Twelve Celebrity

Twelve Celebrity Am-pitiavana hatrany
Ndriana Ranto

Amin'ny maha Malagasy ahy, dia tsy hay hadinoina fa ny fanabeazana sy ny fahalalana no anisan'ny antoky ny fandrosoana ho an'ny tsirairay sy ho an'ny firenentsika amin’ny ankapobeny.

🎉 Félicitations à la lauréate de la ZAP Ankaraobato au BEPC 2025 !Un grand bravo à Rianah pour son parcours remarquable ...
23/07/2025

🎉 Félicitations à la lauréate de la ZAP Ankaraobato au BEPC 2025 !
Un grand bravo à Rianah pour son parcours remarquable et à toute l’équipe de For Twelve School pour leur accompagnement.
C’est une belle inspiration pour tous les jeunes qui visent l’excellence. 👏📚✨

21/07/2025

🇩🇪🇩🇪🇩🇪Ilay ianao te ho tezitra mafy iny, nefa tsy maintsy amin'ny teny allemand 😆
Hainao zany rehefa vita ity video ity
Inona no dikan'ny hoe "koa raha tsy inona ko ...! "
Am-pitiavana hatrany
Ndriana_Ranto&Co

🎓For Twelve School!Nous sommes heureux de vous annoncer que nos élèves au BEPC ont obtenu la 1ère et la 2ème place dans ...
19/07/2025

🎓For Twelve School!
Nous sommes heureux de vous annoncer que nos élèves au BEPC ont obtenu la 1ère et la 2ème place dans la ZAP Akaraobato !
🌟 Continuons à viser l’excellence !

16/07/2025

🇩🇪🇩🇪🇩🇪Am-pitiavana hatrany no hanomezako anareo ity video ity
Tsy ho diso fanonona intsony ianao rehefa vita ity Video ity
Ndrian Ranto
Am_pitiavana_hatrany
Twelve Celebrity

Toy izao no hanaovantsika ny allemand
08/07/2025

Toy izao no hanaovantsika ny allemand

08/07/2025

🇩🇪🇩🇪🇩🇪Dialogue hoan'ny mpianakavy/mpinamana
Na dia mbola tsy mahay teny allemand mihitsy aza ianao
Am-pitiavana hatrany
Ndriana_Ranto

07/07/2025

J-1

07/07/2025

😅😅Sketch kely hifampizarana antsika
"Toy izao ny vokany raha ny alphabet no mandeha aloha"
Ndriana_Ranto_&_Sebastian
Am-pitiavana hatrany

🌟 Ireo torohevitra 6 fomba fianarana allemà1️⃣ Aza milaza hoe sarotra ny teny alemà.2️⃣ Aza milaza hoe “tsy ahy io teny ...
06/07/2025

🌟 Ireo torohevitra 6 fomba fianarana allemà

1️⃣ Aza milaza hoe sarotra ny teny alemà.

2️⃣ Aza milaza hoe “tsy ahy io teny io” ka rehefa mandiso tsy maninona.
🎯 Raiso ho anao ilay fiteny, aza mitady fialan-tsiny.

3️⃣ Aza manao hoe efa haiko zany,tsy ilaiko intsony izany

4️⃣ Raha vao manomboka, tokony tsy mampiasa Dictionnaire
📕 Lasa kamo ianao farany, tsy ho vitanao intsony io.

5️⃣ Ny fanononana (prononciation) no tsy maintsy hay vao manomboka.
🗣️ Sarotra amboarina io raha efa lasa lavitra ny fahazarana diso.

6️⃣ Aza tonga dia grammaire no asesika fa torana eo

Am-pitiavana hatrany
Ndriana Ranto

❗️Aza maika miteny hoe “Tsy scientifique ny zanako!”👆 Ao anatin’ny Malagasy  misy fahaizana miavaka, mila méthode sy fan...
30/06/2025

❗️Aza maika miteny hoe “Tsy scientifique ny zanako!”
👆 Ao anatin’ny Malagasy misy fahaizana miavaka, mila méthode sy fanofanana fotsiny hanokafana azy.

🥰 Eto aminay, tsy hoe lasa “scientifique” fotsiny izy... fa sady lasa “polyglotte” koa!
📈 Izay miditra ato dia tsy maintsy mahay!

🔬 Sangany amin’ny taranja siantifika (Maths – PC – SVT):
🥇 Voalohany amin’ny BACC série C (Andoharanofotsy sy manodidina – 2024, 2023, 2022, 2021…)

🏅 “Mention” betsaka lavitra noho ny “passable”!
🧠 Finaliste tamin'ny fifaninanana iraisam-pirenena tany Inde
🥈 Nahazo medaille tamin’ny 2nd Iranian Olympiad
🥇 Voalohany amin’ny BEPC (Antananarivo Renivohitra & Atsimondrano)

✅ 100% CEPE sy BEPC

🌍 Sangany amin’ny fiteny sy fifaninanana iraisam-pirenena:
🇫🇷 Frantsay: DELF Primaire – 100% mahazo, naoty ≥ 95/100

🇨🇳 Sinoa:

🏆 Voalohany teto Antananarivo (Passerelle vers le Chinois)

🥉 Top 3 amin’ny “Grande Compétition Chinoise”

📚 Vita: HSK1, HSK2, HSK3, HSK4

🎓 Rehefa mahavita BACC, mahazaka filière rehetra eny amin’ny oniversite.
🎯 Tsy mandalo fotsiny fa lasa sangany tokoa!

📍 For Twelve School
📞 038 80 992 26

Miarahaba antsika rehetraFeno ny toerana , hiampy ny olona hiteny allemand.Ho karakaina tsara izy ireo mba ahaizany teny...
30/06/2025

Miarahaba antsika rehetra
Feno ny toerana , hiampy ny olona hiteny allemand.
Ho karakaina tsara izy ireo mba ahaizany teny allemand.
Raha sanatria ka tsy tafiditra ianao, dia araho foana ny pejy
fa tiako ahay daholo ianareo.
Am-pitiavana hatrany

29/06/2025

🇩🇪🇩🇪🇩🇪Na dia mbola tsy mahay teny allemand mihitsy aza ianao,
dia mahay manao an ity dialogue ity
Ampiaro amin'ny namanao io fa mahafinaritra
Am-pitiavana hatrany
Ndriana_Ranto

Address

Antananarivo

Telephone

+261388099226

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Twelve Celebrity posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share