27/11/2025
Reconnais la valeur de ce que tu as( surtout tes proches ) , creuse même s'il le faut pour la trouver , car si tu l'abandonne sans l'avoir su , tu le regretteras toute ta vie.car a ce moment-là ce sera trop t**d , quelqu'un d'autre l'avait déjà trouvé et cheri 😊
----------
Traduction vary amin'anana 😁:
Ankatoavy , tadiavo, trandraho mihitsy ary oe inona no valeur an'ny zavatra hanananao ( surtout ny olona akaiky anao ) , satria raha miala , na milavo lefona alohan'ny tena nahafantarana izany ianao dia hanenina mandrakizay, ary ho tara loatra satria hisy ahita ilay izy dia hokolokoloiny ka tsy hiverina aminao intsony 😊.