09/10/2026
TSY EKEKO NY FANGALARANA NY CREATION IZAY ATAOKO
Teneniko anareo fa na TV ary maka ny video na creation de contenues ataoko amin’ny recettes ireny , dia mbola maka autorisation tsara amiko zareo oe « Afaka alefanay TV ve ny oronatsarindriii????? »
😡😡Misy ilay page sasany tsy tahotra tsy henatra fa tonga dia mangalatra akitsirano ny video izay foroniko sy andaniko fotoana 😡😡
Averinareo mpanao vente en ligne sasany mpangalatra sary sy vidéo réel sy photo réel ato pejiko ireto ary moramora ny manao creation video iray🥺🥺😩, manao montage video izany ,
Soa dia ataonareo fa internet aza ny pageko angalanareo Photo reel sy video 😡😡
Izany indrindra no antony tsy amohahako video intsony aloha tatoato satria ny pageko mbola ao anaty restriction an’ny facebook ,
Za ato tsy matory andro tsy matory alina manomana vidéo , ny olona sasany dia mitavapotsiny
IREO RÉEL (VIDÉO) 2 FARANY amin’ity page avokako ity izao dia vidéo noforoniko avokoa 🥺🥺, akotran’ny sary izay angalarina tsy tenenina intsony☹️☹️
Amiko itony pejy mpangalatra création an’olona itony mitovy amin’ny mpangalatra sy mpanendaka eny antsena 😡😡,
Mahatsiravina ah😩😩