L'informateur.MG

L'informateur.MG Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from L'informateur.MG, Newspaper, Antananarivo.

28/03/2024

🛑Hain-trano🛑
Analakely!box iray no may nanomboka tamin'ny 8:45 teoeo ary fotoana fohy taty aorina dia voafehy tanteraka ny afo
Sary Viva Madagascar

🛑 TANY NIHOTSAKA AMORONAKONA 🛑IRAY NO EFA TAFAVOAKA, MBOLA MISY OLONA 2 KAROHINAOlona telo no fantatra fa tototry ny tan...
12/03/2024

🛑 TANY NIHOTSAKA AMORONAKONA 🛑
IRAY NO EFA TAFAVOAKA, MBOLA MISY OLONA 2 KAROHINA
Olona telo no fantatra fa tototry ny tany tetsy Amoronakona, Ambohimangakely fotoana vitsy lasa izay. Ny iray tamin'izy ireo tafavoakan'ny fokonolona, mbola misy olona 2 hafa karohina kosa raha ny fitantaran'izy ireo mpiasa manodidina.

🛑TSARALALANA 🛑Mihotsaka ny "échafaudages" amin'ny trano vao amboarina ampitan'ny "bourdon voyage"Tapaka ny tarobia miton...
15/01/2024

🛑TSARALALANA 🛑

Mihotsaka ny "échafaudages" amin'ny trano vao amboarina ampitan'ny "bourdon voyage"

Tapaka ny tarobia mitondra herinaratry ny Jirama.
Ahiana hitera-doza

📣HAINTRANO TANAMAKOA TOAMASINAMPIANAKA NAMOY NY AINY, TOKANTRANO 15 TRA-BOINAKila forehitra nandritry ny hain-trano nitr...
12/12/2023

📣HAINTRANO TANAMAKOA TOAMASINA

MPIANAKA NAMOY NY AINY, TOKANTRANO 15 TRA-BOINA

Kila forehitra nandritry ny hain-trano nitranga alina tokony ho tamin'ny 11 ora, tao Tanamakoa Parcelle 12/14 Toamasina izy mianaka ireto.

21 taona ilay renininy ary ilay zanany 02 taona. Avy ao amin'ny efitra natorian'izy mianaka no niainga ny firehetana. Ny fahateren'ny elakelan-trano miainga avy eo amin'ny lalan'Ivoloina no isany nampananosarotra ny asan'ny mpamonjy voina.

Tokantrano 15 no tra-boina tanteraka.
L'informateur.MG

🛑FILAZANA🛑Raha mba misy mahafantatra ny finakaviny na zay mahalala ny Ledo na Dieudone,  ilay jamba mangataka fa maty al...
11/12/2023

🛑FILAZANA🛑

Raha mba misy mahafantatra ny finakaviny na zay mahalala ny Ledo na Dieudone, ilay jamba mangataka fa maty alina teo,mba hanantona aty Avaratsena Ambohidrapeto fa aty ny razana

Mba magataka partage Max azafady indrindra tompoko

L'informateur. MG

🛑AMPASIMBE - MANANTSARATRANA SANGIN'NY MPIVADY NIAFARA TAMIN'NY FANAPAHANA FILAHIANA 🍆😬Notapahin-dravehivavy hatrany ami...
29/11/2023

🛑AMPASIMBE - MANANTSARATRANA
SANGIN'NY MPIVADY NIAFARA TAMIN'NY FANAPAHANA FILAHIANA 🍆😬
Notapahin-dravehivavy hatrany amin'ny fotony ny taovam-pananahan-drahalehilahy vadiny, noho ny tsy fifankahazoana.
Raha ny loharanom-baovao, dia mitondra vohoka ilay vehivavy, ary nanontany ny vadiny hoe : " maharitra ve aorian'ny fahaterahana tsy manao firaisana ara-nofo".
Nandà mafy raha lehilahy, fa tsy misy lehilahy nahavita an'izany, hoy izy. Tezitra noho io valin-teny io ilay lehilahy, ka noho ny alina ny andro, notapahany ny taovam-pananahan-drahalehilahy.
Efa nalefa notsaboina ao Toamasina io lehilahy io, raha ny loharanom-baovao

📣 NINIE DONIATONGA ANY NOSY BE NY NOFO MANGATSIAKANYVahoaka marobe no tonga nitsena ny nofo mangatsiakan'i Ninie Donia M...
20/11/2023

📣 NINIE DONIA

TONGA ANY NOSY BE NY NOFO MANGATSIAKANY

Vahoaka marobe no tonga nitsena ny nofo mangatsiakan'i Ninie Donia Mpanjakavavin'ny Salegy teny amin'ny Nosy Be androany maraina. Andrasana ao amin'ny Salle d'œuvre catholique amin'ny Ville kosa ny razana.

📷 Indrana

📣 NINIE DONIANAMOY NY AINY TENY AN-DALANA HIHAZO AN'ANTSIRANANANiala tao Nosy-Be androany maraina hoentina maika any Ant...
19/11/2023

📣 NINIE DONIA

NAMOY NY AINY TENY AN-DALANA HIHAZO AN'ANTSIRANANA

Niala tao Nosy-Be androany maraina hoentina maika any Antsiranana i Ninie Donia fantatra amin'ny maha mpanakanto azy na Bezara Eliane Virginie,, rehefa nihombo niharatsy tao am-ponja ny fahasalamany ka tsy vita tao Nosy-Be ny fitsaboana azy.

Tsy tana anefa ny ainy teny an-dalana miala kely an'Ambilobe mizotra hiazo an'Antsiranana.

Tamin'ny 3 ora latsaka fahatelo n'ny teo, no Tonga tao Antsiranana ny nofo mangatsiakany raha ny fampitam-baovao.

🛑RAHARAHA ANDRY ANDRIATONGARIVO🛑NAIDITRA AM-PONJA VONJIMAIKA ENY IMERINTSIATOSIKARehefa avy niakatra fampanoavana omaly ...
11/11/2023

🛑RAHARAHA ANDRY ANDRIATONGARIVO🛑
NAIDITRA AM-PONJA VONJIMAIKA ENY IMERINTSIATOSIKA
Rehefa avy niakatra fampanoavana omaly i Andrisoa Andriatongarivo dia notazonina am-ponja vonjimaika eny amin'ny fonjan'Imerintsiatosika.
Ireto ny isan'ny vesatra anenjehana azy :
Fandrahonana olona tamin'ny basy
Fitazomana basy tsy nahazoana alalana
Fitazomana sy fidorohana zava-mahadomelina

Nanaitra ny maro indray ny fivoahan'ity sarin'i horonantsary "Simpson" ity , izay mahalany filoha azy, manao cravatte mi...
24/10/2023

Nanaitra ny maro indray ny fivoahan'ity sarin'i horonantsary "Simpson" ity , izay mahalany filoha azy, manao cravatte miloko volomboasary, ary manambara ny laharana fahatelo.

📣 ANDRY RAJOELINA ANIO AMIN'NY 9 ORA ALINA AO AMIN'NY FRANCE 24 "Araky ny fandaminana niarahana tamin’ny France 24 dia n...
18/10/2023

📣 ANDRY RAJOELINA

ANIO AMIN'NY 9 ORA ALINA AO AMIN'NY FRANCE 24

"Araky ny fandaminana niarahana tamin’ny France 24 dia notontosaina androany tamin’ny 1 ora tolakandro teo ny fandraisana ny sary sy ny feo amin’ny fandaharana manokana izay niarahako tamin’ny mpanao gazety Marc Perelman sy Laurent Correau.

Anio alina amin’ny 09 ora no ahafahanao manaraka izany ao amin’ny tranonkala http://france24.com sy https://www.rfi.fr ary amin’ny fahitalavitra amin’ny 00:15 ary izany dia hiverimberina rahampitso. " hoy Atoa Andry Rajoelina

📣 KIANJA 13 MAI NARATRA NY KANDIDA ANDRY RAOBELINA Anisany naratra mafy vokatry ny fitorahana baomba mandatsa-dranomaso ...
02/10/2023

📣 KIANJA 13 MAI

NARATRA NY KANDIDA ANDRY RAOBELINA

Anisany naratra mafy vokatry ny fitorahana baomba mandatsa-dranomaso ny kandida filohampirenena Andry Raobelina

Mpanankanto vitsivitsy taloha🎙️ sy ankehitriny🎙️
28/09/2023

Mpanankanto vitsivitsy taloha🎙️ sy ankehitriny🎙️

Vokatry ny fisarihana ny laharan'ireo kandidà ho filoham-pirenena
11/09/2023

Vokatry ny fisarihana ny laharan'ireo kandidà ho filoham-pirenena

Nivoka izao ariva izao ny lisitr'ireo kandida ho filoham-mpirenena
09/09/2023

Nivoka izao ariva izao ny lisitr'ireo kandida ho filoham-mpirenena

Jiolahy miisa 4 saika hanafika quincaillerie,  ireo voatifitry ny zandary teny Fenoarivo ny hariva teo. Vokany, Jiolahy ...
05/09/2023

Jiolahy miisa 4 saika hanafika quincaillerie, ireo voatifitry ny zandary teny Fenoarivo ny hariva teo.

Vokany, Jiolahy 02 no maty ary 01 hafa voatifitra teo amin'ny feny, tafaporitsaka kosa ny iray.

Basy Kalacknikov iray, Sabatra, Ketoka ary Barre à pince no tratra teny amin'ireo jiolahy.
Source:

Actus Mdg

Eny Analakely eny amin'izao fotoana izao📸 Sary Indrana
05/09/2023

Eny Analakely eny amin'izao fotoana izao

📸 Sary Indrana

Nahitana faty olona mitsingevana eny amin’ny tetezana Jumbo Tanjombato izao maraina izao. Araka ny tazana, lehilahy ary ...
11/08/2023

Nahitana faty olona mitsingevana eny amin’ny tetezana Jumbo Tanjombato izao maraina izao. Araka ny tazana, lehilahy ary heverina ho maherin'ny 27 taona izy io. Tsy mbola misy ny fanampim-baovao hatreto, fa miandry ny mpamonjy voina hamoaka ny vata mangatsiaka.

L'informateur. MG

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when L'informateur.MG posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category