Mia shop

Mia shop Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mia shop, Digital creator, Antananarivo.

Bienvenue dans notre page Facebook👌
Si vous cherchez des decorations en PVC ou photos en PVC ou bien les accessories quatidiennes
Vous êtes sur la bonne page...

MULTIPRISE PARAFOUDRE 5 lavaka miaraka am fil 3m misy USB 3 afaka ichargena fone sns cable sisa atsofokaIo ary le sary r...
22/10/2025

MULTIPRISE PARAFOUDRE 5 lavaka miaraka am fil 3m misy USB 3 afaka ichargena fone sns cable sisa atsofoka

Io ary le sary reel io nasiko masombolinay io🙄🥴
30000ar

Mino amzay oe SARY REEL ve 🤸🏾‍♂️🤸🏿

FANAMBOARANA COFITURE TAMARIN✅ Akora ilaina :°250 g tamarin (voasasa tsara, sy esorina ny fakany)°rano 0,5L ° siramamy m...
15/10/2025

FANAMBOARANA COFITURE TAMARIN

✅ Akora ilaina :

°250 g tamarin (voasasa tsara, sy esorina ny fakany)
°rano 0,5L
° siramamy mena 4 sotro
°vinaigre na jus de citron 2 sotro
°sakamalaho râpé kely (tsy voatery)
°sira 1 sotro kely
°menaka 1 sotrokely

✅ Fikarakarana :

•Alaina ny tamarin dia asiana rano mafana kely . Avela hilona kely 10 minitra eo ho eo dia haroy mba hivoaka tsara ilay ranony matevina.

•Avy eo dia atao anaty vilany ,atao ambony afo malefaka

•Arotsao ny: siramamy + vinaigre na jus de citron + sira

•Afangaro tsara amin’ny afo malefaka mandritra ny 15–20 minitra mandra-paharihitra sy somary matevina azy .

• Rehefa vita dia avela hangatsiaka tsara vao anaty gaine na bocale ,izay asianao azy ..
Afaka amidy 😋

•Afaka manampy sakay kely raha tiana

Mazotoa daholo 🥰

14/10/2025

🚨🔥Lany ny fanonganana an-dRajoelina
oui:130
Non:00
Maty: 01

ORINASA CANADIENNES MISOKATRA HO AN’NY INTERNATIONAL WORKERS (LMIA / VISA SPONSORSHIP)➡️ Ireto misy orinasa afaka andefa...
12/10/2025

ORINASA CANADIENNES MISOKATRA HO AN’NY INTERNATIONAL WORKERS (LMIA / VISA SPONSORSHIP)

➡️ Ireto misy orinasa afaka andefasana CV mivantana (Tsy mila agence / tsy mandoa frais amin’olona), Orinasa izay efa nahazo fankatoavana LMIA avy amin'ny Fanjakana Kanadiana.

1️⃣ McCallum Roofing Ltd

👉 Sehatra: Construction , Asa toiture sy laborers
👉 Toerana: Manitoba, Canada
https://www.mccallumroofing.ca

2️⃣ Ben Wiebe Construction Ltd

👉 Sehatra: Bâtiment , Chantier , Charpentier
👉 Toerana: Manitoba, Canada https://www.benwiebeconstruction.com

3️⃣ Glendale Industries Ltd

👉 Sehatra: Industrial Metal , Tanks Fabrication
👉 Toerana: Saskatchewan, Canada
http://www.glendaleindustries.com

4️⃣ Burns Maendel Consulting Engineers

👉 Sehatra: Ingénierie , Bureau Technique
👉 Toerana: Manitoba, Canada
https://www.bmce.ca

5️⃣ Brandon Clinic

👉 Sehatra: Medical , Health Support Jobs
👉 Toerana: Manitoba, Canada
https://www.brandonclinic.com

6️⃣ Saputo Dairy Products Canada

👉 Sehatra: Usine lait , Emballage , Production alimentaire
👉 Toerana: Québec & Manitoba https://www.saputo.com/en/careers

7️⃣ Canada Packers (Maple Leaf Foods)

👉 Sehatra: Usine viande sy emballage
👉 Toerana: Canada maro (Toronto, Manitoba, Saskatoon) https://www.mapleleaffoods.com

8️⃣ Walsh Construction Canada

👉 Sehatra: Construction lourde , Routes , Ponts
👉 Toerana: Ontario & Manitoba https://www.walshgroup.com/careers.html

9️⃣ The Wellness Clinic Canada

👉 Sehatra: Santé , Admin médical , Massage assistant , Aide soignante, infirmièr
👉 Toerana: Ontario, Canada
https://thewellnessclinic.ca

1️⃣0️⃣ Koch Fertilizer Canada, ULC

👉 Sehatra: Chimie industrielle , Fertilizer plant
👉 Toerana: Manitoba
https://www.kochcareers.com

1️⃣1️⃣ Gateway Mechanical Services Inc

👉 Sehatra: Réfrigération , Maintenance , HVAC
👉 Toerana: Alberta, Canada https://www.gatewaymechanical.ca/careers

1️⃣2️⃣ Keller Developments

👉 Sehatra: Construction immobilière , logements
👉

🇷🇺 𝙏𝙎𝙔 𝙈𝙄𝙎𝙔 𝙈𝘼𝙃𝘼𝙕𝙊 𝙕É𝙍𝙊 𝙄𝙕𝘼𝙉𝙔 𝘼𝙉𝙔 𝙍𝙐𝙎𝙎𝙄𝙀 𝙍𝙀𝙃𝙀𝙁𝘼 𝙁𝘼𝙉𝘼𝘿𝙄𝙉𝘼𝙉𝘼Mpianatra iray 📚🇷🇺 mianatra any Russie no mitantara :👉 Any Ros...
09/10/2025

🇷🇺 𝙏𝙎𝙔 𝙈𝙄𝙎𝙔 𝙈𝘼𝙃𝘼𝙕𝙊 𝙕É𝙍𝙊 𝙄𝙕𝘼𝙉𝙔 𝘼𝙉𝙔 𝙍𝙐𝙎𝙎𝙄𝙀 𝙍𝙀𝙃𝙀𝙁𝘼 𝙁𝘼𝙉𝘼𝘿𝙄𝙉𝘼𝙉𝘼

Mpianatra iray 📚🇷🇺 mianatra any Russie no mitantara :

👉 Any Rosia, ny isa ambony indrindra amin’ny fanadinana dia 5️⃣…
Raha tsy mamaly na inona na inona ny mpianatra, ary manatitra feuille blanche, dia mahazo 2/5 😲

Tamin’ny andro voalohany nianarako tany amin’ny Université de Moscou 🎓❄️, dia tsy nahafantatra io rafitra io aho ka nanontany an’i Professeur Theodor Midraïev :

💬 “Ahoana no maha-logique an'izany hoe mahazo 2 ilay tsy namaly na inona na inona ? Fa maninona no tsy 0 ? Tsy izany ve no tokony ho ara-drariny ?”

Dia namaly tamim-pahamendrehana ny Professeur :
✨ “Ahoana no hanomezana 0 ho an’ny olombelona iray ?
Ahoana no hanomezana 0 an’ilay olona izay mifoha amin’ny 7 maraina mba hanatrika ny fianarana rehetra ?
Ahoana no hanomezana 0 an’ilay olona izay manohitra ny hatsiaka mangatsiaka ❄️ mba haka fiara fitaterana sy hahatongavana amin’ny fanadinana ara-potoana ?
Ahoana no hanomezana 0 an’ilay olona izay nandany alina maro nianatra, nandany vola hividianana penina , cahier ary solosaina mba hianarana ?
Ahoana no hanomezana 0 an’ilay olona izay nanolotra ampahany amin’ny ainy ho an’ny fianarany ?

Eto, anaka, tsy manome 0 izahay satria fotsiny hoe tsy mahafantatra ny valiny izy.
👉 Fa manaja farafaharatsiny ny maha-olona ❤️, ny fisian’ny saina 🧠 ary ny ezaka nataony.

Ny isa dia tsy fanehoana ny valin’ny fanadinana ihany, fa koa ny fankasitrahana ny ezaka sy ny fahavononana.” 🌟🙏

✍️Zo Rojomalala

IBrahim Traoré : manazava ny zava-misy eto Madagasikara tao amin'i Télé-mpanjakana Burkina Faso Tamin'ny andron'ny fanja...
08/10/2025

IBrahim Traoré : manazava ny zava-misy eto Madagasikara tao amin'i Télé-mpanjakana Burkina Faso

Tamin'ny andron'ny fanjanahantany Dia izay olon'ny frantsay ihany no mahazo mamory vahoaka mba hilazana baiko na hitokanana zavabita toy n'y tetezana, sekoly.

Fa raha vao ny Tia tanindrazanay Afrikana no mamory vahoaka na mikabary ao antanindrazany Dia antsoina hoe Mpikomy, , mpanakorotana, ( rebelles, perturbateurs, , )

Koa aoka tsy hihemotra intsony isika fa ra izao fomba fiadin'ny mpanjanantany izao KO havela hitohy d handositra hiala io tanindrazany Io enw atsy ho atsy , toy ireo vahoaka maro bé mitsoaponenana makany Europa, Ary dia ho mpanadio tranon'ireo Européens ireo no sisa hiafaran'ny Afrikana rehetra fa ireo Européens ireo indray no hifindra monina eto MBA handroba n'y harena eto,

Nanomboka i Mali, nanao Izahay Burkina Faso,, etc , manomboka i Madagasikara ankehitriny, tsy mora ny ady kanefa rehefa manampiniavana Dia handresy hianareo Ary mbola ho tafavoaka noho Izahay Burkina Faso hianareo malagasy ra ny habetsaky ny harena ao aminareo no jerena

Afrika ho lasa firenena mandrosoa no tanjona toy izay fikasan'i raharahy Kadhafi novonoina nohon'ny fitiavana an'i Afrika

➡️➡️Olona toa azy no ilain'I Madagascar ankehitriny... ⭕️ BURKINA FASOKaraman’ny mpiasam-panjakana ambony, natao terin’o...
07/10/2025

➡️➡️Olona toa azy no ilain'I Madagascar ankehitriny...

⭕️ BURKINA FASO
Karaman’ny mpiasam-panjakana ambony, natao terin’omby ririnina, natao tsy hampatavy ny reniny, natao tsy hampahia ny zanany.

Ny kapiteny Ibrahim Traoré, filohan’ny Burkina Faso dia nampihena 30% ny karaman’ny minisitra sy ny mpanao politika.

Mampiakatra 50% ny karaman’ny mpiasa ary tsy manaiky ny karaman’ny filoha ary mitazona ny karaman’ny kapiteny maha miaramila.

TOLOTRASA AVY AMIN'NY RÉSIDENCES DES BÂTISSEURS ( QUÉBEC) CANADA, IZAY MISOKATRA HO AN'NY VAHINY POSTE  (É)S_AUX_BÉNÉFIC...
05/10/2025

TOLOTRASA AVY AMIN'NY RÉSIDENCES DES BÂTISSEURS ( QUÉBEC) CANADA, IZAY MISOKATRA HO AN'NY VAHINY POSTE (É)S_AUX_BÉNÉFICIAIRES ( Mitaiza Zokiolona )🇨🇦

Toy izao izao no mombamomba izany :

👉 Lieu : 30, avenue de la Fabrique, Montmagny, QC

👉 Type : Permanent, temps plein (30 à 40 h/semaine)

👉 Salaire : 16,71 $ CAD/heure

👉 Quart de travail : jour, soir, nuit, fin de semaine (rotation)

👉 Date limite : 1er novembre 2025

👉 Langue : Français

👩‍⚕️ Responsabilités principales :

👉 Aider aux soins d’hygiène, à l’habillage et au confort des patients

👉 Mesurer la tension, la température, le pouls

👉 Servir les repas et nourrir les patients

👉 Nettoyer, désinfecter, entretenir les chambres et le matériel médical

👉 Aider aux exercices de réadaptation et prodiguer certains soins simples

🎓 Exigences :

👉 Diplôme d’études secondaires ou expérience équivalente

👉 1 à 2 ans d’expérience dans un domaine similaire

👉 Certificat en RCR (Réanimation Cardio-Respiratoire)

👉 Vérification du casier judiciaire et des antécédents (travail auprès de personnes vulnérables)

👉 Bonne condition physique (capacité à soulever > 45 kg)

👉 Qualités recherchées : patience, sens des responsabilités, esprit d’équipe, bonne communication

➡️ Comment postuler ?
Envoyer votre candidature (CV + lettre de présentation + lettre de recommandation) par courriel à :

📧 [email protected]

Fanamarihana : Ity Orinasa any Canada momban'ny Fitaizana Zokiolona ity efa nanano recrutement teto amintsika Madagasikara ny taona 2019 . Ary 2021 tonga tany Montréal tamin'ity orinasa ity ireo Malagasy voaray tamin'izany, midika izany f' efa misy Malagasy miasa amin'ity Résidence Bâtisseurs amin'ny sehatra fikarakarana Zokiolona. Raha mbola nanontany izy ireo izahay dia namaly izy hoe " Aza misalasala Malagasy mandefa fangatahana aty aminao fa vonona handray izahay ". Tsy midika izany fa mora azo ilay asa an.
Ataova azo antoka fa mahafeno fepetra sy manaraka fenitra Canadien ireo

03/10/2025

HANAO CV ianao?
Ity ary ilay fampianarako manao CV!
Rehefa mikaramana manao recrutement an'ny ankizy dia ireto no jereko voalohany!
1-NY SARY
Raha CV ilay izy dia ANKAVIA NY SARY
Raha FERAPARA izy vao ataovy ANKAVANANA ny sary🤸🏿
Raha manjavona ny sary,tsy encadré tsara na ny lohanao anaty sary toy ny oe gadra,malahelo,mapitahotra sns...aza atao eo!!
Ataovy madio,mazava,toy ny professionnel atao!
Tsy selfie,tsy mila solomaso contre soleil,fond neutre no ampiasaina,akanjo maontina,tsiky maivana ,fijery ataovy mahatoky tena!!
2- Ny LOHATENY
Tsy atao oe MITADY ASA,na TANORA DIPLOMÉ(licence en gestion.... jeune diplome marketing...aho bla bla..
Ny lohateny dia IANAO sy ny LANJANAO
Ohatra tonga dia oe «Assistant Comptable Spécialisé en Gestion Budgétaire.» na «Community Manager – Expert en Stratégies d’Engagement Digital.»
Tonga dia GAY❤️❤️ mahaliana ny tohiny..
3- APETRAO ILAY VIDIN'NY NOFINAO L’ACCROCHE QUI VEND DU RÊVE
Amin'ilay ambony CV anao asio soratra 3ligne tsy mihoatra ny étiquette ny prix anao!eo no anariana ny dossier anao na hanohizana ny famakiana ny dossier anao!
Tsy ilaina ny oe : Izaho dia mazoto miasa ary matotra amin'ny asa
Eisshii,ny olona rehetra mpiteny an"zany ary afaka mi-bla bla amzany...
Tsy maharesy lahatra intsony izany malala!
Toy ny olona miteny jtm jtm izany tsy manandanja ary tsy maharesy lahatra😜
Ny atao ao dia:
Ohatra: Manana traikefa 3taona aho am fivarotana ary mihoatra ny 25% isaky 3volana izany!
Ny specialite-ko dia manova sy misintona ireo olona ho lasa mpanjifa fidele

4- NY TRAIKEFA MANOME TAREHIMARIKA
Ny CV sans résultats chiffrés = cv maty
Mino ve nareo fa ny recruter dia andany andro hamaky oe: zah niasa tao am boutique dia commercial no asako tao dia bla bla....Tsia!!
Mila POROFO izy!
Tsy fanao oe zah stage marketing tao amin'i bla bla..na Zah mpivarotra tao am orinasa bla bla nandritry ny 5taona na 2taona! dia maninona??🙄😜
Fa ny soratana dia ohatra oe:
Stage marketing aho ary nohon'ny strategie de contenu c

Zava-bitan'i Ibrahim Traore ho an'i Fireneny tao anatin'ny 3 taona monja :✅ Sécurité & Défense1- namorona ny bataillons ...
02/10/2025

Zava-bitan'i Ibrahim Traore ho an'i Fireneny tao anatin'ny 3 taona monja :
✅ Sécurité & Défense
1- namorona ny bataillons d’intervention rapide (BIR)
2- nanavao ny fitaovana ho an'ny tafina burkinabè, namorona drones armées izany hoe misy basy sy missile fiaraha-miasa tamin'i Russie, Turquie sy firenena afrikana hafa
✅ Économie & Industrie
1- Volamena :
Naveriny tamin'ny Fireneny ny fitantanana ny Volamena, namorona raffinerie d'or izay namorona asa 5000 isa
2- Tsy ny vahiny intsony no mitantana ny harena ankibon'ny tany rehetra
3- Fampiroboroboana ny orin'asa burkinabè
- Namorona usine mikarakara voatabia
- Namorona usine ana ciment
- Namorona usine mpanao fanafody
✅ Agriculture
Fampitaovana : fizarana tracteur, motoculteur sns
Fanenana ny fanafarana any ivelany
✅ Économie
1- Nolaviny ny fampindram-bola avy any amin'ny FMI sy banque mondiale
2- Nahenany 30 % ny karaman'ny ministre sy député ( Hanaiky an'izany ve ilay potakelintsika iny 😆)
Ny karaman'ny fonctionnaire nampiakariny 50 %
3- Naloany daholo ny trosan'ny firenena
4- niakatra 22.1 milliards de $ ny PIb anatin'ny 2 taona
5- Nanao investissement public : namorona chemin de fer, namorona station nucléaire, barrage hydroélectrique sns
✅ Diplomatie
1- Nanamafy ny Alliance Sahalienne miaraka amin'i Malie sy Niger
2- Nandroaka ny miaramila frantsay sy ny media frantsay
3- Nanajanona ny fombafomba frantsay rehetra ohatra hoe Ilay perruque ataon'ny mpitsara
✅ Fahasalamana sy sosialy
1- namorona hopitaly maimaim-poana
2- namorona trano ho an'ny sahirana

Reraka manoratra ny zava-bitany 😆
Bandikely vao 37 taona no mahavita an'izany ho an'ny Fireneny
Efa nisy 20 tentatives d'assassinat inoana fa ny tandrefana no nikonokona azy
Mila fahasahiana toy izao isika Malagasy

Elo + imper... aingana 20000ar Aiza no ahita
02/10/2025

Elo + imper... aingana 20000ar
Aiza no ahita

Raha maimbo hetotra be enao dia ataovy ireto.Omeko astuce kely ihany nareo : ✓ asina curcuma na tamotamo ny sakafo. Mamp...
01/10/2025

Raha maimbo hetotra be enao dia ataovy ireto.
Omeko astuce kely ihany nareo :
✓ asina curcuma na tamotamo ny sakafo. Mampihena ny formation Gaz.

✓ Ataovy ampy tsara ny rano.
Plus enao mavesatraa, plus mitombo koa ny besoin hydrique anao.

✓ 2 à 3 Jaunes d'oeuf par jour max.
Dikany = Raha tokony mihinana atody 6 ohatra enao, dia ataovy 2 oeufs entier ihany + 4 Blanc d'oeuf.
Na koa 3 entiers + 3 blancs d'oeuf.

✓ Ny Voamaina dia alona anaty rano mandritran'ny alina vo handrahona.

✓ viande rouge tsy hoanina isanandro fa 3 fois par semaine max. Ataovy varié ny source de protéine anao.

✓ Raha mbola maimbo hetotra fona dia mazotoa mihinana :
Yaourt Nature, na
Yaourt misy Probiotics, na
Kefir , na
Yaourt Skyr.
Manatsara ny flore intestinale anareo ireo.

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261389038647

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mia shop posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Mia shop:

Share