Feo Kanto Masina

Feo Kanto Masina Divertissement

20/04/2025
13/10/2024

Mention spรฉciale ร  mes nouveaux(elles) super fans ! Mercia Adr

๐Ÿค Arahabaina fa nahazo tokantrano ary Mirary ny soa ho anareo roa kely ny mpikambana rehetra  ๐Ÿฅฐ ๐Ÿฅฐ ๐Ÿฅฐ !!! โค๏ธ ๐Ÿพ๐Ÿฅ‚
28/09/2024

๐Ÿค Arahabaina fa nahazo tokantrano ary Mirary ny soa ho anareo roa kely ny mpikambana rehetra ๐Ÿฅฐ ๐Ÿฅฐ ๐Ÿฅฐ !!! โค๏ธ ๐Ÿพ๐Ÿฅ‚

29/08/2024

Finaritra indrindra tompoko,

๐Ÿ““ Fa sanatria raha mba misy hataoko rehareha afa-tsy ny hazo fijalian'i Jesoa Kristy Tompontsika,
โ€” Galatiana 6 : 14

๐Ÿ““ Misaotra an'i Kristy Jesoa Tompontsika aho, Izay nampahery ahy, fa nataony mahatoky aho ka notendreny ho amin'ny fanompoana,
โ€” I Timoty 1 : 12

โžก๏ธ Faly izahay mahampafantatra ny zanaky ny fiangonana โ›ช FMTA Anganomasina Fitiavana, fa ny ๐€๐ฅ๐š๐ก๐š๐๐ฒ ๐ŸŽ๐Ÿ ๐ฌ๐ž๐ฉ๐ญ๐š๐ฆ๐›๐ซ๐š ๐Ÿ๐ŸŽ๐Ÿ๐Ÿ’ ho avy izao no ho tontosaina ny alahadin'ny mpitandrina eto an-toerana.

โžก๏ธ Manentana antsika rehetra ho tonga hiombom-po, hanome Voninahitra an'Andriamanitra, @
๐Ÿ• ๐Ÿ— ๐จ๐ซ๐š ๐ฌ๐ฒ ๐ฌ๐š๐ฌ๐š๐ง๐ฒ no manomboka ny fanompoam-pivavahana ary misy ๐Ÿš ๐—ฆ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ๐—ณ๐—ผ atoandro ho zaraina ๐Ÿฑ.๐Ÿฌ๐Ÿฌ๐Ÿฌ ๐—”๐—ฟ.

Ko manantena ny fahatongavantsika maro ๐Ÿ˜Š

Manonona hatrany ny fiadanan'ny Tompo ho aminao sy ny ankohonanao ๐Ÿ™

Tohano ny tanora Tia mitory ny filazantsara
25/12/2023

Tohano ny tanora Tia mitory ny filazantsara

Address

FMTA Anganomasina
Antananarivo
101

Telephone

+261344322470

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Feo Kanto Masina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Feo Kanto Masina:

Share

Category