B'n'B services

B'n'B services ✔MICRO-ÉDITION
- Saisie de données/numérisation
- Duplicopie(impression,..)

✔SERVICES INFORMATIQUES

Efa misy connexion wifi (CYBER) ato aminay a !
31/12/2024

Efa misy connexion wifi (CYBER) ato aminay a !

⚠️Raha tratran'ity olana ity ianareo dia afaka manantona raha tsy mahay manao azy ⚠️🚨AFAKA MAMAHA IO OLANA IO IZAHAY🚨Mis...
07/06/2024

⚠️Raha tratran'ity olana ity ianareo dia afaka manantona raha tsy mahay manao azy ⚠️
🚨AFAKA MAMAHA IO OLANA IO IZAHAY🚨

Misy APPLICATIONS sy JEUX ANDROID ihany koa ato aminay.

☎️ 034 94 986 65
Na mivantana @ MP

INSTALLATION SYSTEME complet 💯🔖15.000Ar raha manantona ianao🔖20.000Ar raha à domicilecontact : 034 94 986 65 / mpIreto a...
12/05/2024

INSTALLATION SYSTEME complet 💯
🔖15.000Ar raha manantona ianao
🔖20.000Ar raha à domicile

contact : 034 94 986 65 / mp

Ireto avy no tafiditra ao anatiny :
🔰 système (+activation)
🔰 pilote (driverpack/snappyDP)
🔰 logiciels de base / utilitaires izay tokony hisy anaty ordinateur (famakiana iso,winrar,antivirus,navigateur,...)
🔰 microsoft office 2007-2021 (tsy tafiditra ny 2024 fa vidiana mitokana)

🚛 Déplacement ho an'ny service à domicile (+frais / fa GRATUIT raha partie Alakamisy, Fenoarivo)

24/09/2023
Hdd portable slimHGST 500Go correctSomary misy feo mikoritsana kely fa ny copie sy performance mbola ao tsara🏷️45 000 ar...
27/07/2023

Hdd portable slim
HGST 500Go correct
Somary misy feo mikoritsana kely fa ny copie sy performance mbola ao tsara
🏷️45 000 ar vide
🏷️55 000 ar raha fenoina données
☎️ 034 55 808 35
Afaka manao livraison

Rame PAPER ONEMisy maromaro ato🏷️20 000ar ny 1☎️034 55 808 35
20/07/2023

Rame PAPER ONE
Misy maromaro ato
🏷️20 000ar ny 1
☎️034 55 808 35

Mbola nisy tsy nahita game of thrones version gasy ve ?Ho anareo mbola tsy nahita GAME OF THRONES mihitsy misy SAISONs 1...
19/06/2023

Mbola nisy tsy nahita game of thrones version gasy ve ?
Ho anareo mbola tsy nahita GAME OF THRONES mihitsy misy SAISONs 1-8 ato aminay

Jerijereo sao de misy mety @ zazanareo ✨🎉
06/06/2023

Jerijereo sao de misy mety @ zazanareo ✨🎉

Ho ento aty anaovanay azy e 😆
31/05/2023

Ho ento aty anaovanay azy e 😆

Ip Man 13 Le maître crabe
27/05/2023

Ip Man 13 Le maître crabe

Address

Antananarivo

Telephone

+261345580835

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when B'n'B services posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to B'n'B services:

Share