15/10/2025
๐ฐโจ ๐ง๐ฆ๐๐ฅ๐๐ก๐๐ช๐ฆ | ๐ฃ๐ผ๐น๐ถ๐๐ถ๐ธ๐ฎ
๐บ ๐ฆ๐๐๐: ๐๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฒ๐ณ๐ฎ ๐ถ๐ฟ๐ฎ๐ธ๐ฎ ๐ต๐ฎ๐ป๐ฎ๐ฑ๐ถ๐ต๐ฎ๐ฑ๐ ๐๐ ๐ต๐ฎ๐ป๐ฒ๐น๐ฎ๐ป๐ฒ๐น๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ฒ๐๐ผ ๐ ๐ฎ๐ฑ๐ฎ๐ด๐ฎ๐๐ถ๐ธ๐ฎ๐ฟ๐ฎ
โ
Hanafatra iraka manokana eto Madagasikara ny ๐ฆ๐ผ๐๐๐ต๐ฒ๐ฟ๐ป ๐๐ณ๐ฟ๐ถ๐ฐ๐ฎ๐ป ๐๐ฒ๐๐ฒ๐น๐ผ๐ฝ๐บ๐ฒ๐ป๐ ๐๐ผ๐บ๐บ๐๐ป๐ถ๐๐ (๐ฆ๐๐๐) hanara-maso sy hanelanelana manoloana ny krizy ara-politika misy.
โ
Araka ny fanambarana ofisialy nosoniavinโi Arthur Peter Mutharika, filohanโny SADC misahana ny politika sy filaminana, dia tanjona ny:
โข ๐ณ๐ฎ๐บ๐ฒ๐ฟ๐ฒ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐ณ๐ถ๐น๐ฎ๐บ๐ถ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๏ธ
โข ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฎ๐บ๐ฎ๐ณ๐ถ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐ณ๐ถ๐ฟ๐ฎ๐ถ๐๐ฎ๐ป๐ธ๐ถ๐ป๐ฎ ๐ค ๐ฒ๐ผ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ปโ๐ป๐ ๐๐ฎ๐บ๐ ๐ ๐ฎ๐น๐ฎ๐ด๐ฎ๐๐.
๐ Notsindriany ny maha-maika ny iraka hanadihady ny zava-nitranga tato ho ato, mba hahafahana mamerina ny fifampitokisana sy manamafy ny fifampidinihana.
โ
Naneho fiononana ho anโny fianakaviana niharam-pahavoazana ny SADC ary niantso ny rehetra:
โข ๐ต๐ถ๐๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ผ ๐ณ๐ถ๐น๐ฎ๐บ๐ถ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๏ธ
โข ๐ต๐ฎ๐ป๐ฎ๐ท๐ฎ ๐ป๐ ๐๐ฎ๐ป๐ ๐๐ฎ๐ป-๐ฑ๐ฎ๐น๐ฎฬ๐ป๐ฎ โ๏ธ
โข ๐ต๐ถ๐ณ๐ฎ๐บ๐ฝ๐ถ๐ฟ๐ฒ๐๐ฎ๐ธ๐ฎ ๐ฎ๐บ-๐ฝ๐ถ๐น๐ฎ๐บ๐ถ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐.
๐ฎ Nanentana manokana ny mpitandro filaminana ny fikambanana mba hiasa aminโny fahamatorana sy tsy fiandaniana, hanaja ny zonโolombelona, ary hitandro ny fahamarinan-toeranโny firenena.