Dajoh La vie fleurit par le travail. - L'art ne fait pas qu'illustrer, il fait vivre

Aiza daholy 😂
26/07/2025

Aiza daholy 😂

24/07/2025

Cousin a oe cousine
Cousin v sa cousine
Cousine bé ,eeeee
Mlay iny hira tempo gaigy iny 🤣🤣🤣

Inona tena marina ?
24/07/2025

Inona tena marina ?

Na ireo PPS ( papasosy ) aza ve de itaiza anzao
22/07/2025

Na ireo PPS ( papasosy ) aza ve de itaiza anzao

Mba sanabavy kosa e! Tsy foiko kosa raha ity no homeko 4x4, k'lele! Anitsakitsa-bady ihany ve dia zao? çà vaut pas le coup! Ialahy @ io sady ministra no manambola.
Tsy mahafoy 4x4 amin'io aho leisy lelika e!

😢😭😭😭
22/07/2025

😢😭😭😭

22/07/2025

🤣🤣🤣

21/07/2025

Voadaka tamin'ny filankevitry ny minisitra manokana izao hariva izao i " Je ne veux pas savoir"

Fa ahona ihany Ary ???
21/07/2025

Fa ahona ihany Ary ???

Tsy tazana teny Fiadanana mihitsy i Fenohasina androany na dia efa niatrana teny aza ny paparazzi androany.

Ny reniny sy izy 3 vavy nalaina teny Antanimora no ao.

Rahampitso tohizana...

Dis-nous $kispass

21/07/2025
21/07/2025

Ny zanaka mpanakarena rehefa tezitra de mihazakazaka makany am efitranony. Ary enao mba ihazakazaka oaiza😂

Zay fotsiny e 😂
21/07/2025

Zay fotsiny e 😂

Alefaso ny COMS Ary e 😂 célibataire lava 🤣😂😂
17/07/2025

Alefaso ny COMS Ary e 😂 célibataire lava 🤣😂😂

Address

Analamanga
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Dajoh posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Dajoh:

Share