY LAHARANA.

Manantena ny firaisankinan-tsika 🇲🇬

25/09/2025

Send a message to learn more

25/09/2025

🤬FALY PR ZANY LAH ZAO FA NAHAZO SSV GRATOS?

AFAKA RAISITSIKA FIALONANA NY ANAH FA TEZITRA AH IO, ORINASA MANDOHA TAXE, IMPOT, MAMPIASA OLONA MARO!!!

OH RY ZAREO AH, JIRO SY RANO, JIRO SY RANO FA TSY ORIN'ASAN'OLONA

MALAHELO AHO AMIN'ITY NOSY MALALAKO ITY SNBV EH!

25/09/2025

❌❌❌MELOHAKO TANTERAKA NY FANDROBANA ZAVATR'OLONA ❌❌❌ 🤬

TSY ZAO ILAY FITAKIANA NATAO FA RESAKA "JIRO sy RANO". AVELAO NY ZAVATR'OLONA 😡

METY OLONA MANARAROATRA IREO FA TSY IREO TANORA TIA TANINDRAZANA TAZAKO NIADY NY ZO ANY

Cosmos Antsirabe

Tsy haiko hoe iza ianao fa dia misaotra 🫶
25/09/2025

Tsy haiko hoe iza ianao fa dia misaotra 🫶

24/09/2025
Hamaranatsika an'ity tantara milay an'i Haga ity dia nampidirina sur Youtube en intégralité HD tsisy tapaka ilay izy 😎De...
23/09/2025

Hamaranatsika an'ity tantara milay an'i Haga ity dia nampidirina sur Youtube en intégralité HD tsisy tapaka ilay izy 😎

De mba asio like ihany ilay chaine raha sendra mandalo ao nareo mba encouragement (mahantra be tsika ao ny tena marina 😆)

Liens ao amin'ny commentaire de siora be daholo 👊

Autocollant LNDK dispo chez Custom 261 à 5000 Ar 😎
23/09/2025

Autocollant LNDK dispo chez Custom 261 à 5000 Ar 😎

Autocollants LNDK disponible dans notre boutique ampasapito pour les mpakafy bandy LNDK 😅
César Sarron

Prix :5000ar

23/09/2025

Partageko eto fotsiny ito so de tsy ho hitako intsony 😁

Mila fanampina kely avy any aminareo🙏Présence no angatahako satria noho ny video farany (crash) dia lasa restreint an'ny...
22/09/2025

Mila fanampina kely avy any aminareo🙏

Présence no angatahako satria noho ny video farany (crash) dia lasa restreint an'ny facebook ilay page ka lasa tsisy mahita intsony ny publication ataoko (mety parano koa).

Noho izany ianareo izay mba manaraka an'ity page ity, na fiara io na moto (n'inoninona io), na tsy manana an'izy roa ary fa juste mba manaraka, na nitsiky tamin'ity page ity dia mba asio présence kely hoe tena tsisy mahita intsony ve ny publication sa...

Merci eh 👊

NB: tsy mitady like fa kivy tsika io amin'ny ezaka natao 😅

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Sarron posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category