
14/07/2025
70 000ar oui 70.000ar FOTSINY OA COFFRE KELY TENA MAFY BE EN ACIER MASSIF ÉPAIS= 23cm *17cm (5 litres, 2.5kg )AFAKA ASINAO VOLA, FIRAVAKA NA IZAY TIANAO ATAO AMINY REHETRA PRATIQUE SADY AZO ANTOKA BE.MAFY SADY MAVESATRA KELY MORA AMPIASAINA. EFA MISY LA CLÉ 2 BE IZAO MIARAKA AMINY MOA AFAKA ATAONAO CODE KOA HAMAHANA AZY RAHA TSY TE AMPIASA CLÉ. Manomboka izao dia aza mitaintaina intsony miaraka amin'ity coffre azo antoka tsara ity. Afaka atao anaty rindrina, anaty tany , anaty armoire sns... Mety foana izy tianao hametrahana azy.Avy ao aoriana ny fixation izany hoe tsy misy atahorana mihitsy,efa misy bilao lava be hametahanao azy,tsara sécurité be mihitsy izay tianao tsy misy ahita rehetra an, efa misy boky miaraka aminy Sady mora ampiasaina kely qualité ilay tsara indrindra tsy atahorana simba na voavely mafy be aza. Efa natao promotion 70.000ar aza tara intsony sao tsy ahazo.
Manao livraison Tanà/ Province
☎️034 86 615 12