13/03/2024
😱VIVONS L'EXPERIENCE ENSEMBLE en Améliorant votre PRONONCIATION ET ECOUTE DE L'ANGLAIS🌟
Ny Alatsinainy 18 Mars 2024 Miatomboka amin'ny 8 ora maraina ho an'ny Prononciation ary amin'ny 10 ora ny Ecoute/Listening.
Izao atao ao amin'ny IKM Antsahavola, 2ème étage
📣Efa akaiky ka aleo manapakevitra fa 2 Erinandro ny faharetan'ilay fampiofanana farak'izay mora raha ny kalitao no jerena
: 10.000ar (mandefa hafatra miafina MP na miantso ny 034 21 199 40)
: 45.000ar izay aloha ny 18 mars andron'ny fidirana
-Ny fahaizana Prononciation dia mampitombo ny Opportinuté ho an'izay mahafehy azy, manatsara ny fahazoana ny resaky ny olona mpiteny Anglisy hafa ihany koa
-Ny fahaizana Ecoute na mihaino dia mantsara ny fifaneraserna ary anisan'ny singa mila hain'ny mpiteny Anglisy raha te hanatsara ny Anglais izy, io no base.
Mety ho an'ny olona rehetra izay maniry hanatsara, hampianatra sy ireo vao hanomboka eo amin'ny fianarana Anglais.....
Ireto avy no hitanao ao anatin'ny formation Prononciation:
🎯Ny Prononciation sy ny tontolony
🎯Ireo Accent Americain
🎯Ireo antony mahatonga ny Americain maro mitelina "mot" rehefa miteny
🎯Ireo atao rehefa te hitelina Mot ary ny atao hahafahana mi-comprendre ireo mpitelina mot.
Ireto avy no hitanao ao anatin'ny formation ECOUTE/LISTENING:
🎯Ny mahazavadehibe ny Ecoute
🎯Ireo dingana atao raha te hahazo ireo vahiny mpiteny Anglisy rehefa miteny
🎯Ireo tokony hatao raha mihaino hira/radio/interview
🎯Ireo Exercice de compréhension
🎁Misy torohevitra marobe ahafahanao manatsara ny Anglais anao ihany koa 🎁
MIVOATRA IANAO NY TANJONA ARY HO TRATRARINTSIKA MIARAKA IZANY, hanokatra varavarana ho anao rehefa vita ny formation
💡 034 21 199 40
-