07/11/2025
NITRANGANA LOVAM-PIFAMOIZINA IZAY NITERAKA FAHATAPAHANA TETEZENA TAO SOALAZAINA, DISTRIKAN'AMBATONDRAZAKA
Tapaka ny tetezam- by Ambaniatsimo atsimon`ny tananan'i Soalazaina,, Kaominina Soalazaina , Distrikan'Ambatondrazaka.
Kamio lehibe iray nitondra kakazo no latsaka tao androany Zoma 07 Novambra 2025, marihina moa fa tetezana mampitohy ny Kaomina Soalazaina amin'ny Kaominina Tanambao Besakay sy Anjozorobe io tapaka io.
Olona telo kosa no tao anatin'ilay Kamio ka ny iray saofera ny roa mpanampy ny saofera ka tsy nisy naratra izy ireo.
✍️ Lova Janà
Courage ho an'ny Mpamily sy tompon'ny fiara