UP TV Chaine de télévision Malagasy
Votre nouvelle référence en divertissement local. Film, Série, N

🔥 REBEL MOON : ENFANT DU FEU 🌙Vehivavy iray mahery fo no mitsangana hiaro ny vahoaka tsy manan-tsiny amin’ny ady lehibe ...
03/11/2025

🔥 REBEL MOON : ENFANT DU FEU 🌙

Vehivavy iray mahery fo no mitsangana hiaro ny vahoaka tsy manan-tsiny amin’ny ady lehibe any amin’ny galaksia lavitra 🚀⚔️.
Fitiavan-tanindrazana, herim-po ary tolona ho an’ny fahafahana no hanapoaka ny lanitra 💥✨
Anio sy rahampitso no anarahanao ity tantara ity ka tandremo sao tara fa tena tsara loatra no sady action 100% ✊🔥
⏰ Aza adinoina ary ny fotoanantsika anio amin'ny 9 ora sy fahefany alina (𝟐𝟏𝐇𝟏𝟓) eto amin'ny UPTV ❤📺

𝐋𝐞 𝐟𝐢𝐥𝐦 𝐪𝐮𝐞 𝐯𝐨𝐮𝐬 𝐚𝐥𝐥𝐞𝐳 𝐫𝐞𝐠𝐚𝐫𝐝𝐞𝐫 𝐜𝐞 𝐬𝐨𝐢𝐫
🎥 " 𝐑𝐄𝐁𝐄𝐋 𝐌𝐎𝐎𝐍: 𝐏𝐀𝐑𝐓𝐈𝐄 𝟏"
( ᴀᴄᴛɪᴏɴ, ᴀᴠᴇɴᴛᴜʀᴇ, ғᴀɴᴛᴀsᴛɪǫᴜᴇ, sᴄɪᴇɴᴄᴇ ғɪᴄᴛɪᴏɴ)
à 𝟐𝟏𝐇𝟎𝟖 𝐌𝐈𝐍 sur 😍𝐔𝐏𝐓𝐕 😍
𝐒𝐲𝐧𝐨𝐩𝐬𝐢𝐬
𝐔𝐧𝐞 𝐩𝐚𝐢𝐬𝐢𝐛𝐥𝐞 𝐜𝐨𝐥𝐨𝐧𝐢𝐞 𝐬𝐮𝐫 𝐮𝐧𝐞 𝐥𝐮𝐧𝐞 𝐥𝐨𝐢𝐧𝐭𝐚𝐢𝐧𝐞 𝐞𝐬𝐭 𝐬𝐨𝐮𝐝𝐚𝐢𝐧 𝐦𝐞𝐧𝐚𝐜é𝐞 𝐩𝐚𝐫 𝐥𝐞𝐬 𝐚𝐫𝐦é𝐞𝐬 𝐝'𝐮𝐧 𝐭𝐲𝐫𝐚𝐧 𝐞𝐭 𝐩𝐥𝐚𝐜𝐞 𝐭𝐨𝐮𝐬 𝐬𝐞𝐬 𝐞𝐬𝐩𝐨𝐢𝐫𝐬 𝐝𝐞 𝐬𝐮𝐫𝐯𝐢𝐞 𝐞𝐧𝐭𝐫𝐞 𝐥𝐞𝐬 𝐦𝐚𝐢𝐧𝐬 𝐝'𝐮𝐧𝐞 𝐦𝐲𝐬𝐭é𝐫𝐢𝐞𝐮𝐬𝐞 𝐢𝐧𝐜𝐨𝐧𝐧𝐮𝐞.

✨ Freddy Lupin sy ny fianakaviany dia manana tsiambaratelo lehibe efa nafeniny hatramin’ny taonjato maro 😮...Amin’ny and...
03/11/2025

✨ Freddy Lupin sy ny fianakaviany dia manana tsiambaratelo lehibe efa nafeniny hatramin’ny taonjato maro 😮...
Amin’ny andro, olombelona tsotra izy ireo 👨‍👩‍👧‍👦☀️.
Fa rehefa tonga ny alina... dia loup-garou manan-kery sy masiaka! 🌕🐾

🎂 Amin’ny faha-14 taonany, manantena i Freddy fa hanjary ho lasa loup-garou tena izy voalohany amin’ny fiainany 😎🔥.
Saingy rehefa tonga ny alin’ny fanombohany... tsy araka ny nampoizina akory no mitranga 😳💨
Fa lasa... alika kely mavokely tsara tarehy 😅🐩💗!

😱 Henatra lehibe ho an’ny fianakaviany!
Fa tsy kivy i Freddy — manana tanjona iray izy izao :
👉 hampiseho amin’izao tontolo izao fa tena Loup izy, 100%! 💪🐺

🎬 Anio folak' andro ny fotoana ao amin' ny UPTV ❤📺

𝓥𝓸𝓽𝓻𝓮 𝓯𝓲𝓵𝓶 𝓭'𝓪𝓷𝓲𝓶𝓪𝓽𝓲𝓸𝓷 𝓭𝓮 𝓬𝓮𝓽 𝓪𝓹𝓻è𝓼 -𝓶𝓲𝓭𝓲
🎥 "𝟏𝟎𝟎% 𝐋𝐎𝐔𝐏 " 🎥
( 𝐀𝐧𝐢𝐦𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧, 𝐅𝐚𝐦𝐢𝐥𝐥𝐞, 𝐅𝐚𝐧𝐭𝐚𝐬𝐭𝐢𝐪𝐮𝐞)
à 13H55 𝐌𝐈𝐍 sur 𝐔𝐏 𝐓𝐕
𝐒𝐲𝐧𝐨𝐩𝐬𝐢𝐬
𝐅𝐫𝐞𝐝𝐝𝐲 𝐋𝐮𝐩𝐢𝐧 𝐞𝐭 𝐬𝐚 𝐟𝐚𝐦𝐢𝐥𝐥𝐞 𝐜𝐚𝐜𝐡𝐞𝐧𝐭 𝐝𝐞𝐩𝐮𝐢𝐬 𝐝𝐞𝐬 𝐬𝐢è𝐜𝐥𝐞𝐬 𝐮𝐧 𝐠𝐫𝐚𝐧𝐝 𝐬𝐞𝐜𝐫𝐞𝐭. 𝐋𝐞 𝐣𝐨𝐮𝐫, 𝐢𝐥𝐬 𝐬𝐨𝐧𝐭 𝐝𝐞𝐬 𝐡𝐮𝐦𝐚𝐢𝐧𝐬 𝐨𝐫𝐝𝐢𝐧𝐚𝐢𝐫𝐞𝐬. 𝐌𝐚𝐢𝐬 𝐝è𝐬 𝐥𝐚 𝐭𝐨𝐦𝐛é𝐞 𝐝𝐞 𝐥𝐚 𝐧𝐮𝐢𝐭, 𝐢𝐥𝐬 𝐝𝐞𝐯𝐢𝐞𝐧𝐧𝐞𝐧𝐭 𝐝𝐞𝐬 𝐥𝐨𝐮𝐩𝐬-𝐠𝐚𝐫𝐨𝐮𝐬 ! 𝐋𝐞 𝐣𝐨𝐮𝐫 𝐝𝐞 𝐬𝐨𝐧 𝐪𝐮𝐚𝐭𝐨𝐫𝐳𝐢è𝐦𝐞 𝐚𝐧𝐧𝐢𝐯𝐞𝐫𝐬𝐚𝐢𝐫𝐞, 𝐅𝐫𝐞𝐝𝐝𝐲 𝐬’𝐚𝐭𝐭𝐞𝐧𝐝 à 𝐬𝐞 𝐭𝐫𝐚𝐧𝐬𝐟𝐨𝐫𝐦𝐞𝐫 𝐞𝐧 𝐥𝐨𝐮𝐩-𝐠𝐚𝐫𝐨𝐮 𝐩𝐨𝐮𝐫 𝐥𝐚 𝐩𝐫𝐞𝐦𝐢è𝐫𝐞 𝐟𝐨𝐢𝐬. 𝐌𝐚𝐢𝐬 𝐥𝐞 𝐬𝐨𝐢𝐫 𝐝𝐞 𝐬𝐨𝐧 𝐢𝐧𝐢𝐭𝐢𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧 𝐫𝐢𝐞𝐧 𝐧𝐞 𝐬𝐞 𝐝é𝐫𝐨𝐮𝐥𝐞 𝐜𝐨𝐦𝐦𝐞 𝐩𝐫é𝐯𝐮 𝐞𝐭 𝐥𝐞 𝐯𝐨𝐢𝐥à 𝐪𝐮𝐢 𝐝𝐞𝐯𝐢𝐞𝐧𝐭 … 𝐮𝐧 𝐦𝐢𝐠𝐧𝐨𝐧 𝐩𝐞𝐭𝐢𝐭 𝐜𝐚𝐧𝐢𝐜𝐡𝐞 𝐫𝐨𝐬𝐞 𝐚𝐮 𝐜𝐚𝐫𝐚𝐜𝐭è𝐫𝐞 𝐛𝐢𝐞𝐧 𝐭𝐫𝐞𝐦𝐩é. 𝐒𝐚𝐜𝐫𝐢𝐥è𝐠𝐞 𝐩𝐨𝐮𝐫 𝐬𝐚 𝐟𝐚𝐦𝐢𝐥𝐥𝐞 ! 𝐅𝐫𝐞𝐝𝐝𝐲 𝐧’𝐚 𝐩𝐥𝐮𝐬 𝐝é𝐬𝐨𝐫𝐦𝐚𝐢𝐬 𝐪𝐮’𝐮𝐧 𝐨𝐛𝐣𝐞𝐜𝐭𝐢𝐟 : 𝐝é𝐦𝐨𝐧𝐭𝐫𝐞𝐫 𝐪𝐮’𝐢𝐥 𝐞𝐬𝐭 𝐛𝐞𝐥 𝐞𝐭 𝐛𝐢𝐞𝐧 𝟏𝟎𝟎% 𝐋𝐨𝐮𝐩 !

🌞 Faly miarahaba antsika rehetra nahatratra ity herinandro vaovao ity ! 😊🎬✨Horonantsary notsongaina tao anatin' ny maro ...
03/11/2025

🌞 Faly miarahaba antsika rehetra nahatratra ity herinandro vaovao ity ! 😊

🎬✨Horonantsary notsongaina tao anatin' ny maro ireto horonantsary atolotra ho anareo ireto 💪🔥 .

Mino izahay fa samy handray izay tandrify azy fa kosa tsy manakana ny tsirairay hijery ny horonantsary rehetra satria dia zavatra tsara foana no omena anareo .
Mirary herinandro sambatra feno hafaliana sy ho lavitry ny olana ...Aza adinoina ny manaraka ny UPTV ❤🔥

UPTV dia hitanao ao amin' ny startimes irery ihany ary ao amin' ny chaines 769/111 😄❤️.
Ity kosa ny pejy ahafahantsika mifampiresaka ✊🙏

✅ REBEL MOON: PARTIE 1 🎥
✅ REBEL MOON: PARTIE 2 : L'ENTAILLEUSE 🎥
✅ ROYAL HÔTEL🎥
✅ BECKY 🎥
✅ THE TAKING OF DEBORAH LOGAN🎥

🕘 Aza adinoina ny fotoana:
📅 Alatsinainy hatramin’ny Zoma – amin’ny 21h15 alina ⏰
❤️ Mirary herinandro mahafinaritra ho antsika rehetra ary aza misaraka amin’ny UPTV

𝐃𝐄𝐍𝚰𝐒𝐄 anisan'ny nitondra avo ny kanto malagasy teo amin'ny sehatra iraisam-pirenena, izy sy ny kantony indray no ho ent...
02/11/2025

𝐃𝐄𝐍𝚰𝐒𝐄 anisan'ny nitondra avo ny kanto malagasy teo amin'ny sehatra iraisam-pirenena, izy sy ny kantony indray no ho entina amintsika anio, ao anatin'ny fandaharana 🎼𝐑𝐀𝐍𝐎𝐑𝐀𝐘 🎤 miaraka amin' i 𝐏𝐫𝐢𝐬𝐜𝐚 𝐑𝐚𝐤𝐨𝐭𝐨𝐚𝐫𝐢𝐦𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 ao amin' ny 𝐔𝐏𝐓𝐕 📺🎼🎧 sy ny 𝐑𝐀𝐃𝚰𝐎𝐏𝐋𝐔𝐒 100.2 𝐅𝐌 📻 .
Aza adinoina ary ny fotoanantsika anio 𝐀𝐥𝐚𝐡𝐚𝐝𝐲 𝟎𝟐 𝐍𝐨𝐯𝐚𝐦𝐛𝐫𝐚 𝟐𝟎𝟐𝟓 amin' ny 𝐢𝐫𝐚𝐲 𝐨𝐫𝐚 𝐬𝐲 𝐬𝐚𝐬𝐚𝐧𝐲 𝐟𝐨𝐥𝐚𝐤'𝐚𝐧𝐝𝐫𝐨(𝟏𝟑𝐇𝟑𝟎 ) .
𝐀𝐫𝐚𝐡𝐨 𝐭𝐬𝐲 𝐭𝐚𝐩𝐚𝐤𝐚 𝐧𝐲 𝐔𝐏𝐓𝐕 💝🎬

𝐊𝐈𝐓𝐑𝐀 𝐌𝐈𝐕𝐀𝐍𝐓𝐀𝐍𝐀 eto amin'ny 𝐔𝐏𝐓𝐕⚽️🎬 ❤️.📅  Ao anatin'ny andro faha-11 isika amin’ny fifaninanana, ary mitarika  ry zareo ...
01/11/2025

𝐊𝐈𝐓𝐑𝐀 𝐌𝐈𝐕𝐀𝐍𝐓𝐀𝐍𝐀 eto amin'ny 𝐔𝐏𝐓𝐕⚽️🎬 ❤️.

📅 Ao anatin'ny andro faha-11 isika amin’ny fifaninanana, ary mitarika ry zareo REAL MADRID ⚪ rehefa nandresy ny FC BARCELONA 🔵🔴.
Hita aloha fa tsy hampiova ny filaharana ireto lalao ireto satria manatombo isa 5 mihoatran'ny FC BARCELONA ry zareo REAL MADRID.

💪 Tohano hatrany ny ekipanao ary andao hiaraka aminay ao anatin’ny “KITRA MIVANTANA”! ❤️⚽🔥 ✊⚽️⚽️

💯𝐋𝐀 𝐋𝐈𝐆𝐀 𝟐𝟎𝟐𝟓-𝟐𝟎𝟐𝟔 ⚽️
🎥✅ 𝐒𝐀𝐌𝐄𝐃𝐈 𝟎𝟏 𝐍𝐎𝐕𝐄𝐌𝐁𝐑𝐄 𝟐𝟎𝟐𝟓❤️🎥
👉 𝐒𝐄𝐕𝐈𝐋𝐋𝐄 𝐕𝐒 𝐀𝐓𝐋𝐄𝐓𝐈𝐂𝐎 𝐌𝐀𝐃𝐑𝐈𝐃 à 𝟏𝟖𝐇𝟏𝟓 ⏰
👉 𝐑𝐄𝐀𝐋 𝐌𝐀𝐃𝐑𝐈𝐃 𝐕𝐒 𝐕𝐀𝐋𝐄𝐍𝐂𝐄 à 𝟐𝟑𝐇𝟎𝟎⏰

🎥✅ 𝐃𝐈𝐌𝐀𝐍𝐂𝐇𝐄 𝟎𝟐 𝐍𝐎𝐕𝐄𝐌𝐁𝐑𝐄 𝟐𝟎𝟐𝟓❤️🎥
👉 𝐄𝐋𝐂𝐇𝐄 𝐕𝐒 𝐅𝐂 𝐁𝐀𝐑𝐂𝐄𝐋𝐎𝐍𝐄𝐄𝐋𝐂𝐇𝐄 𝐕𝐒 𝐅𝐂 𝐁𝐀𝐑𝐂𝐄𝐋𝐎𝐍𝐄 à 𝟐𝟎𝐇𝟑𝟎⏰

𝐃𝐀𝐍𝐈𝐄𝐋 𝐑𝐀𝐍𝐃𝐑𝐈𝐀𝐌𝐀𝐑𝐎 sy 𝐑𝐀𝐓𝐎𝐕𝐎𝐒𝐎𝐍 𝐄𝐃𝐎𝐔𝐀𝐑𝐃 dit Ra-Yest izy roalahy hatrany no miaraka amintsika anatin'ny fitantarana ny lalao mivantana amin' ny fiteny malagasy 🎬🔥. .⚽️
Aza misaraka amin'ny UPTV🎥❤

31/10/2025

💌 𝐌𝐚𝐫𝐨 𝐢𝐚𝐧𝐚𝐫𝐞𝐨 𝐧𝐨 𝐧𝐚𝐧𝐝𝐞𝐟𝐚 𝐡𝐚𝐟𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐦𝐢𝐚𝐟𝐢𝐧𝐚...
𝐌𝐚𝐫𝐨 𝐤𝐨𝐚 𝐧𝐨 𝐥𝐢𝐚𝐧𝐚 𝐬𝐲 𝐭𝐢𝐚 𝐢𝐥𝐚𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐝𝐚𝐡𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐭𝐬𝐲 𝐦𝐚𝐧𝐚𝐦-𝐩𝐚𝐡𝐚𝐫𝐨𝐚, 𝐢𝐳𝐚𝐲 𝐞𝐭𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐔𝐏𝐓𝐕 𝐢𝐡𝐚𝐧𝐲 𝐧𝐨 𝐚𝐡𝐢𝐭𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐳𝐲! 📺🔥

💖 𝐄𝐟𝐚 𝐯𝐨𝐧𝐨𝐧𝐚 𝐯𝐞 𝐢𝐚𝐧𝐚𝐫𝐞𝐨?
𝐍𝐝𝐚𝐨 𝐡𝐢𝐚𝐫𝐚𝐤𝐚 𝐚𝐦𝐢𝐧𝐚𝐲 𝐚𝐨 𝐚𝐧𝐚𝐭𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐔𝐏 𝐅𝐀𝐍𝐊𝐀𝐓𝐈𝐀 – 𝐀𝐧𝐝𝐢𝐚𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐡𝐚-𝟐! 🌹✨

😍 𝐄𝐟𝐚 𝐧𝐢𝐚𝐢𝐧𝐚 𝐯𝐞 𝐢𝐚𝐧𝐚𝐫𝐞𝐨 𝐢𝐳𝐚𝐧𝐲 𝐡𝐨𝐞 𝐜𝐨𝐮𝐩 𝐝𝐞 𝐟𝐨𝐮𝐝𝐫𝐞?
𝐀𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐔𝐏 𝐅𝐀𝐍𝐊𝐀𝐓𝐈𝐀 𝐧𝐨 𝐚𝐡𝐢𝐭𝐚𝐧𝐚𝐨 𝐢𝐳𝐚𝐧𝐲...
𝐒𝐚𝐨 𝐦𝐛𝐚 𝐚𝐨 𝐧𝐨 𝐡𝐚𝐡𝐢𝐭𝐚𝐧𝐚𝐨 𝐧𝐲 𝐚𝐧𝐣𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚𝐨? 😉💘

💬 𝐄𝐟𝐚 𝐦𝐚𝐫𝐨 𝐧𝐲 𝐧𝐚𝐡𝐚𝐳𝐨 𝐟𝐢𝐭𝐢𝐚𝐯𝐚𝐧𝐚 𝐭𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐚𝐧𝐝𝐢𝐚𝐧𝐲 𝐯𝐨𝐚𝐥𝐨𝐡𝐚𝐧𝐲, 𝐤𝐚 𝐦𝐞𝐭𝐲 𝐢𝐳𝐚𝐨 𝐧𝐨 𝐟𝐨𝐭𝐨𝐚𝐧𝐚 𝐡𝐨 𝐚𝐧𝐚𝐨!
𝐇𝐨𝐦𝐚𝐧𝐨 𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚 𝐟𝐚𝐦𝐛𝐚𝐛𝐨𝐚𝐧𝐚 𝐢𝐧𝐝𝐫𝐢𝐧𝐝𝐫𝐚 𝐡𝐨 𝐚𝐧𝐚𝐫𝐞𝐨 𝐥𝐞𝐡𝐢𝐥𝐚𝐡𝐲 𝐬𝐲 𝐯𝐞𝐡𝐢𝐯𝐚𝐯𝐲 𝐦𝐢𝐭𝐚𝐝𝐲 𝐢𝐥𝐚𝐲 𝐭𝐞𝐧𝐚 𝐢𝐳𝐲 ❤️

📍 𝐀𝐢𝐳𝐚 𝐧𝐨 𝐡𝐢𝐬𝐨𝐫𝐚𝐭𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐧𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚?
➡️ 𝐄𝐭𝐲 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐨𝐢𝐛𝐞𝐧’𝐧𝐲 𝐓𝐕𝐏𝐋𝐔𝐒 𝐈𝐯𝐚𝐧𝐝𝐫𝐲 𝐀𝐦𝐛𝐨𝐡𝐢𝐭𝐬𝐨𝐚
➡️ 𝐍𝐚 𝐞𝐧𝐲 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐨𝐢𝐛𝐞𝐧’𝐧𝐲 𝐒𝐓𝐀𝐑𝐓𝐈𝐌𝐄𝐒 𝐀𝐧𝐝𝐫𝐚𝐧𝐨𝐛𝐞𝐯𝐚𝐯𝐚

💞 𝐍𝐝𝐚𝐨 𝐡𝐢𝐚𝐫𝐚𝐤𝐚 𝐚𝐦𝐢𝐧𝐚𝐲 𝐚𝐨 𝐚𝐧𝐚𝐭𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐔𝐏 𝐅𝐀𝐍𝐊𝐀𝐓𝐈𝐀 – 𝐀𝐧𝐝𝐢𝐚𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐡𝐚-𝟐!

Zoma  ny andro ,maro ny miandry ny horonantsary  mampatahotra  🔥✊Mbola horonantsary vaovao foana 🥰✊ ah ,😔 Rehefa maty ta...
31/10/2025

Zoma ny andro ,maro ny miandry ny horonantsary mampatahotra 🔥✊

Mbola horonantsary vaovao foana 🥰✊ ah ,

😔 Rehefa maty tampoka ny reniny, dia voatery nody an-trano i Alice 🏡, na dia efa ela aza izy no tsy nifandray tamin’ny fianakaviany.
Tsy maintsy mikarakara ny fandevenana izy ⚰️, ary rehefa tafaverina any amin’ilay tranon’ny fahazazany dia tsapany fa mbola toy ny teo aloha ihany ny zava-drehetra… na dia nisy zavatra hafahafa aza 😨.

🎥 Misy rafitra fakantsary manara-maso manodidina ny trano 🎦, ary manomboka miseho koa aloka hafahafa manodidina 😱.
Tsikelikely dia manomboka miverina amin’ny sainy ireo zava-nitranga nahatsiravina tamin’ny fahazazany 😢… satria ny lasa, hoy izy, tsy mora afenina, indrindra raha feno zava-mahatsiravina 😨👁️.

⏰ Aza adinoina ary ny fotoanantsika anio amin'ny 9 ora sy fahefany alina (𝟐𝟏𝐇𝟏𝟓) eto amin'ny UPTV ❤📺
𝐋𝐞 𝐟𝐢𝐥𝐦 𝐪𝐮𝐞 𝐯𝐨𝐮𝐬 𝐚𝐥𝐥𝐞𝐳 𝐫𝐞𝐠𝐚𝐫𝐝𝐞𝐫 𝐜𝐞 𝐬𝐨𝐢𝐫
🎥 " 𝐎𝐓𝐇𝐄𝐑 "🎥
( 𝐄𝐩𝐨𝐮𝐯𝐚𝐧𝐭𝐞-𝐡𝐨𝐫𝐫𝐞𝐮, 𝐓𝐡𝐫𝐢𝐥𝐥𝐞𝐫)
à 𝟐𝟏𝐇𝟏𝟓 𝐌𝐈𝐍 sur 😍𝐔𝐏𝐓𝐕 😍
𝐒𝐲𝐧𝐨𝐩𝐬𝐢𝐬
𝐈𝐧𝐭𝐞𝐫𝐝𝐢𝐭 - 𝟏𝟐 𝐚𝐧𝐬
𝐋𝐨𝐫𝐬𝐪𝐮𝐞 𝐬𝐚 𝐦è𝐫𝐞 𝐦𝐞𝐮𝐫𝐭 𝐛𝐫𝐮𝐭𝐚𝐥𝐞𝐦𝐞𝐧𝐭, 𝐀𝐥𝐢𝐜𝐞, 𝐪𝐮𝐢 𝐚𝐯𝐚𝐢𝐭 𝐫𝐨𝐦𝐩𝐮 𝐭𝐨𝐮𝐬 𝐥𝐞𝐬 𝐩𝐨𝐧𝐭𝐬 𝐝𝐞𝐩𝐮𝐢𝐬 𝐝𝐞𝐬 𝐚𝐧𝐧é𝐞𝐬, 𝐬𝐞 𝐯𝐨𝐢𝐭 𝐜𝐨𝐧𝐭𝐫𝐚𝐢𝐧𝐭𝐞 𝐝𝐞 𝐫𝐞𝐧𝐭𝐫𝐞𝐫 𝐜𝐡𝐞𝐳 𝐞𝐥𝐥𝐞 𝐩𝐨𝐮𝐫 𝐫é𝐠𝐥𝐞𝐫 𝐥𝐞𝐬 𝐝é𝐦𝐚𝐫𝐜𝐡𝐞𝐬 𝐟𝐮𝐧é𝐫𝐚𝐢𝐫𝐞𝐬. 𝐄𝐥𝐥𝐞 𝐫𝐞𝐧𝐨𝐮𝐞, 𝐦𝐚𝐥𝐠𝐫é 𝐞𝐥𝐥𝐞, 𝐚𝐯𝐞𝐜 𝐮𝐧𝐞 𝐣𝐞𝐮𝐧𝐞𝐬𝐬𝐞 𝐭𝐫𝐚𝐮𝐦𝐚𝐭𝐢𝐪𝐮𝐞 𝐪𝐮𝐚𝐧𝐝 𝐞𝐥𝐥𝐞 𝐫𝐞𝐯𝐢𝐞𝐧𝐭 𝐝𝐚𝐧𝐬 𝐜𝐞𝐭𝐭𝐞 𝐦𝐚𝐢𝐬𝐨𝐧 𝐨ù 𝐫𝐢𝐞𝐧, 𝐩𝐚𝐬 𝐦ê𝐦𝐞 𝐬𝐚 𝐜𝐡𝐚𝐦𝐛𝐫𝐞 𝐝’𝐚𝐝𝐨𝐥𝐞𝐬𝐜𝐞𝐧𝐭𝐞, 𝐧𝐞 𝐬𝐞𝐦𝐛𝐥𝐞 𝐚𝐯𝐨𝐢𝐫 𝐜𝐡𝐚𝐧𝐠é... 𝐬𝐢 𝐜𝐞 𝐧’𝐞𝐬𝐭 𝐜𝐞𝐭 é𝐭𝐫𝐚𝐧𝐠𝐞 𝐬𝐲𝐬𝐭è𝐦𝐞 𝐝𝐞 𝐯𝐢𝐝é𝐨𝐬𝐮𝐫𝐯𝐞𝐢𝐥𝐥𝐚𝐧𝐜𝐞 𝐭𝐫è𝐬 𝐬𝐨𝐩𝐡𝐢𝐬𝐭𝐢𝐪𝐮é, 𝐨𝐮 𝐜𝐞𝐭𝐭𝐞 𝐨𝐦𝐛𝐫𝐞 𝐪𝐮𝐢 𝐫ô𝐝𝐞 𝐚𝐥𝐞𝐧𝐭𝐨𝐮𝐫. 𝐋𝐞 𝐩𝐚𝐬𝐬é 𝐧𝐞 𝐬’𝐞𝐧𝐟𝐨𝐮𝐢𝐭 𝐩𝐚𝐬 𝐬𝐢 𝐟𝐚𝐜𝐢𝐥𝐞𝐦𝐞𝐧𝐭, 𝐬𝐮𝐫𝐭𝐨𝐮𝐭 𝐪𝐮𝐚𝐧𝐝 𝐢𝐥 𝐞𝐬𝐭 𝐚𝐮𝐬𝐬𝐢 𝐦𝐨𝐧𝐬𝐭𝐫𝐮𝐞𝐮𝐱.

Miarahaba antsika mpanaraka  ny pejy 🔥❤Tantaran’ny fianakaviana Clade izay mandeha lavitra any amin’ny tany hafahafa ant...
31/10/2025

Miarahaba antsika mpanaraka ny pejy 🔥❤

Tantaran’ny fianakaviana Clade izay mandeha lavitra any amin’ny tany hafahafa antsoina hoe Avalonia 😮.
Mitady hery vaovao hanavotana ny tontolo iainana izy ireo 🌱, nefa mandritra ny dia dia hisy ady hevitra sy tsiambaratelo hivoaka ao amin’ny fianakaviana 💔.

Horonantsary manaitra, feno hafaliana sy hafanam-po ho an’ny ankizy sy ny olon-dehibe 😍🎬

👉 Aza adino anio amin’ny 13h55 ao amin’ny UPTV! 🔥📺

𝓥𝓸𝓽𝓻𝓮 𝓯𝓲𝓵𝓶 𝓭'𝓪𝓷𝓲𝓶𝓪𝓽𝓲𝓸𝓷 𝓭𝓮 𝓬𝓮𝓽 𝓪𝓹𝓻è𝓼 -𝓶𝓲𝓭𝓲
🎥 "𝐋𝐄 𝐑𝐎𝐈 𝐒𝐈𝐍𝐆𝐄 " 🎥
( 𝐀𝐧𝐢𝐦𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧, 𝐀𝐯𝐞𝐧𝐭𝐮𝐫𝐞, 𝐅𝐚𝐦𝐢𝐥𝐥𝐞, 𝐒𝐜𝐢𝐞𝐧𝐜𝐞 𝐅𝐢𝐜𝐭𝐢𝐨𝐧 )
à 𝟏𝟑𝐇𝟓𝟓 𝐌𝐈𝐍 sur 𝐔𝐏 𝐓𝐕
𝐒𝐲𝐧𝐨𝐩𝐬𝐢𝐬
𝐋𝐞𝐬 𝐂𝐥𝐚𝐝𝐞, 𝐮𝐧𝐞 𝐟𝐚𝐦𝐢𝐥𝐥𝐞 𝐝’𝐞𝐱𝐩𝐥𝐨𝐫𝐚𝐭𝐞𝐮𝐫𝐬 𝐥é𝐠𝐞𝐧𝐝𝐚𝐢𝐫𝐞𝐬, 𝐝é𝐜𝐨𝐮𝐯𝐫𝐞𝐧𝐭 𝐮𝐧 𝐦𝐨𝐧𝐝𝐞 𝐢𝐧𝐞𝐱𝐩𝐥𝐨𝐫é, 𝐩𝐥𝐞𝐢𝐧 𝐝𝐞 𝐝𝐚𝐧𝐠𝐞𝐫𝐬 𝐞𝐭 𝐩𝐞𝐮𝐩𝐥é 𝐝𝐞 𝐜𝐫é𝐚𝐭𝐮𝐫𝐞𝐬 𝐟𝐚𝐧𝐭𝐚𝐬𝐭𝐢𝐪𝐮𝐞𝐬. 𝐈𝐥𝐬 𝐬𝐨𝐧𝐭 𝐚𝐢𝐝é𝐬 𝐝𝐚𝐧𝐬 𝐥𝐞𝐮𝐫 𝐪𝐮ê𝐭𝐞 𝐝’𝐮𝐧 𝐛𝐥𝐨𝐛 𝐞𝐬𝐩𝐢è𝐠𝐥𝐞 𝐞𝐭 𝐝𝐞 𝐥𝐞𝐮𝐫 𝐜𝐡𝐢𝐞𝐧 à 𝐭𝐫𝐨𝐢𝐬 𝐩𝐚𝐭𝐭𝐞𝐬. 𝐇é𝐥𝐚𝐬, 𝐥𝐞𝐬 𝐪𝐮𝐞𝐫𝐞𝐥𝐥𝐞𝐬 𝐞𝐧𝐭𝐫𝐞 𝐬𝐞𝐬 𝐝𝐢𝐟𝐟é𝐫𝐞𝐧𝐭𝐬 𝐦𝐞𝐦𝐛𝐫𝐞𝐬 𝐦𝐞𝐧𝐚𝐜𝐞𝐧𝐭 𝐝𝐞 𝐟𝐚𝐢𝐫𝐞 é𝐜𝐡𝐨𝐮𝐞𝐫 𝐜𝐞𝐭𝐭𝐞 𝐧𝐨𝐮𝐯𝐞𝐥𝐥𝐞 𝐦𝐢𝐬𝐬𝐢𝐨𝐧, 𝐪𝐮𝐢 𝐞𝐬𝐭 – 𝐝𝐞 𝐥𝐨𝐢𝐧 – 𝐥𝐚 𝐩𝐥𝐮𝐬 𝐜𝐫𝐮𝐜𝐢𝐚𝐥𝐞.

Vaovao hatrany ny horonantsary atolotra ho anareo an  ❤Ataovy mafy hatrany ny hiditrano fa ny ratsy tsy kely lalana an ✊...
30/10/2025

Vaovao hatrany ny horonantsary atolotra ho anareo an ❤

Ataovy mafy hatrany ny hiditrano fa ny ratsy tsy kely lalana an ✊🔥

Miverina indray ireo Mpamono olona mpihitra an keriny an tranon' olona sady vao maika mahery setra sy tsy misy indrafo noho ny teo aloha 💀.
Rehefa fantatr’izy ireo fa velona i Maya, ilay iray tamin’ireo lasibatr’izy ireo taloha, dia miverina izy ireo hanohy ny asa tsy vita 😨.
I Maya, sisa tavela tamin' ireo niharan' ny herisetran ireto olona ireto ,tsy maintsy hiatrika indray ,tsy maintsy handresy ny tahotra satria tsy hiaina ampilaminana izy raha mbola velona any foana ireo tsy mahatahotody 🏚️🔥.

⏰ Asaina indray ary ianao hiaraka aminay anio, amin'ny 9 ora sy fahefany alina eto amin'ny UPTV ❤📺
𝐋𝐞 𝐟𝐢𝐥𝐦 𝐪𝐮𝐞 𝐯𝐨𝐮𝐬 𝐚𝐥𝐥𝐞𝐳 𝐫𝐞𝐠𝐚𝐫𝐝𝐞𝐫 𝐜𝐞 𝐬𝐨𝐢𝐫
🎥 "𝐋𝐄𝐒 𝐈𝐍𝐓𝐑𝐔𝐒 : 𝐂𝐇𝐀𝐏𝐈𝐓𝐑𝐄 𝟐"🎥
( 𝐄𝐩𝐨𝐮𝐯𝐚𝐧𝐭𝐞-𝐡𝐨𝐫𝐫𝐞𝐮𝐫, 𝐓𝐡𝐫𝐢𝐥𝐥𝐞𝐫)
à 𝟐𝟏𝐇𝟏𝟓 𝐌𝐈𝐍 sur 😍𝐔𝐏𝐓𝐕 😍
𝐒𝐲𝐧𝐨𝐩𝐬𝐢𝐬
𝐈𝐧𝐭𝐞𝐫𝐝𝐢𝐭 - 𝟏𝟐 𝐚𝐧𝐬
𝐋𝐞𝐬 𝐈𝐧𝐭𝐫𝐮𝐬 𝐬𝐨𝐧𝐭 𝐝𝐞 𝐫𝐞𝐭𝐨𝐮𝐫 – 𝐩𝐥𝐮𝐬 𝐛𝐫𝐮𝐭𝐚𝐮𝐱 𝐞𝐭 𝐢𝐦𝐩𝐢𝐭𝐨𝐲𝐚𝐛𝐥𝐞𝐬 𝐪𝐮𝐞 𝐣𝐚𝐦𝐚𝐢𝐬. 𝐋𝐨𝐫𝐬𝐪𝐮’𝐢𝐥𝐬 𝐝é𝐜𝐨𝐮𝐯𝐫𝐞𝐧𝐭 𝐪𝐮𝐞 𝐥’𝐮𝐧𝐞 𝐝𝐞 𝐥𝐞𝐮𝐫𝐬 𝐯𝐢𝐜𝐭𝐢𝐦𝐞𝐬, 𝐌𝐚𝐲𝐚, 𝐚 𝐬𝐮𝐫𝐯é𝐜𝐮, 𝐢𝐥𝐬 𝐫𝐞𝐯𝐢𝐞𝐧𝐧𝐞𝐧𝐭 𝐩𝐨𝐮𝐫 𝐭𝐞𝐫𝐦𝐢𝐧𝐞𝐫 𝐜𝐞 𝐪𝐮’𝐢𝐥𝐬 𝐨𝐧𝐭 𝐜𝐨𝐦𝐦𝐞𝐧𝐜é. 𝐓𝐫𝐚𝐪𝐮é𝐞 𝐞𝐭 𝐢𝐬𝐨𝐥é𝐞, 𝐌𝐚𝐲𝐚 𝐝𝐨𝐢𝐭 𝐚𝐟𝐟𝐫𝐨𝐧𝐭𝐞𝐫 𝐮𝐧 𝐧𝐨𝐮𝐯𝐞𝐚𝐮 𝐜𝐡𝐚𝐩𝐢𝐭𝐫𝐞 𝐭𝐞𝐫𝐫𝐢𝐟𝐢𝐚𝐧𝐭 𝐚𝐥𝐨𝐫𝐬 𝐪𝐮𝐞 𝐥𝐞𝐬 𝐭𝐮𝐞𝐮𝐫𝐬 𝐢𝐧𝐬𝐞𝐧𝐬é𝐬 𝐞𝐭 𝐢𝐧𝐚𝐫𝐫ê𝐭𝐚𝐛𝐥𝐞𝐬, 𝐥𝐚 𝐭𝐫𝐚𝐪𝐮𝐞𝐧𝐭, 𝐩𝐫ê𝐭𝐬 à é𝐥𝐢𝐦𝐢𝐧𝐞𝐫 𝐪𝐮𝐢𝐜𝐨𝐧𝐪𝐮𝐞 𝐬𝐞 𝐦𝐞𝐭𝐭𝐫𝐚 𝐞𝐧 𝐭𝐫𝐚𝐯𝐞𝐫𝐬 𝐝𝐞 𝐥𝐞𝐮𝐫 𝐫𝐨𝐮𝐭𝐞.

🎬"𝐋𝐄 𝐑𝐎𝐈 𝐒𝐈𝐍𝐆𝐄"🎬Sun Wukong, gidro iray manana hery miavaka amin’ny maro ✨.Tsy nisy nanaiky niara-niaina taminy ny biby s...
30/10/2025

🎬"𝐋𝐄 𝐑𝐎𝐈 𝐒𝐈𝐍𝐆𝐄"🎬

Sun Wukong, gidro iray manana hery miavaka amin’ny maro ✨.
Tsy nisy nanaiky niara-niaina taminy ny biby sy ny olona rehetra 🐾👤, ka dia nanapa-kevitra izy fa hanao izay fomba rehetra mba hampahery azy ary hahatonga azy ho “Roi Singe” 👑.

Indray andro dia nahita hazo mahagaga i Sun Wukong, izay nanampy azy ho tonga tamin’ny tanjony sy nahafahany nanohitra ireo fahavalony 🐉⚔️.
Na dia teo aza izany anefa, dia lasa nirehareha sy niavonavona izy 😤, ka vao mainka niteraka ady sy olana lehibe taminy 🔥.

📺 Aza adino anio @ 2 ora folakandro ao amin’ny UPTV ! 🎬💥

𝓥𝓸𝓽𝓻𝓮 𝓯𝓲𝓵𝓶 𝓭'𝓪𝓷𝓲𝓶𝓪𝓽𝓲𝓸𝓷 𝓭𝓮 𝓬𝓮𝓽 𝓪𝓹𝓻è𝓼 -𝓶𝓲𝓭𝓲
🎥 "𝐋𝐄 𝐑𝐎𝐈 𝐒𝐈𝐍𝐆𝐄 " 🎥
( 𝐀𝐜𝐭𝐢𝐨𝐧, 𝐀𝐧𝐢𝐦𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧, 𝐂𝐨𝐦é𝐝𝐢𝐞, 𝐅𝐚𝐦𝐢𝐥𝐥𝐞, 𝐅𝐚𝐧𝐭𝐚𝐬𝐭𝐢𝐪𝐮𝐞)
à 𝟏𝟒𝐇𝟎𝟎 𝐌𝐈𝐍 sur 𝐔𝐏 𝐓𝐕
𝐒𝐲𝐧𝐨𝐩𝐬𝐢𝐬
𝐔𝐧𝐞 𝐧𝐨𝐮𝐯𝐞𝐥𝐥𝐞 𝐚𝐝𝐚𝐩𝐭𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧 𝐝𝐞 𝐥𝐚 𝐥é𝐠𝐞𝐧𝐝𝐞 𝐜𝐡𝐢𝐧𝐨𝐢𝐬𝐞 𝐝𝐮 𝐬𝐢𝐧𝐠𝐞 𝐪𝐮𝐢 𝐠𝐚𝐠𝐧𝐞 𝐝𝐞𝐬 𝐬𝐮𝐩𝐞𝐫 𝐩𝐨𝐮𝐯𝐨𝐢𝐫𝐬.

Fifaninanana  mahatsiravina iray mandeha mivantana amin' ny fahitalavitra , tanora 50 no tsy maintsy mandeha tsy an-kiat...
29/10/2025

Fifaninanana mahatsiravina iray mandeha mivantana amin' ny fahitalavitra , tanora 50 no tsy maintsy mandeha tsy an-kiato 🚶‍♂️💀
Izay mijanona = maty 🔥😱😱....Tsy misy famindram-po, tsy misy fialofana…

Tahotra tebiteby ary harerahana saingy tsy maintsy mandeha satria efa tafiditra lalina amin' ilay fifaninanana 🧠🔥

⏰ Aza adinoina ary ny fotoanantsika anio amin'ny 9 ora sy fahefany alina (𝟐𝟏𝐇𝟏𝟓) eto amin'ny UPTV ❤📺

𝐋𝐞 𝐟𝐢𝐥𝐦 𝐪𝐮𝐞 𝐯𝐨𝐮𝐬 𝐚𝐥𝐥𝐞𝐳 𝐫𝐞𝐠𝐚𝐫𝐝𝐞𝐫 𝐜𝐞 𝐬𝐨𝐢𝐫
🎥 "𝐌𝐀𝐑𝐂𝐇𝐄 𝐎𝐔 𝐂𝐑È𝐕𝐄"🎥
( 𝐄𝐩𝐨𝐮𝐯𝐚𝐧𝐭𝐞-𝐡𝐨𝐫𝐫𝐞𝐮𝐫, 𝐒𝐜𝐢𝐞𝐧𝐜𝐞 𝐅𝐢𝐜𝐭𝐢𝐨𝐧, 𝐓𝐡𝐫𝐢𝐥𝐥𝐞𝐫)
à 𝟐𝟏𝐇𝟏𝟓 𝐌𝐈𝐍 sur 😍𝐔𝐏𝐓𝐕 😍
𝐒𝐲𝐧𝐨𝐩𝐬𝐢𝐬
𝐈𝐧𝐭𝐞𝐫𝐝𝐢𝐭 - 𝟏𝟔 𝐚𝐧𝐬
𝐋𝐞 𝐣𝐞𝐮𝐧𝐞 𝐆𝐚𝐫𝐫𝐚𝐭𝐲 𝐯𝐚 𝐜𝐨𝐧𝐜𝐨𝐮𝐫𝐢𝐫 𝐩𝐨𝐮𝐫 " 𝐋𝐚 𝐋𝐨𝐧𝐠𝐮𝐞 𝐌𝐚𝐫𝐜𝐡𝐞 ", 𝐮𝐧𝐞 𝐜𝐨𝐦𝐩é𝐭𝐢𝐭𝐢𝐨𝐧 𝐪𝐮𝐢 𝐜𝐨𝐦𝐩𝐭𝐞 𝐜𝐞𝐧𝐭 𝐩𝐚𝐫𝐭𝐢𝐜𝐢𝐩𝐚𝐧𝐭𝐬. 𝐂𝐞𝐭 é𝐯é𝐧𝐞𝐦𝐞𝐧𝐭 𝐬𝐞𝐫𝐚 𝐫𝐞𝐭𝐫𝐚𝐧𝐬𝐦𝐢𝐬 à 𝐥𝐚 𝐭é𝐥é𝐯𝐢𝐬𝐢𝐨𝐧, 𝐬𝐮𝐢𝐯𝐢 𝐩𝐚𝐫 𝐝𝐞𝐬 𝐦𝐢𝐥𝐥𝐢𝐞𝐫𝐬 𝐝𝐞 𝐩𝐞𝐫𝐬𝐨𝐧𝐧𝐞𝐬. 𝐌𝐚𝐢𝐬 𝐜𝐞 𝐧’𝐞𝐬𝐭 𝐩𝐚𝐬 𝐮𝐧𝐞 𝐦𝐚𝐫𝐜𝐡𝐞 𝐜𝐨𝐦𝐦𝐞 𝐥𝐞𝐬 𝐚𝐮𝐭𝐫𝐞𝐬, 𝐩𝐥𝐮𝐭ô𝐭 𝐮𝐧 𝐣𝐞𝐮 𝐬𝐚𝐧𝐬 𝐟𝐨𝐢 𝐧𝐢 𝐥𝐨𝐢…

🌊💜 RUBY, L’ADO KRAKEN Tovovavy 16 taona i Ruby, saro-tahotra nefa be herim-po 💫.Rehefa nandika ny fandraran’ny reniny az...
29/10/2025

🌊💜 RUBY, L’ADO KRAKEN

Tovovavy 16 taona i Ruby, saro-tahotra nefa be herim-po 💫.
Rehefa nandika ny fandraran’ny reniny azy tsy hilomano an-dranomasina 🌊, dia nahita fa hay afenina azy fa zanaka mpanjakavavin’ny ranomasina sy manan-kery Kraken 😱👑🐙.
Ankehitriny, tsy maintsy miatrika ny sirène mpifaninana izay ao an tsekoliny ihany ary miaro ireo zavatra tiany rehetra ❤️🔥.

📺 Aza adino anio @ 2 ora folakandro ao amin’ny UPTV ! 🎬💥

𝓥𝓸𝓽𝓻𝓮 𝓯𝓲𝓵𝓶 𝓭'𝓪𝓷𝓲𝓶𝓪𝓽𝓲𝓸𝓷 𝓭𝓮 𝓬𝓮𝓽 𝓪𝓹𝓻è𝓼 -𝓶𝓲𝓭𝓲
🎥 "𝐑𝐔𝐁𝐘, 𝐋'𝐀𝐃𝐎 𝐊𝐑𝐀𝐊𝐄𝐍 " 🎥
( 𝐀𝐧𝐢𝐦𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧, 𝐀𝐯𝐞𝐧𝐭𝐮𝐫𝐞, 𝐒𝐜𝐢𝐞𝐧𝐜𝐞 𝐅𝐢𝐜𝐭𝐢𝐨𝐧)
à 𝟏𝟒𝐇𝟎𝟎 𝐌𝐈𝐍 sur 𝐔𝐏 𝐓𝐕
𝐒𝐲𝐧𝐨𝐩𝐬𝐢𝐬
Â𝐠é𝐞 𝐝𝐞 𝟏𝟔 𝐚𝐧𝐬, 𝐑𝐮𝐛𝐲 𝐆𝐢𝐥𝐥𝐦𝐚𝐧 𝐞𝐬𝐭 𝐚𝐮𝐬𝐬𝐢 𝐦𝐚𝐥𝐚𝐝𝐫𝐨𝐢𝐭𝐞 𝐪𝐮’𝐚𝐝𝐨𝐫𝐚𝐛𝐥𝐞. 𝐄𝐥𝐥𝐞 𝐭𝐞𝐧𝐭𝐞 𝐝é𝐬𝐞𝐬𝐩é𝐫é𝐦𝐞𝐧𝐭 𝐝𝐞 𝐭𝐫𝐨𝐮𝐯𝐞𝐫 𝐬𝐚 𝐩𝐥𝐚𝐜𝐞 𝐚𝐮 𝐥𝐲𝐜é𝐞 𝐝’𝐎𝐜𝐞𝐚𝐧𝐬𝐢𝐝𝐞, 𝐨ù 𝐞𝐥𝐥𝐞 𝐚 𝐥’𝐢𝐦𝐩𝐫𝐞𝐬𝐬𝐢𝐨𝐧 𝐝’ê𝐭𝐫𝐞 𝐭𝐨𝐭𝐚𝐥𝐞𝐦𝐞𝐧𝐭 𝐭𝐫𝐚𝐧𝐬𝐩𝐚𝐫𝐞𝐧𝐭𝐞. 𝐄𝐥𝐥𝐞 𝐝𝐨𝐧𝐧𝐞 𝐝𝐞𝐬 𝐜𝐨𝐮𝐫𝐬 𝐝𝐞 𝐬𝐨𝐮𝐭𝐢𝐞𝐧 𝐞𝐧 𝐦𝐚𝐭𝐡𝐬 à 𝐮𝐧 𝐣𝐞𝐮𝐧𝐞 𝐬𝐤𝐚𝐭𝐞𝐫 𝐝𝐨𝐧𝐭 𝐞𝐥𝐥𝐞 𝐞𝐬𝐭 𝐬𝐞𝐜𝐫è𝐭𝐞𝐦𝐞𝐧𝐭 𝐚𝐦𝐨𝐮𝐫𝐞𝐮𝐬𝐞, 𝐦𝐚𝐢𝐬 𝐪𝐮𝐢 𝐧𝐞 𝐬𝐞𝐦𝐛𝐥𝐞 𝐚𝐝𝐦𝐢𝐫𝐞𝐫 𝐜𝐡𝐞𝐳 𝐞𝐥𝐥𝐞 𝐪𝐮𝐞 𝐬𝐚 𝐜𝐚𝐩𝐚𝐜𝐢𝐭é à 𝐫é𝐬𝐨𝐮𝐝𝐫𝐞 𝐝𝐞𝐬 é𝐪𝐮𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧𝐬. 𝐄𝐭 𝐝𝐞 𝐭𝐨𝐮𝐭𝐞 𝐟𝐚ç𝐨𝐧, 𝐞𝐥𝐥𝐞 𝐧𝐞 𝐩𝐞𝐮𝐭 𝐩𝐚𝐬 𝐟𝐫é𝐪𝐮𝐞𝐧𝐭𝐞𝐫 𝐥𝐞𝐬 é𝐥è𝐯𝐞𝐬 𝐥𝐞𝐬 𝐩𝐥𝐮𝐬 𝐢𝐧𝐭é𝐫𝐞𝐬𝐬𝐚𝐧𝐭𝐬 𝐝𝐮 𝐥𝐲𝐜é𝐞, 𝐜𝐚𝐫 𝐬𝐚 𝐦è𝐫𝐞 𝐪𝐮𝐢 𝐥𝐚 𝐬𝐮𝐫𝐩𝐫𝐨𝐭è𝐠𝐞, 𝐥𝐮𝐢 𝐚 𝐟𝐨𝐫𝐦𝐞𝐥𝐥𝐞𝐦𝐞𝐧𝐭 𝐢𝐧𝐭𝐞𝐫𝐝𝐢𝐭 𝐝𝐞 𝐬𝐞 𝐛𝐚𝐢𝐠𝐧𝐞𝐫 𝐝𝐚𝐧𝐬 𝐥’𝐨𝐜é𝐚𝐧. 𝐌𝐚𝐢𝐬 𝐥𝐞 𝐣𝐨𝐮𝐫 𝐨ù 𝐞𝐥𝐥𝐞 𝐥𝐮𝐢 𝐝é𝐬𝐨𝐛é𝐢𝐭 𝐞𝐭 𝐛𝐫𝐢𝐬𝐞 𝐜𝐞𝐭𝐭𝐞 𝐫è𝐠𝐥𝐞 𝐝’𝐨𝐫, 𝐞𝐥𝐥𝐞 𝐝é𝐜𝐨𝐮𝐯𝐫𝐞 𝐪𝐮’𝐞𝐥𝐥𝐞 𝐞𝐬𝐭 𝐥𝐚 𝐝𝐞𝐬𝐜𝐞𝐧𝐝𝐚𝐧𝐭𝐞 𝐝𝐢𝐫𝐞𝐜𝐭𝐞 𝐝𝐞 𝐥𝐚 𝐥𝐢𝐠𝐧é𝐞 𝐝𝐞𝐬 𝐫𝐞𝐢𝐧𝐞𝐬 𝐠𝐮𝐞𝐫𝐫𝐢è𝐫𝐞𝐬 𝐊𝐫𝐚𝐤𝐞𝐧, 𝐞𝐭 𝐪𝐮’𝐞𝐥𝐥𝐞 𝐞𝐬𝐭 𝐝𝐞𝐬𝐭𝐢𝐧é𝐞 à 𝐦𝐨𝐧𝐭𝐞𝐫 𝐬𝐮𝐫 𝐥𝐞 𝐭𝐫ô𝐧𝐞 𝐣𝐮𝐬𝐪𝐮𝐞-𝐥à 𝐨𝐜𝐜𝐮𝐩é 𝐩𝐚𝐫 𝐬𝐚 𝐠𝐫𝐚𝐧𝐝-𝐦è𝐫𝐞 : 𝐥𝐚 𝐫𝐞𝐢𝐧𝐞 𝐠𝐮𝐞𝐫𝐫𝐢è𝐫𝐞 𝐝𝐞𝐬 𝐒𝐞𝐩𝐭 𝐦𝐞𝐫𝐬. 𝐋𝐞𝐬 𝐊𝐫𝐚𝐤𝐞𝐧 𝐨𝐧𝐭 𝐩𝐫ê𝐭é 𝐬𝐞𝐫𝐦𝐞𝐧𝐭 𝐝𝐞 𝐩𝐫𝐨𝐭é𝐠𝐞𝐫 𝐥𝐞𝐬 𝐨𝐜é𝐚𝐧𝐬 𝐝𝐮 𝐦𝐨𝐧𝐝𝐞 𝐞𝐧𝐭𝐢𝐞𝐫 𝐝𝐞 𝐥𝐚 𝐜𝐮𝐩𝐢𝐝𝐢𝐭é 𝐞𝐭 𝐝𝐞 𝐥𝐚 𝐯𝐚𝐧𝐢𝐭é 𝐝𝐞𝐬 𝐬𝐢𝐫è𝐧𝐞𝐬, 𝐥𝐞𝐮𝐫𝐬 𝐞𝐧𝐧𝐞𝐦𝐢𝐞𝐬 𝐣𝐮𝐫é𝐞𝐬. 𝐋𝐞 𝐬𝐞𝐮𝐥 𝐯é𝐫𝐢𝐭𝐚𝐛𝐥𝐞 𝐩𝐫𝐨𝐛𝐥è𝐦𝐞 𝐩𝐨𝐮𝐫 𝐑𝐮𝐛𝐲 𝐞𝐬𝐭 𝐪𝐮’𝐞𝐥𝐥𝐞 𝐯𝐚 𝐝𝐨𝐧𝐜 𝐝𝐞𝐯𝐨𝐢𝐫 𝐬’𝐨𝐩𝐩𝐨𝐬𝐞𝐫 à 𝐂𝐡𝐞𝐥𝐬𝐞𝐚, 𝐥𝐚 𝐧𝐨𝐮𝐯𝐞𝐥𝐥𝐞 𝐥𝐚 𝐩𝐥𝐮𝐬 𝐣𝐨𝐥𝐢𝐞 𝐞𝐭 𝐥𝐚 𝐩𝐥𝐮𝐬 𝐩𝐨𝐩𝐮𝐥𝐚𝐢𝐫𝐞 𝐝𝐮 𝐥𝐲𝐜é𝐞 𝐪𝐮𝐢 𝐬𝐞 𝐭𝐫𝐨𝐮𝐯𝐞 𝐣𝐮𝐬𝐭𝐞𝐦𝐞𝐧𝐭 ê𝐭𝐫𝐞 𝐮𝐧𝐞 𝐬𝐢𝐫è𝐧𝐞. 𝐑𝐮𝐛𝐲 𝐝𝐞𝐯𝐫𝐚 𝐚𝐥𝐨𝐫𝐬 𝐞𝐦𝐛𝐫𝐚𝐬𝐬𝐞𝐫 𝐬𝐨𝐧 𝐝𝐞𝐬𝐭𝐢𝐧 𝐞𝐭 𝐬’𝐢𝐦𝐩𝐨𝐬𝐞𝐫 𝐩𝐨𝐮𝐫 𝐩𝐫𝐨𝐭é𝐠𝐞𝐫 𝐜𝐞𝐮𝐱 𝐪𝐮’𝐞𝐥𝐥𝐞 𝐚𝐢𝐦𝐞 𝐥𝐞 𝐩𝐥𝐮𝐬.

Address

Groupe TV Plus Madagascar Ivanja, Ambohitsoa
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when UP TV posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category