An'i Kristy TV

  • Home
  • An'i Kristy TV

An'i Kristy TV Télévision évangélique

Mirary soa ho an'ny mpanala fanadinana CEPE.🙏😊Mirary soa ny ray aman-dreny izay miara-miatrika fanadinana amin'ireo zana...
17/06/2025

Mirary soa ho an'ny mpanala fanadinana CEPE.🙏😊
Mirary soa ny ray aman-dreny izay miara-miatrika fanadinana amin'ireo zanany.🙏😊
Hahita fahombiazana anie ny tsirairay.😊🙏
🇲🇬 🇲🇬 🇲🇬

15/06/2025

FETIN'NY RAY ANIO🧔👮‍♂️🥰
Mirary fiadanana ho an'ny ray rehetra.🙏
Ny tonom-bavakay dia "Jesosy Kristy hitahy anao , hitari-dalana anao ary hampahery anao."✝️🙏🥰
Mahatsiaro ihany koa ireo efa nilaozan'ny ray ara-nofo, manana Ray Mpiahy azo ianteherana isika dia Andriamanitra Ray. 🙏😊
Hoy Jesoa: "Izaho momba anareo mandrakariva ambara-pahatongan’ny fahataperan’izao tontolo izao." Matio 28:20

10/06/2025
Tratry ny Pentekosta eh😊🔥🕊Mirary ny fahafenoin'ny Fanahy Masina ho antsika rehetra izay efa nandray an'i Jesosy ho Tompo...
08/06/2025

Tratry ny Pentekosta eh😊🔥🕊
Mirary ny fahafenoin'ny Fanahy Masina ho antsika rehetra izay efa nandray an'i Jesosy ho Tompo sy Mpamonjy ny fiainantsika.
Ny Fanahy Masin' ANDRIAMANITRA no aoka hikasika izay rehetra mbola tsy nahatsapa ny fitiavan'i JESOA sy ny hatsarany. Mivavaka ho anareo izahay mba ho isan'ny olom-boavonjy koa ianareo.🙏✝
👉Aza adino ny manaraka ny web Tv www.anikristytv.com

👋FETIN’NY RENY ANIO👋 « Ary Jehovah no mandeha eo alohanao; ary Izy no hiaraka aminao; tsy handao anao na hahafoy anao Iz...
25/05/2025

👋FETIN’NY RENY ANIO👋
« Ary Jehovah no mandeha eo alohanao; ary Izy no hiaraka aminao; tsy handao anao na hahafoy anao Izy; koa aza matahotra na mivadi-po ianao. » Deotoronomia 31:8
Izany tenin’Andriamanitra izany no entina miarahaba ny reny rehetra amin’ izao andro natokana ho anareo izao.🥰
Andao hampahery, hivavaka, handefa firariantsoa sy hanolotra tenin’Andriamanitra ho azy ireo isika anio.🥰🙏

Visionnez An'i Kristy TV, la chaîne chrétienne en ligne, constamment sur www.anikristytv.com
16/05/2025

Visionnez An'i Kristy TV, la chaîne chrétienne en ligne, constamment sur www.anikristytv.com

Miarahaba antsika rehetra nahatratra izao andro natokana ho an'ny asa izao. Samy ho ambinina amin'ny andraikitra sahanin...
01/05/2025

Miarahaba antsika rehetra nahatratra izao andro natokana ho an'ny asa izao. Samy ho ambinina amin'ny andraikitra sahaniny anie ny tsirairay.✊🙏
Tsarovy fa isan'ny asantsika ny asa fanompoana sy fitoriana ny filazantsara an'i Jesoa Kristy.✝ Koa mahefà be fa homba anao ny Tompo.✝🙏✊
🇲🇬

👉Raha mitolona ady sarotra,😥👉Matokia fa tsy ho irery,🙏👉Homba anao Jeso Mahery🥰✝️📺Manaraha ny An'i Kristy Tv. Ilay fahita...
29/04/2025

👉Raha mitolona ady sarotra,😥
👉Matokia fa tsy ho irery,🙏
👉Homba anao Jeso Mahery🥰✝️

📺Manaraha ny An'i Kristy Tv. Ilay fahitalavitra kristiana. Araho ao amin'ny rohy www.anikristytv.com

28/04/2025

Un petit mot de Dieu 29 avril 2025
Visionnez An'i Kristy TV, la chaîne chrétienne en ligne, constamment sur www.anikristytv.com

24/04/2025

Un petit mot de Dieu 24 avril 2025
Visionnez An'i Kristy TV, la chaîne chrétienne en ligne, constamment sur www.anikristytv.com

20/04/2025

Un petit mot de Dieu 20 avril 2025
Visionnez An'i Kristy TV, la chaîne chrétienne en ligne, constamment sur www.anikristytv.com

Miarahaba antsika rehetra nahatratra ny andro paska.😊Hitondra fiadanana ho antsika anie ny Tompo. Ny rà nalatsany anie h...
20/04/2025

Miarahaba antsika rehetra nahatratra ny andro paska.😊
Hitondra fiadanana ho antsika anie ny Tompo. Ny rà nalatsany anie hamonjy antsika, mba hahazoantsika ny fanjakana efa nampanantenainy, dia ilay lanitra.✝🙏🥰✊

Address


Alerts

Be the first to know and let us send you an email when An'i Kristy TV posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to An'i Kristy TV:

Shortcuts

  • Address
  • Telephone
  • Alerts
  • Contact The Business
  • Claim ownership or report listing
  • Want your business to be the top-listed Media Company?

Share