Karné

Karné Mamokatra gazetiboky feno fahalalana sy mampifaly ny zanakao ! 🇲🇬
Mivoaka isaky ny 3 volana.

MIOVA FAMINDRA 👋~ Roa herinandro izay no nikatonanay ny biraonay eny Antsakaviro, ho fiarovana ny mpiara-miasa aminay.~ ...
08/10/2025

MIOVA FAMINDRA 👋

~ Roa herinandro izay no nikatonanay ny biraonay eny Antsakaviro, ho fiarovana ny mpiara-miasa aminay.

~ Tao anatin’izany fotoana izany dia voatery najanonay koa ny fanaovana livraison an’ny Karné mag.

👉 Tonga dia hita mihitsy ny fiantraikan’izany amin’ny fidiram-bolan’ny orinasa.

😅 Tsorina aminareo mpanaraka, miahiahy amin’ny hoavy izahay amin’izao fotoana izao, satria mbola isan’ny “𝘀𝗲𝗰𝘁𝗲𝘂𝗿 𝗳𝗿𝗮𝗴𝗶𝗹𝗲” hatrany ny sehatry ny boky.

Na izany aza, tsy maintsy miverina miasa tsikelikely izahay. 𝙢𝙖𝙧𝙤 𝙞𝙧𝙚𝙤 𝙖𝙣𝙠𝙞𝙯𝙮 𝙢𝙞𝙡𝙖 𝙢𝙖𝙢𝙖𝙠𝙮 𝙗𝙤𝙠𝙮, mianatra tapak'andro fotsiny.

💛 𝙏𝙨𝙮 𝙢𝙞𝙙𝙞𝙠𝙖 𝙞𝙯𝙖𝙣𝙮 𝙛𝙖 𝙩𝙨𝙮 𝙢𝙖𝙣𝙤𝙝𝙖𝙣𝙖 𝙣𝙮 𝙩𝙤𝙡𝙤𝙣𝙖 𝙞𝙯𝙖𝙝𝙖𝙮 — fa kosa manohy mihetsika amin’ny sehatra misy anay.

---

📚 Ireto ny fanavaozana ataonay :

🏢 𝙈𝙞𝙫𝙚𝙧𝙞𝙣𝙖 𝙢𝙞𝙨𝙤𝙠𝙖𝙩𝙧𝙖 𝙖𝙢𝙞𝙣’𝙣𝙮 𝙝𝙚𝙧𝙞𝙣𝙖𝙣𝙙𝙧𝙤 𝙣𝙮 𝙗𝙞𝙧𝙖𝙤, fa amin’ny tapany maraina ihany aloha. Ary hanomboka hanao video manampy antsika ray aman-dreny sy zanaka amin'izao fotoana sarotra izao.

📖 Manasa antsika 𝙝𝙞𝙨𝙖𝙛𝙞𝙙𝙮 𝙨𝙮 𝙝𝙖𝙣𝙤𝙝𝙖𝙣𝙖 𝙣𝙮 𝙡𝙞𝙗𝙧𝙖𝙞𝙧𝙞𝙚𝙨 𝙖𝙢𝙞𝙣’𝙣𝙮 𝙛𝙞𝙫𝙞𝙙𝙞𝙖𝙣𝙖𝙣𝙖 𝙢𝙖𝙜𝙖𝙯𝙞𝙣𝙚𝙨 𝙨𝙮 𝙗𝙤𝙠𝙮. Maro be zareo manao livraison ✨ Izahay koa afaka manatitra Karné mag

🖨️ Manomboka rahampitso, 𝙢𝙞𝙨𝙤𝙠𝙖𝙩𝙧𝙖 𝙞𝙣𝙙𝙧𝙖𝙮 𝙣𝙮 𝙨𝙚𝙧𝙫𝙞𝙘𝙚 𝙙’𝙞𝙢𝙥𝙧𝙚𝙨𝙨𝙞𝙤𝙣 (flyers, affiches, brochures, carte de visite sns), ankoatra ny famoahana boky.

✨Efa hitanareo amin'ny Karné mag ireny ny kalitaon'ny asanay.✨

Raha mahalala olona mila boky, te hanjifa, liana amin'ny resaka impression, dia VONONA IZAHAY.

Manasa anareo hizara an'ity ranty ity.

Mbola te hanohy ny asanay ho an'ny ankizy malagasy izahay❤️

SADY MAMY NO MANGIDYMandritra izao fandalovanay aty Kenya izao dia notolorana ny 𝗣𝗿𝗶𝘅 𝗱𝗲 𝗹'𝗘𝗱𝗶𝘁𝗶𝗼𝗻 𝗝𝗲𝘂𝗻𝗲𝘀𝘀𝗲 𝗔𝗳𝗿𝗶𝗰𝗮𝗶𝗻𝗲 𝟮𝟬...
28/09/2025

SADY MAMY NO MANGIDY

Mandritra izao fandalovanay aty Kenya izao dia notolorana ny 𝗣𝗿𝗶𝘅 𝗱𝗲 𝗹'𝗘𝗱𝗶𝘁𝗶𝗼𝗻 𝗝𝗲𝘂𝗻𝗲𝘀𝘀𝗲 𝗔𝗳𝗿𝗶𝗰𝗮𝗶𝗻𝗲 𝟮𝟬𝟮𝟱 catégorie roman ado i Editions Karné.

Tao anaty boky ho an'ny ankizy amin'ny teny frantsay mahery ny 150 no nisafidianana ny boky "𝗜𝗹 𝗳𝗮𝘂𝘁 𝘃𝗮𝗶𝗻𝗰𝗿𝗲 𝗧𝗿𝗶𝗺𝗼𝗯𝗲" nosoratan'i Andrea Razafi sy noravahan'i .draws an-tsary ary novolavolain'ny ekipan'ny Éditions Karné: Ntsoa Hn, Annie Mun, Ravaka Tahirimihamina.

Babo tanteraka amin'ilay tantara sy ny kolontsaina malagasy ny mpamaky-mpitsara ka nahazo ny Prix - catégorie roman ado.

Tsy afaka nifaly araka ny tokony ho izy anefa izahay noho ny zava-misy ao amin'ny firenena.

Niaraka niondrika tamin'ireo niaram-boina sy ireo voaroba izahay.

Kanefa androany mba te hitraka sy hifaly satria mbola misy fanantenana mitsilopilopy ho an'ity firenena ity noho isika tanora.

✊ ISIKA TANORA izay mijoro ho an'ny hoavy.
Matoa izahay nikarakara boky ho an'ny ankizy malagasy dia MATOKY ny ankizy malagasy izahay.

MINO izahay fa raha omena ny fitaovana ara-tsaina sy tontolo mampivelatra ianareo dia HANDROSO sy HANDEHA LAVITRA.

Atolotray ho anareo zandry, zanaka, taranaka ity PRIX ity.

Mitsangana ry tanora. Mitsangana ry Malagasy!
Mbola misy hoavy tsara kokoa ! 🇲🇬🇲🇬

Face à la situation actuelle à Antananarivo, Madagascar, nous pensons à nos collègues entrepreneurs qui se battent tous ...
27/09/2025

Face à la situation actuelle à Antananarivo, Madagascar, nous pensons à nos collègues entrepreneurs qui se battent tous les jours pour survivre dans cet environnement non propice à la prospérité.

Nos pensées vont particulièrement aux entreprises pillées et saccagées hier. Nous sommes de tout cœur avec vous.

Comment ne pas mentionner la Librairie Lecture et Loisirs / Samourai au coeur de Tana Water Front ? Un lieu où les livres notamment le Vita Malagasy vivaient.

Le milieu du livre est déjà précaire et tout ce qui se passe continue à appuyer cette précarité sans nom.

Courage aux entreprises, aux entrepreneurs et aux employés.

Nous nous relèverons ENCORE ET ENCORE.

TONGASOA ! KARIBU ! Tonga soa aman-tsara aty Nairobi i Karné sy Editions Karné  ary ny bokiny ✨Manomboka rahampitso ny N...
23/09/2025

TONGASOA ! KARIBU !

Tonga soa aman-tsara aty Nairobi i Karné sy Editions Karné ary ny bokiny ✨

Manomboka rahampitso ny Nairobi International Book Fair (NIBF) izay nanasan'ny mpiara-miasa aminay eKitabu

Aty amin'ny Sarit Expo Centre no hisy anay hatramin'ny asabotsy ho avy izao.

Ary misy vaovao tsara ho zarainay aminareo rahampitso ✨

⭐ Averinay ihany : tsy kisendrasendra no hiantsoana ny Éditions Karné amin'izao fampirantiana lehibe izao fa tsapan'ireo aty ivelany ny asa ary hitan'izy ireo ny vokany : ireo boky vokarinay. ⭐

Raha misy olona handalo aty dia mba andefaso MP sao tsy tafahoana isika. ✨ - STAND EKITABU • MADAGASIKARA ANONTANIANA!

KENYA !!!Ho any amin'ny Nairobi International Book Fair izahay amin'ny herinandro ho avy izao.24 septambra hatramin'ny 2...
18/09/2025

KENYA !!!

Ho any amin'ny Nairobi International Book Fair izahay amin'ny herinandro ho avy izao.

24 septambra hatramin'ny 27 septembra ao amin'ny Au Sarit Expo Hall, Westlands Nairobi.

Fiarahamiasa amin'ny eKitabu ao Kenya satria resy lahatra amin'ny kalitaon'ny boky vokarinay ry zareo. ❤️

Raha misy Malagasy ao Kenya dia mba taggeo. Asaivo mandalo ✨ - STAND EKITABU | mba lazao raha mandalo amin'ny ora iray sao tsy tafahoana

Ho avy ny boky malagasy ❤️

FIHAONANA ✨Raha manodidina an'Ambodifasina, Ankorondrano na Alarobia eny ianareo, dia TONGAVA amin'ny Salon des Arts et ...
17/09/2025

FIHAONANA ✨

Raha manodidina an'Ambodifasina, Ankorondrano na Alarobia eny ianareo, dia TONGAVA amin'ny Salon des Arts et Savoirs. 18 - 19 Oktobra ho avy izao 😍

Izahay eo amin'ny sabotsy 18 Oktobra.

Misy "Animation" efa omaninay ❣️

✨Karné revient au Salon✨

Nous sommes heureux d’annoncer que , la maison d’édition jeunesse fondée par Ravaka Tahirimihamina, sera de nouveau parmi les exposants du SALON DES ARTS & DES SAVOIRS – 2e ÉDITION

✨ Avec son magazine et ses livres pensés pour les enfants malgaches, Karné propose des histoires originales qui éveillent la curiosité, nourrissent l’imaginaire et valorisent les talents locaux.

📣 Comme eux, rejoignez le Salon pour mettre en lumière vos créations, vos savoir-faire et vos ateliers devant un public curieux et passionné.

👉 Inscriptions exposants ouvertes (offre Early Bird jusqu’au 19 septembre)

Nandrianina hono mianatra 🥹Nanahoana ny fidiran'ny mpianatra tao ? ⭐ Faly ve sa kivikivy niverina nakany am-pianarana ? ...
11/09/2025

Nandrianina hono mianatra 🥹

Nanahoana ny fidiran'ny mpianatra tao ?

⭐ Faly ve sa kivikivy niverina nakany am-pianarana ?
⭐ Nanahoana ny fanomanana ?
⭐ Niova sekoly ve ny ankizy sa tsia ?

Mba tantarao anay hoe.

Ny anay manko rahampitso vao miditra ny zanakay (andro zoma !!! 😅😅)

́escolaire

VAOVAO TSARA ✨Le livre Une fille de couleur - Ikalamara est disponible en audio sur la plateforme FCAudioEdit
08/09/2025

VAOVAO TSARA ✨

Le livre Une fille de couleur - Ikalamara est disponible en audio sur la plateforme FCAudioEdit

ENFIN EN LIVRE AUDIO ! 🔥

📢 📚 🎧 Une fille de couleur IKALAMARA
À la rencontre d’une belle jeune fille noire toute fière de sa peau, de ses yeux, de son village et de tout ce qui l’entoure. Elle adore son monde et sa vie parce que c’est comme ça qu’on apprend à bien grandir. Va à la rencontre de Mavo et découvre Madagascar, son beau pays.

📍Une coédition livre audio FCaudioÉdit - Editions Karné soutenue par le projet Ressources éducatives financé par l' AFD - Agence Française de Développement et mis en œuvre par l' INSTITUT FRANÇAIS pour sa composante « Lire pour Apprendre »
....Le livre audio......📚 🎧
🎙️ Une fille de couleur IKALAMARA lu par : Lina Ketevi
🎶Compositions originales : Guy Luvain's
Production : Studio FCaudioÉdit
....Le livre .....📚
Une fille de couleur IKALAMARA un livre de Mampianina Randria
Édition: Editions Karné
illustratrice : Èf.illustration

ON EST FIERS DE CETTE NOUVELLE COLLABORATION !

Téléchargez l'application FCaudioÉdit pour Android et iPhone _ iPad
https://onelink.to/j4btzu Écouter et lire avec ou sans connexion.

FCaudioÉdit _ Donnons voix aux histoires!


A NOUVEAU DISPONIBLE ✨✨Après une semaine de rupture de stock, Karné mag 11 est de retour. ✨ Idéal pour découvrir les fut...
03/09/2025

A NOUVEAU DISPONIBLE ✨✨

Après une semaine de rupture de stock, Karné mag 11 est de retour.

✨ Idéal pour découvrir les futurs métiers des enfants.

✨ À partir de 8-9 ans, c'est essentiel.

Envoyez vos commandes ! On livre !

O I O, NDEHA HIANATRA IZAHAY ! Vonona ve ?!✨ Ankoatra ny kahie sy ny penina, ampidiro ao anaty kitapon'ny zanakao koa ny...
01/09/2025

O I O, NDEHA HIANATRA IZAHAY !

Vonona ve ?!

✨ Ankoatra ny kahie sy ny penina, ampidiro ao anaty kitapon'ny zanakao koa ny Mon Karné Mag ! Boky mahafinaritra sy manabe, amin’ny teny roa (frantsay – malagasy), manampy amin’ny fahaizana, manaitra saina ary mampifandray amin’ny kolontsaina ankapobeny.

Ary ianao ? Vonona daholo ve ny fitaovam-pianarana… anisan’izany ny Mon Karné Mag ?
👉 Tolory fidirana an-tsekoly feno fahalalana sy fahafinaretana ny zanakao 😍📚 !

ANKIZY SAMBATRA ☺️🥰Any Amparafaravola any misy Karné 11 isa, hampifaly ankizy maro be. Atao karazana "prix" ho andry zar...
29/08/2025

ANKIZY SAMBATRA ☺️🥰

Any Amparafaravola any misy Karné 11 isa, hampifaly ankizy maro be. Atao karazana "prix" ho andry zareo hono.

Misaotra anareo amin'ny fahatokisana anay isan'andro, isan'ora amin'ny fampivelarana ara-tsaina ny zanakareo 🥹⭐

PRESQUE 200 VENDUS 😍Vao volana jolay teo no nivoaka ny Karné mag 11 - Ny asako rehefa lehibe. TENA TIANAREO TOKOA ITY IR...
26/08/2025

PRESQUE 200 VENDUS 😍

Vao volana jolay teo no nivoaka ny Karné mag 11 - Ny asako rehefa lehibe.

TENA TIANAREO TOKOA ITY IRAY ITY :

✅ Misy sehetr'asa 15 sy fampahafantarana asa maro
✅ Misy fanampiana ny ankizy amin'ny fisafidianana sehatr'asa
✅ Misy "bricolage" ary "jeux" maro be

Ka efa 3 monja sisa no ato amin'ny biraonay 😅

Ny ankoatra izay efa any an-tokantranonareo any, vakian'ny ankizy 🥰

Ireo rehetra mbola misy Karné mag 11 na ireo nivoaka teo aloha, mandefasa MP sao dia tsy mahazo ny anjarany ny zanakareo 😁

👉 Fotoana izao amerenana famakian-teny fa efa ho tapitra ny fialan-tsasatra.

Iza ary no mila amin'ireto telo ireto ?

Address

Antsakaviro
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 09:00 - 16:00
Tuesday 09:00 - 16:00
Wednesday 09:00 - 16:00
Thursday 09:00 - 16:00
Friday 09:00 - 16:00

Telephone

+261387768527

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Karné posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Karné:

Share