
05/05/2025
📢𝐂𝐨𝐧𝐟é𝐫𝐞𝐧𝐜𝐞 & 𝐀𝐬𝐬𝐞𝐦𝐛𝐥é𝐞 𝐠é𝐧é𝐫𝐚𝐥𝐞
📢 Ny Fikambanan'ny Mpianatra Silamo eto Antananarivo dia manasa atsika rehetra andeha hanovo fahalalana amin’ny fihaonambe iray manokana izay hitondra ny lohahevitra hoe :
« 𝙉𝙮 𝙢𝙥𝙞𝙣𝙤 𝙎𝙞𝙡𝙖𝙢𝙤 : 𝘼𝙝𝙤𝙖𝙣𝙖 𝙣𝙤 𝙝𝙞𝙖𝙞𝙣𝙖𝙣𝙖 𝙣𝙮 𝙛𝙞𝙣𝙤𝙖𝙣𝙖 𝙖𝙤 𝙖𝙣𝙖𝙩𝙞𝙣’𝙣𝙮 𝙛𝙞𝙖𝙧𝙖𝙝𝙖𝙢𝙤𝙣𝙞𝙣𝙖 𝙞𝙨𝙖𝙣-𝙠𝙖𝙧𝙖𝙯𝙖𝙣𝙮 »
__________________
📅𝐃𝐚𝐭𝐲 : 𝐒𝐚𝐛𝐨𝐭𝐬𝐲 1️⃣8️⃣ 𝐌𝐞𝐲 𝟐𝟎𝟐𝟓
📍𝐓𝐨𝐞𝐫𝐚𝐧𝐚 : 𝐄𝐱 𝐀𝐏𝐔 𝐀𝐍𝐊𝐀𝐓𝐒𝐎 𝟏
🕣𝐎𝐫𝐚: 𝟖𝐡𝟑𝟎 𝐦𝐚𝐫𝐚𝐢𝐧𝐚
_____________________
✅Misokatra ho an’ny rehetra ity
fihaonana ity, na mpikambana na tsy mpikambana satria fotoana iray ahafahana mifampizara sy mandalina bebe kokoa ny fomba fiainana maha-mpino silamo ao anatin’ny fiaraha-monina misy kolontsaina sy fivavahana samihafa.
👉 Misy ihany koa ny 𝗳𝗶𝘀𝗼𝗿𝗮𝘁𝗮𝗻𝗮 𝗮𝗻𝗮𝗿𝗮𝗻𝗮( 𝗮𝗱𝗵é𝘀𝗶𝗼𝗻 ) 𝗵𝗼 𝗺𝗽𝗶𝗸𝗮𝗺𝗯𝗮𝗻𝗮 ho an’ireo maniry hiditra ao amin’ny AEMA sy handray anjara amin’ny hetsika ho avy. ( mitondra sary tapaka telo+ 5000 ar izay maniry ihiditra mpikambana)
👉𝐑𝐚𝐡𝐚 𝐦𝐢𝐥𝐚 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐳𝐚𝐯𝐚𝐧𝐚 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐦𝐩𝐢𝐧𝐲 𝐝𝐢𝐚 𝐚𝐳𝐚 𝐦𝐢𝐬𝐚𝐥𝐚𝐬𝐚𝐥𝐚 𝐦𝐚𝐧𝐝𝐞𝐟𝐚 𝐡𝐚𝐟𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐦𝐢𝐚𝐟𝐢𝐧𝐚
👉𝙏𝙤𝙣𝙜𝙖𝙫𝙖 𝙢𝙖𝙧𝙤 𝙖𝙧𝙮 𝙚𝙣𝙩𝙖𝙣𝙤 𝙣𝙮 𝙣𝙖𝙢𝙖𝙣𝙖
__________________