DJ Rakkun

DJ Rakkun DJ URBAINE | CLUBBING 🔥
Ambiance de feu🔥 •
Disponible pour clubs - grosses soirées- anniversaire
📲 Booking : [email protected] DJ - beatmaker

20/05/2026

Yohhh😄.eto dia misaotra antsika rehetra ny tenako fa tonga 4000 Ianareo no Manaraka ny pejy 😊❤️🙏🏾✅.ho fisaorana anareo dia indro misy vidéo kely zaraina amnareo ary e😁😉.am-pitiavana be foana ❤️‍🔥.mentionneo ao am coms ilay crush na olon-tinao iny dia tolory azy ny 🎶🎶.afaka partagena Raha tinlisany😊🙏🏾dia aza adino ihany koa no mi s’abonner am page ✅ fans

14/05/2026

Ao tsara daholo ve🔥😊.ity Ndray ary ny Manaraka misy Inspi kely sendra mandalo dia zaraina aminareo ndray.😉Raiso am-pitiavana hatrany e😊🙏🏾.
Lien tiktok: https://vt.tiktok.com/ZSxdC5tyH/🔥

13/05/2026

Yohh🔥ity misy vidéo kely izaraiko aminareo transition sendra nandalo tao anaty nofiko 🤭😉🤣🔥.zaraina am-pitiavana hatrany mo ny mozika eto amin'ny page DJ Rakkun koa ankafizo ary 🔥🙏.abonneo ny page ho an'izay mbola tsy ato😉🙏clickena eo amle Favorie aveo dia tsy mrate vaovao sy vidéo milatsaka ato mihitsy nareo😉 merci lisany e🔥🔥

hey hey🔥🔥Alahady ny andro😊efa hiasa ndray demain fa na izany ary ndao MBA hiaraka hieno hira eto amin'ny pejy androany a...
10/05/2026

hey hey🔥🔥Alahady ny andro😊efa hiasa ndray demain fa na izany ary ndao MBA hiaraka hieno hira eto amin'ny pejy androany amin'ny 18H ⏱️
afaka mangataka Hira nareo😁🙏
rariva ary e😁🙏 fans

Yohh😊herinandro vaovao ndray😄entina hanombohana mlay an'ity semaine ity ary dia ndao  hiaraka ao anatin'ny fandaharana  ...
27/04/2026

Yohh😊herinandro vaovao ndray😄
entina hanombohana mlay an'ity semaine ity ary dia ndao hiaraka ao anatin'ny fandaharana 🎼 rariva @ 17H ao amin'ny 📻 .6FM🔥.
Ataovy ao amin'ny commentaire raha misy hafatra ny hira tinao angatahana 😉🙏🏽. Raikitra ary e🔥
.6FM fans

20/04/2026

Yohhh🔥.indro ary ny vidéo omaly tamin'ny MixxVibes DJ CONTEST .

2nd place mo no nisy antsika ary merci be ho an'ireo nanohana 🙏😁😁

Ankafizo hatrany satria mo dia zaraina am-pitiavana foana izy ity🤲🏼❤️🎶
Partageo ihany koa raha nahafinaritra anao✅🙏🥹. Félicitations be lesy Gino Kevin Razafintsalama 🙏namay ireny🔥🔥
fans

17-03-26DEMI FINAL  Dj Smatchin Contest c'était 🔥🔥🔥🔥🔥
23/03/2026

17-03-26
DEMI FINAL Dj Smatchin Contest
c'était 🔥🔥🔥🔥🔥

Hier… quelle journée 🥺🔥J’ai vraiment bien assuré ma soutenance 💼✨J’étais stressé, clairement… mais au final j’ai tenu, j...
18/03/2026

Hier… quelle journée 🥺🔥
J’ai vraiment bien assuré ma soutenance 💼✨
J’étais stressé, clairement… mais au final j’ai tenu, j’ai donné ce que j’avais, et ça fait du bien de voir que tout le travail a payé 🙏❤️
Et juste une heure avant ça, j’étais en demi-finale du Smatchin DJ Contest 🎧⚡
Même si je ne suis pas passé, je suis sincèrement fier de moi… j’ai donné mon énergie, j’étais à fond, j’ai vécu le moment comme il fallait 🫶🎶
Deux moments intenses en une seule journée… fatigué, mais heureux et reconnaissant ✨💭

Duo de choc🎼🔥🔥With ( DJ SMILE )
18/02/2026

Duo de choc🎼🔥🔥
With ( DJ SMILE )

31-01-26 🗓️Présentation des vœux J.A.S.💫💫-PRESTATION DJ avec Djette kekely 🔥🔥           fans
02/02/2026

31-01-26 🗓️
Présentation des vœux J.A.S.💫💫
-PRESTATION DJ avec Djette kekely 🔥🔥

fans

22-01-26Ato amin'ny Quintana Sky ndray isika e🔥Mizara Goodvibes eny na mbola Tsy Zoma ary😏😉🎶🎶
22/01/2026

22-01-26
Ato amin'ny Quintana Sky ndray isika e🔥
Mizara Goodvibes eny na mbola Tsy Zoma ary😏😉🎶🎶

Address

Antananarivo

Telephone

+261324438001

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when DJ Rakkun posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category