Cours de Français et Anglais Débutant

Cours de Français et Anglais Débutant COURS D'ANGLAIS & FRANÇAIS
( ÉCRIT & PARLÉ)
Pour ENFANTS - JEUNES - ADULTES
avec Mme Antsa. (😍)

Inona no MAHATSARA ny COURS D'ANGLAIS & FRANÇAIS ato @ Mme Antsa ankoatran'ny hoe : Matihanina sy ampy traikefa ny mpamp...
26/09/2025

Inona no MAHATSARA ny
COURS D'ANGLAIS & FRANÇAIS ato @ Mme Antsa ankoatran'ny hoe : Matihanina sy ampy traikefa ny mpampianatra?

1) Vitsivitsy ny mpiara-mianatra

tombotsoa: voarahamaso daholo, afaka mandray anjara daholo rehefa manao PRATIQUE PARLÉ

2) efa omena boky sy documents

tombotsoa: tsy lany andro mandika lesona.

3) Tsy mifidy taona
tombotsoa: afaka ampianarina daholo na tanora na olondehibe efa manana zafikely😊

Prochaine vague: 07 Octobre 2025
Fin de l'inscription : 02 Octobre 2025

Mme Antsa: 034 09 014 92!

25/09/2025

Manentana antsika ity zanako ity mba ho avy hianatra

ANGLAIS & FRANÇAIS PARLÉ izay miditra @ 07 Octobre izao.

Mety foana na mbola DÉBUTANT aza.

Mme Antsa: 034 09 014 92!

25/09/2025

COURS DE FRANÇAIS 🇲🇫🇲🇫
🇺🇸🇦🇺ANGLAIS PARLÉ NIVEAU 1
HO AN'NY OLONDEHIBE MBOLA TSY MAHAY MIHINTSY.
RENTRÉE : 07 OCTOBRE

24/09/2025

Afaka ampianarin'ny Mme Antsa foana na misy na tsy misy diplaoma.
FRANÇAIS & ANGLAIS ho an'ny
TANORA SY OLONDEHIBE.

COURS AZO ANTOKA 100%
TSY MAINTSY MAHAY.

Mme Antsa: 034 09 014 92!

24/09/2025

MI-COMPRENDRE FA TSY MAHAY MAMALY. MIANATRA FRANÇAIS PARLÉ NO SOLUTION!
Mme Antsa: 034 09 014 92!

Hazavaina tsara🤗VOKATRY NY COURS DE FRANÇAIS & ANGLAIS ho an'ny olona azo lazaina hoe TSY MAHAY MIRESAKA MIHINTSY.Azo at...
24/09/2025

Hazavaina tsara🤗

VOKATRY NY COURS DE FRANÇAIS & ANGLAIS ho an'ny olona azo lazaina hoe
TSY MAHAY MIRESAKA MIHINTSY.

Azo atao tsara ny mizatra miteny avy hatrany na mbola tsy mahay miresaka na miteny Frantsay mihintsy na kely aza rehefa mahay mamaky teny na kely aza.

Raha mahavita mikotrana mamaky sy mizatra miteny mandritra ny 2 mois ato @ Mme Antsa. Possible ianao tsy hatahotra hiteny sady tsy hanao mot à mot izany intsony rehefa hiteny FRANTSAY.

Ny mahakasika ny ANGLAIS indray lasa mi-comprendre sady lasa mahita avaly tsara mihintsy rehefa resahina.

Izay no vokatry ny fianarana ato @ Mme Antsa.

TSY MAINTSY MAHAY rehefa manampaharetana na kely aza.

Mbola miandry anao Mme Antsa @ inscription izay mifarana @ 02 Octobre izao.

Amin'ny 07 Octobre: cours mianatra isanandro
04 Octobre kosa ny spécial samedi.

TONGAVA SOA.

Mme Antsa : 034 09 014 92!

❌ TSY TONGA LAFATRA AHO Misaotra anareo mahatsapa ny ezaka nataon'ny Mme Antsa.♥️🤗 Manome toky anareo  aho fa hiezaka ha...
23/09/2025

❌ TSY TONGA LAFATRA AHO

Misaotra anareo mahatsapa ny ezaka nataon'ny Mme Antsa.♥️

🤗 Manome toky anareo aho fa hiezaka hatrany ny hanao izay ahaizanareo MITENY ANGLISY TSARA.

Tianareo ary ve rh asiantsika COURS D'ANGLAIS PARLÉ ny samedi après midi?

Raha vonona ianareo dia mba soraty eo @ commentaire hoe

" READY"

23/09/2025

rehefa mianatra .
Niveau 0: Mbola tsy mahay mihintsy
Niveau 1 : efa mahita rirany kely fa mbola manao mot à mot! 🤗

22/09/2025

Kely sisa dia hiditra isika o!🤗
Amin'ny 07 Octobre izao no fotoana ho an'ny hianatra isanandro.

Amin'ny 04 Octobre kosa ny spécial samedi 🤗

Aza avilivily intsony ny saina fa TONGA ITY NY FOTOANA TSY MAINTSY AHAIZANAO FRANÇAIS SY ANGLAIS 🇲🇫🇺🇸🇦🇺 amin'izay.

Antsoy Mme Antsa ♥️
034 09 014 92!

Mme Antsa ♥️ Professeur d'Anglais & Français 15 ans d'expérienceMampianatra TANORA & OLONDEHIBE MISY na TSY MISY DIPLAOM...
22/09/2025

Mme Antsa ♥️

Professeur d'Anglais & Français
15 ans d'expérience

Mampianatra

TANORA & OLONDEHIBE

MISY na TSY MISY DIPLAOMA.

TSY MAINTSY MAHAY rehefa mianatra @ Mme Antsa.

Na mianatra MIVANTANA na en EN LIGNE.

Prochaine vague: 07 Octobre 2025!

Mme Antsa : 034 09 014 92!

COURS DE FRANÇAIS & ANGLAIS              PARLÉ NIVEAU 1 √ Hanazatra anao MITENY avy hatrany no tena atao. √ Mety foana n...
21/09/2025

COURS DE FRANÇAIS & ANGLAIS
PARLÉ NIVEAU 1
√ Hanazatra anao MITENY avy hatrany no tena atao.

√ Mety foana na efa lehibe aza ianao.

IANAO MAHAY NO TANJONAY.

Prochaines vagues:
Cours du jour: 07 Octobre 2025
Cours spécial samedi : 03 Octobre

INSCRIPTION OUVERTE!!

Mme Antsa: 034 09 014 92!

👉 OLONDEHIBE mihintsy ianao? 👉 Mety efa manana zafikely mihintsy ..Tsy maninona izany ....🖐💚 Tsapanao fa mila mianatra m...
20/09/2025

👉 OLONDEHIBE mihintsy ianao?

👉 Mety efa manana zafikely mihintsy ..

Tsy maninona izany ....🖐

💚 Tsapanao fa mila mianatra miteny vahiny amin'izay ianao, satria tena lasa ilainao be mihintsy ilay izy @ izao🥰

Ianao nefa somary DÉBUTANT😥

💛 Tianao hoe mba mianatra MITOKANA ihany koa ianao .🤗

TSARA BE ry zareo ny COURS D'ANGLAIS & FRANÇAIS SUR WHATSAPP miaraka @ Mme Antsa a!🤗

Afaka mianatra mitokana any an-TRANONAO ianao.

👉 Mety ho an'ny tanora ihany koa.

TENA AHAIZANA MITENY VETIVETY BE!!😊

Mme Antsa: 034 09 014 92!

Address

Andraisoro
Antananarivo

Telephone

+261340901492

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Cours de Français et Anglais Débutant posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Cours de Français et Anglais Débutant:

Share